Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo ( 20/10/2010 18:57)
fa ngah tsy fitantanana mahitsy indray le TGV?
Antananarivo : Miparitaka ny cheque carburant sandoka PDF Imprimer Envoyer Mercredi, 20 Octobre 2010 00:00 Olona iray, mpiasa amina toby fivarotan-dasantsy eto an-drenivohitra no nahatratrar... tohiny
novalian'i fijo ny 21/10/2010 21:15
fijo ( 20/10/2010 18:55)
misy tokoa ve le ody sa......?
Faratsiho : Zatovo 14 taona notazaonina ramatoa 45 taona tamin’ny ody PDF Imprimer Envoyer Mercredi, 20 Octobre 2010 00:00 Voatery nosamborin'ny zandary sy natao famotorana ary natolotra ny... tohiny
niryna ( 20/10/2010 17:18)
Fa maninona ?
Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny sehatry ny serasera indray ny tenako. Misaotra an'Atra lehibe aho noho ny fahasoavana tsy voatanisa omeny ahy isan'andro Isaorako koa izy fa na dia maro aza ny ri... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 11/11/2010 21:15
embonembona ( 20/10/2010 13:02)
rencontre dicrète, tendresse et complicité :
rencontre dicrète, tendresse et complicité : Lehilahy 47 taona manambady, mipetraka eto paris matotra, mitady vehivavy manambady koa mipetraka paris na manodidina , mitady fitiavana, mila fifandrais... tohiny
novalian'i Tomy ny 05/09/2011 07:10
mirananirina ( 20/10/2010 12:56)
Ireto lehilahy ireto
Andrywui,terrywui,fafane,nyhaingo,cyril(andrywui),antimpanahy,gratos,haloween,sns...hafa dia manambara eto aho fa [u][b]olona 1 [/b][/u]ihany ireo,ary tsy maintsy manaratsy ahy eto ny asany satria tsy... tohiny
novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:16
rafahafahana ( 20/10/2010 12:51)
Mahagaga
Gaga aho fa tsy mivoaka eto @ serasera ny hevitra sy ny lahatsoratra nosoratako tao @ fivavahana sy finoana, inona re no mety ho antony é, misy sivana ve sa ahoana, sa mety nanindrona anareo mpikarak... tohiny
novalian'i zandry01 ny 27/10/2010 08:13
Rabaradaka ( 20/10/2010 11:44)
Very hevitra ny Gasy
Dadatoa a, tapi-dàlan-kaleha ny gasy ary very hevitra toy ny kijeja voatango elatra, tsy hay intsony izay aleha sy hatao. Hifidy nefa tsy hay izay fidiana , tsy hifidy nefa tsy hay izay antony tsy hi... tohiny
itaramasoandro ( 20/10/2010 02:18)
ny entonin'ny rivotra politika
na koa hoe ny entin'ny rivotra masiso ny rivotra politika ankehitriny dia voalaza @ ity rohy manaraka ity, t@ volana septambra lasa teo . raha manohy mizaha ianao dia ampio ny hoe < madagascar> ka... tohiny
itaramasoandro ( 20/10/2010 02:17)
ny entonin'ny rivotra politika
na koa hoe ny entin'ny rivotra masiso ny rivotra politika ankehitriny dia voalaza @ ity rohy manaraka ity, t@ volana septambra lasa teo . raha manohy mizaha ianao dia ampio ny hoe < madagascar> ka... tohiny
halloween ( 19/10/2010 15:49)
MIARAHABA TOMPOKO
Aza manantena ahita mangirana zany ry TIM GTT a mbola aiza no hanjo e ... zao i dada ty very faty , ny tena miha mahian'ny filalaovana swazi lava nono any , ny vola miha-ritran'ireo swazi vavy ireo sa... tohiny
novalian'i halloween ny 21/10/2010 08:31
andrywui ( 19/10/2010 15:36)
MISY FANOTANIANA KELY ITY HERY A
Asa na azo valianao eto izy ty tonton na tsia fa de alefako eto iany alou mba ho itan'ny olona ! hono hoa : " AMIN'IRENY CYBER IRENY VE RANGAHY RAHA MISY PC 20 ISA AO DIA MITOVY DAHOLO VE NY IP N'IR... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 16/05/2012 11:32
anadriantsoa ( 19/10/2010 15:07)
misy sipa tiako be d ts poinsa mits! d mitady solony za?sao d mba misy vonona ... tohiny
novalian'i sylvaine ny 26/10/2010 06:37
antimpanahy ( 19/10/2010 11:11)
ANTSO MAIKA HO AN'IRETO OLONA IRETO
Malahelo ihany ny fo ary mitraho ny ranomaso anaka isany fa : misy nanjavona ireo namana mpiara-mihira tato, izay nandrora nitsilany moa ka ny tenanay ihany no voa ,koa noho izany re anaka dia : - Mb... tohiny
novalian'i dadabe ny 08/06/2011 17:06
vatofototra ( 19/10/2010 09:18)
REGARDER VIDEO Nirotsaka an-dalambe ny ankolafy telo, raikitra indray ny sakoroka 19 octobre 2010
REGARDER VIDEO Nirotsaka an-dalambe ny ankolafy telo, raikitra indray ny sakoroka 19 octobre 2010 - Nirotsaka an-dalambe ny ankolafy telo, raikitra indray ny sakoroka Participer au débat sur le p... tohiny
novalian'i locl ny 19/10/2010 18:44
LazaDaddy ( 19/10/2010 03:22)
ny fampihavanam-pirenena tena izy
Ny fampihavanam-pirenena dia tsy miainga velively amin'ny fampihavanana kisarisary (sy feno fihatsarambelatsihy) ireo jiolahimboto ao aminy. Ny fampihavanam-pirenena tena izy dia mifototra amin'ny fih... tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2010 19:15
fijo ( 18/10/2010 21:31)
aza vendrann'y finoan aihany fa tssss
Ambohidahy Soavinimerina : Mitantara ny zava-nitranga ny mpitandrina Rabetokotany PDF Imprimer Envoyer Samedi, 16 Octobre 2010 00:00 Be loatra ny feo mandeha momba iny raharaha nitranga tets... tohiny
novalian'i Dan23 ny 28/10/2010 10:56
tslem ( 18/10/2010 07:46)
Zily sy Mena
Somary hatsikana mahafinaritra.Tany @ taona 1996 tany ho any no nandrenesako azy ity tao @ radio, tsy haiko hoe iza no tompony fa i Clara sy Al na i Solofo José izy izay no niangaly namaky azy. Men... tohiny
novalian'i Lejoba ny 02/11/2010 12:58
milamm ( 18/10/2010 02:03)
Rehefa tsy misy ny andrasana anafaka ny rehetra dia voageja daholo
Singa azo amintinana ny raharaha politika, samy manana ny maherifony ny fiaviana sy firenena tsirairay manerana ny tany. i ratsy iraka efa nahavanon-doza ny firenena tao amintsika raha ny velona no re... tohiny
novalian'i milamm ny 20/10/2010 13:19
RAR.DAGO ( 17/10/2010 16:45)
Misy bug
Eo @ post "Iza no namorona an'Atra" dia tsy mandeha intsony ny fonction "valio". Tsy hitako nefa ahoana no fampilazàna ny tompon'andraikitra ka mba ampitao ny hafatra raha misy hafaka manao izany. M... tohiny
novalian'i hery ny 26/10/2010 09:11
RAR.DAGO ( 17/10/2010 16:44)
Misy bug
Eo @ post "Iza no namorona an'Atra" dia tsy mandeha intsony ny fonction "valio". Tsy hitako nefa ahoana no fampilazàna ny tompon'andraikitra ka mba ampitao ny hafatra raha misy hafaka manao izany. M... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0777