Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
itaramasoandro ( 10/11/2010 04:28)
maro ny porofo
"Million-dollar beds fuel Madagascar timber crisis" - BBC, ho hitanao ao @ http://www.bbc.co.uk/news/science-environment-11626412 tsy hay ny tsy hizara ny lahatsoratra. ... tohiny
Alina ( 10/11/2010 04:03)
FAUX-DEBATS
Slt daholo, Zaho aloha mahita fa lany andro eto foana isika raha variana hitanisa izao no tokony hampidirina na tsia ao @ Constitution.Ekena aloha fa misy minimumn-javatra tokony ho ao fa ny tena zava... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 07/12/2010 07:36
Rabaradaka ( 09/11/2010 11:10)
Mbola zanatany Frantsay i Madagasikara 40 taona taorian'ny nahafatesan'ny De Gaulle
Mandeha tokoa ny tantara ry zareo. Fa 40 taona aty aoriana dia mbola io ihany i Gasikara kely mandohalika amin'ny La France, mbola tsy menatra ihany ry Andry TGV sy ny forongony misolelaka amin'ny La ... tohiny
novalian'i alina ny 04/12/2010 22:09
vatofototra ( 09/11/2010 08:43)
REGARDER VIDEO Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? Vidéo retirée - Censuré?
REGARDER VIDEO Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? Vidéo retirée - Censuré? Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? Partie 1 à 4 Nous sommes désolé,... tohiny
novalian'i jiolah ny 12/11/2010 12:49
AndriambyII ( 08/11/2010 22:51)
Farateny .
Hafatra tiako ampitaina manokana ho an' ilay nanana PS "Andevo " niseho be didoha teto @ serasera nanoloana ahy , na iza izy na iza ! Mivoaha avy ao @ maizina raha tena taranak'olombanona hifanazavan... tohiny
cartina ( 08/11/2010 21:40)
aiza jiaby anareo lehilahy tsimanambady eeee
salama daholy avakoaby eee , zao naika mitady lehilahy serieux anambady zao raha misy any ,zao vehivavy joby 19ans miasa, tsotsa sady tia mitsikitsiky lalandava lol de raha teahita tarehiko anao de... tohiny
novalian'i coco2 ny 04/12/2010 09:48
vatofototra ( 08/11/2010 18:25)
REGARDER VIDEO Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? novembre 2010
REGARDER VIDEO Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? novembre 2010 Andry Rajoelina impliqué dans le trafic des bois de rose ? Partie 1 à 4 Participer au débat sur le projet... tohiny
andrywui ( 08/11/2010 17:38)
Valin-kafatra ho an'i PIOZILA ..
[quote] piozila - 02/11/2010 15:42 Any ianao Komanda Charles, Voalohany, komanda ianao hatreto fa tsy Lietna-kolonely satria fitondrana sandoka (azo tamin’ny fanonganampanjakana izay nataonareo) ... tohiny
novalian'i piozila ny 12/11/2010 15:54
vale ( 08/11/2010 11:28)
boutons!!!
Bjr, saika mba anontany hoe mety misy ohatry ny manjo ahy ve nareo? izany oe: misy boutons anefa tsy ado za, dia traité_na ilay izy ary afaka 2 ou trois mois d iny indray fa miverina! Inona no tokon... tohiny
novalian'i vale ny 31/05/2011 16:41
andrywui ( 08/11/2010 10:04)
TSY RARINY R IRAK A AOKA NY KRISTIANINA E
tokony hietsika koa ny kristianina de amboarina ny musul any amn tanana any fa toa resy tsy miady foana nefa efa fanimpiriny io zao http://www.reforme.net/dossiers.php?id=663 http://www.reforme.ne... tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:00
RUZ9 ( 08/11/2010 09:03)
MIALA ANY INDRAY NY FITAKA BEVAVA
"Ela no niandrasan' ny vahoaka filoha sahy miteny ny marina"; fa mbola mpamitaka ihany no hitany teny @ lapan'ny kolontsaina raha tsy izany; avoahy ny marina momba an'iny raharaha 26-janoary 2009 iny... tohiny
novalian'i jiolah ny 10/11/2010 05:21
chriss ( 08/11/2010 08:56)
MANAHOANA DAHOLO MBA MILA FANMPIANA NY TENAKO AZAFADY INDRINDRA IZAY AFAKA MANAMPY AHY DIA ISAORAKO MIALOHA SAHADY MITADY ASA AHO ZANY HOE 4TAONA AHO NO TETO FRANTSA TSY MBOLA NIASA MIHINTSY FA... tohiny
chriss ( 08/11/2010 08:54)
MANAHOANA DAHOLO MBA MILA FANMPIANA NY TENAKO AZAFADY INDRINDRA IZAY AFAKA MANAMPY AHY DIA ISAORAKO MIALOHA SAHADY MITADY ASA AHO ZANY HOE 4TAONA AHO NO TETO FRANTSA TSY MBOLA NIASA MIHINTSY FA... tohiny
ledala ( 08/11/2010 00:51)
mipetraka ny fanontaniana
Misy ny milaza hoe aleo miaraka amin'ny olona tia, ao ny miteny hoe ny miaraka amin'ny olona tina no tsara kokoa; tsy maro mantsy ny tia sy ny tina no tafara-dalana.Aiza no lalan-kombana ?... tohiny
novalian'i ledala ny 22/01/2011 17:48
ledala ( 07/11/2010 00:33)
mba eritreritra ny ahy iny
Araky ny hevitro, mianatra isika dia avy eo mitady asa, ary tena mitsikaraka tokoa moa zany, mandondona etsy sy eroa. Ny any ambanivohitra koa dia mamonjy renivohitra mba hitady asa, na tsy dia nianat... tohiny
novalian'i ledala 0 ny 22/06/2022 18:35
AndriambyII ( 06/11/2010 22:16)
Fanasàna maso
Asa na efa nisy nanasa maso isika , famoahana ny voamaso tanteraka @ toerany ary fanadiovana ireo loto tafiditra ao anaty grotte occulaire .Ny effet secondaire ny fanaovana izany no tsara ho fantarina... tohiny
novalian'i niryna ny 21/01/2011 17:12
bibidia ( 06/11/2010 11:09)
manahoana hoa ny dago ary mitady sipa mandritra ny vancaes ataoko hoany @ dec 2010 izaho izay mety manana hevitra dia manorate tsoriko ny fa tsiahaiko ny miatsara velatsihy revy no tadiaviko misaotra ... tohiny
novalian'i papoose ny 26/11/2010 18:19
RAR.DAGO ( 06/11/2010 05:45)
Andao ary anao politika
Isika eto @ ity lohahevitra ity izany (ary fonosiko ao antin'izany ny tenako) tompon-daka eran-tany amin'ny fitsikerana sy fanakianana ny hafa. Ka andao ary isika mba hirotsaka koa mba jerena izay vi... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 14/11/2010 00:20
RAR.DAGO ( 06/11/2010 05:24)
Hatsaraina ny fampianarana gasy
Tsy fantatro hoe eto ve ity no tokony haroso sa aiza ka dia eto aloha fa ahitsiho aho raha diso. Ity ary no fanontanaina : - Ianareo izay mipetraka any an-dafy maro no miforitra any mba ahafahana mamp... tohiny
novalian'i Nav ny 08/04/2013 08:28
bazylou ( 05/11/2010 16:45)
ny atao hoe
fandrosoana dia ny fitoviana tsy misy valaka amin'ny fotsy hoditra, na fiteny , na toe karena na fahaizana, .......... ankoatran'izay mahantra fona ny klasiny e, raha tsy hoe hanao rajakombazaha anga... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/11/2010 13:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4239