MIARAHABA TOMPOKO

1. halloween ( 19/10/2010 15:49)
Aza manantena ahita mangirana zany ry TIM GTT a mbola aiza no hanjo e ... zao i dada ty very faty , ny tena miha mahian'ny filalaovana swazi lava nono any , ny vola miha-ritran'ireo swazi vavy ireo satri izy koa ve anaiky ho lanahan'i dada isak'alina ao fa de ny vola no mivoaka isa-maraina, ny vola hanaovana propagandy anefa ty efa ambivitra de ambivitra fa zara ra isy koa , ny banky sy trésor hakana vola efa lasan'ny Tgv ,ny TIKO sy Magro may nodoran'ny tsy mataho-tody aby ,ka refa natao ny kaonty rehetra de aleo ihany i raymond ranjeva no tohanana manombok'izao fa i dada toa efa bulldog tsisy nifiny koa fa mivouvou fona mandreraka beee http://www.laverite.mg/articles-en-malagasy/nihorohorony-tany-arynahitana-odyratsy.htmlkoa izao ary no natao ka aiza no tsy ho tezitra ny olona , zao nafoy ty ny Lapabe

répondu par halloween le 21/10/2010 08:31
2. halloween ( 19/10/2010 15:51)
3. halloween ( 19/10/2010 15:52)
4. halloween ( 19/10/2010 15:55)
http://www.laverite.mg/articles-en-malagasy/nihorohorony-tany-arynahitana-odyratsy.html
5. halloween ( 19/10/2010 15:56)
Tsy mety ary tena tsy azo ekena ny vitan'i dada ka hanoloana azy dia aleo i Raymond Ranjeva no hiakatra eo ! sa ahoana Rakaroka ?
6. halloween ( 19/10/2010 15:57)
vive ranjeva raymond

vive raymond ranjeva hitondra ny tany sy ny fanjakana fa tsy tetezamita fotsiny !!
7. halloween ( 19/10/2010 15:58)
Aza manantena ahita mangirana zany ry TIM GTT a mbola aiza no hanjo e ... zao i dada ty very faty , ny tena miha mahian'ny filalaovana swazi lava nono any , ny vola miha-ritran'ireo swazi vavy ireo satri izy koa ve anaiky ho lanahan'i dada isak'alina ao fa de ny vola no mivoaka isa-maraina, ny vola hanaovana propagandy anefa ty efa ambivitra de ambivitra fa zara ra isy koa , ny banky sy trésor hakana vola efa lasan'ny Tgv ,ny TIKO sy Magro may nodoran'ny tsy mataho-tody aby ,ka refa natao ny kaonty rehetra de aleo ihany i raymond ranjeva no tohanana manombok'izao fa i dada toa efa bulldog tsisy nifiny koa fa mivouvou fona mandreraka beee izao ary no natao ka aiza no tsy ho tezitra ny olona , zao nafoy ty ny Lapabe
8. m.i.s.a ( 19/10/2010 16:07)
misy olona mivika miteny irery ato
9. halloween ( 19/10/2010 16:17)
10. locl ( 19/10/2010 18:44)
MANDEHANA MIANATRA FAMISAVIANA FA IZANY NO MENRDIKA ANAO
11. jiolah ( 20/10/2010 10:28)
miteny irery tokoa lety. Aza mitsiriritra ny lavanonon'ny sasany letsy fa mba mandehana koa mankany mba maka e.
12. halloween ( 21/10/2010 08:31)
jiolah --) ha ha ha


ha ha ha


ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0524