Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Hinagasy
(
31/10/2010 22:48)
HAT, Vatican, Katolika tsy manohana HAT
Tsy polémique mihitsy no tadiaviko fa mba te hahafantatra aho .
Ny vatican voalaza hoe ni-reconnaître ny fitondrana HAT, ho an'ny katolika tsy manohana ny HAT, lasa fahotana ve ilay tsy fanekena ...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 06/11/2010 06:05
vatofototra
(
30/10/2010 09:40)
REGARDER VIDEO Tantely ANDRIANARIVO invité Resabe MaTV 29 octobre 2010
REGARDER VIDEO Tantely ANDRIANARIVO invité Resabe MaTV 29 octobre 2010
- Tantely ANDRIANARIVO invité de Radavidson - Resabe MaTV 29 octobre 2010
Participer au débat sur le projet économique et...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 03/11/2010 21:07
hery
(
30/10/2010 06:04)
Seraser'alina 2
Salama daholo,
Araka ny voalazan'ny mpikarakara izany dia hotanterahina amin'ny [b]Zoma 26 Novambra 2010[/b] manomboka amin'ny 8 ora sy sasany alina ([b]20h30[/b]) ilay Seraser'alina 2 izay fihaonana...
tohiny
novalian'i gasybeu ny 23/03/2011 10:30
fijo
(
29/10/2010 19:12)
mora sa sarotra e???
« Tsena Mora » : Certains produits déjà revendus PDF Imprimer Envoyer
Vendredi, 29 Octobre 2010 00:00
Certains bénéficiaires des « Tsena Mora » dans les arrondissements, ont ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/11/2010 21:46
niryna
(
29/10/2010 15:48)
Fa nahoana tokoa ary e
Asa ,mba lasa ny fisainako namaly ny namana tary ambadika tary.Tamin'isika mbola kely dia tsaroako fa ny vehivavy no toa mahay matetika rehefa oharina ny lahy(asa be lalao sy misetrasetra ary mety tsy...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/11/2010 15:45
Dan23
(
29/10/2010 15:30)
kianjan'ny demokrasia
Mba mahalasa saina ihany hoe :"inona marina le oe kianjan'ny demokrasia" ary an'iza le kianja????
Aleo tonga dia tenenina miits ranga ho "foza tay" a,notokananla le kianjan'Ambohijatovo ho kianjan'ny ...
tohiny
novalian'i jiolah ny 02/11/2010 11:33
niryna
(
29/10/2010 15:17)
Aza atao valalan'alika an
Indraindray aho dia variana ireo olona izay toa manambany ny mahamalagasy( tsy misy resaka politika ity an,resaka fahaizana no tiako tenenina)
Manambanimbany hoy aho satria raha resaka hoe tsy fahampi...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/11/2010 06:44
AndriambyII
(
29/10/2010 13:01)
Tsetsatsetsa tsy aritra .
Tena mahery ry zareo sinoa ka !
http://fr.news.yahoo.com/64/20101028/ttc-la-chine-revendique-la-premire-place-1a10180.html...
tohiny
vonynive
(
29/10/2010 12:03)
varotra rano eto Mkara
nivarotra rano hono i Mkara
mivarotra rano i Mkara
hivarotra rano i Mkara
manondrana rano i Mkara, tsy hiditra politika aho fa hoy aho hoe raha mivarotra isika dia tokony hiezaka hamokatra rano kosa m...
tohiny
novalian'i bafles ny 29/10/2010 16:02
vonynive
(
29/10/2010 11:16)
fafao
salama hery,
hery a, zava-baovao ve sa za no nikitika zavatra tsy haiko,na tsy maharaka fa lasa misy oe [b]fafao[/b] ny hafatro; zavatra sampona sa fanatsarana nataonao? msaotra...
tohiny
novalian'i hery ny 29/10/2010 14:57
RAR.DAGO
(
29/10/2010 09:30)
Dia ahoana izany ny sasany?
Répartition des religions dans le monde (Ces données sont tirées du tableau de David B. Barrett, Nations Unies, 1998)
[b]Chrétiens:[/b] 1,943,038,000, soit 32.8% de la population mondiale.
[b]...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 16/11/2010 07:50
RAR.DAGO
(
29/10/2010 06:11)
Fa maninona i Jesosy no mbola tsy niverina
Nangataka t@ dadany hono i Jesosy :
- Avelao aho ry Dada mba hiverina any an-tany, indrindra any Madagasikara fa tena tsy azon'ny olona mihitsy ny zavatra nampianariko fa mifanohitra tanteraka @ zavat...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/11/2010 21:38
methode
(
28/10/2010 21:59)
Nankaiza daholo ny namana taloha teto??
Tsapa fa toa tsy dia misy miresaka firy intsony ato amin'ny vavolombelona ato! Fa mba nankaiza daholo ireny namana taloha ireny??? Ny tenanay aloha izao dia efa aty Dago. Sarotra dia sarotra ny miditr...
tohiny
novalian'i ilafy ny 23/12/2015 20:44
fijo
(
28/10/2010 21:49)
hay ve?????za nihevitra hoeeeee
Raharaha Philipe Verdon : Nokianin'ny minisitra Organès i Lalatiana Viva PDF Imprimer Envoyer
Jeudi, 28 Octobre 2010 00:00
Notsoahina tamin'ny asany ny komisera Brunel ary nahazo sazy araka...
tohiny
novalian'i jiolah ny 03/11/2010 12:15
Dan23
(
28/10/2010 13:22)
TSENA MORA HONO
Anomboka indray mantsy ny fifidianana dia hitady lalana saady ny FOZA.nanin ts tsy tamla nandroba fahefana de efa nosokafana io ra tena endry fa ts io no mody anambatambazanla ny vahoaka eo.Taiza zao ...
tohiny
novalian'i locl ny 30/10/2010 13:47
vonynive
(
28/10/2010 11:45)
inona no mampiavaka ny kristianiana sy ny tsy kristianina?
[b]inona no iavahan'ny kristianina sy ny tsy kristianina[/b]
io indray no mahalasa ny saiko...
Hevitra vary raraka atao an-tsobika no atao eto ka na avy aiza na avy aiza ny hevitra dia horaisina anta...
tohiny
novalian'i vonynive ny 11/11/2010 13:18
vonynive
(
28/10/2010 11:27)
confirmation adresse email
bjr daolo
mbola serasera erantany ihany izy ity :
matetika aho no mahazo email izay milaza fa te-hi-confirmer ny adresy email-ko hono izy dia manontany ny momba ahy ary ny "mot de passe-ko"
ahoana ny...
tohiny
novalian'i vonynive ny 29/10/2010 11:54
vonynive
(
28/10/2010 05:36)
isika vehivavy no aoka hieritreritra fa ny lehilahy...
resaka nifanaovana tao @ ONG 1 mikarakara (manentana, manabe..) ireo zazavavy tsy ampy taona mivarotena eto Antananarivo ity :
araka ny tatitra nomen'ny ministeran'ny tanora sy ny ministeran'ny mponin...
tohiny
novalian'i vonynive ny 15/12/2010 08:17
LazaDaddy
(
27/10/2010 22:01)
QMM: ampidirana ny politika "cause cotiere" ihany koa
[quote]Enorme problème pour QMM, Cette entreprise de production d'ilménite de Tolagnaro est fermée depuis hier suite au mouvement de revendication de l'association Fagnomba qui a placé des barrage...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 01/11/2010 01:47
velysette
(
27/10/2010 17:46)
fivoriam pianakaviana Tera dRamiangola sy Rangita
Ry hava-malala tera-dRamiangola sy Rangita (TRR),
Tonga indray ity ny 1er Novambra, vanin’andro fankalazàna sy fiaonan’ny
mpianankavy manontolo. Koa manainga antsika rehetra ho tonga maro mba ho...
tohiny
