MIARAHABA TOMPOKO
1. halloween
(
19/10/2010 15:49)
Aza manantena ahita mangirana zany ry TIM GTT a mbola aiza no hanjo e ... zao i dada ty very faty , ny tena miha mahian'ny filalaovana swazi lava nono any , ny vola miha-ritran'ireo swazi vavy ireo satri izy koa ve anaiky ho lanahan'i dada isak'alina ao fa de ny vola no mivoaka isa-maraina, ny vola hanaovana propagandy anefa ty efa ambivitra de ambivitra fa zara ra isy koa , ny banky sy trésor hakana vola efa lasan'ny Tgv ,ny TIKO sy Magro may nodoran'ny tsy mataho-tody aby ,ka refa natao ny kaonty rehetra de aleo ihany i raymond ranjeva no tohanana manombok'izao fa i dada toa efa bulldog tsisy nifiny koa fa mivouvou fona mandreraka beee
http://www.laverite.mg/articles-en-malagasy/nihorohorony-tany-arynahitana-odyratsy.htmlkoa izao ary no natao ka aiza no tsy ho tezitra ny olona , zao nafoy ty ny Lapabe
répondu par halloween le 21/10/2010 08:31
4. halloween
(
19/10/2010 15:55)
http://www.laverite.mg/articles-en-malagasy/nihorohorony-tany-arynahitana-odyratsy.html
5. halloween
(
19/10/2010 15:56)
Tsy mety ary tena tsy azo ekena ny vitan'i dada ka hanoloana azy dia aleo i Raymond Ranjeva no hiakatra eo ! sa ahoana Rakaroka ?
6. halloween
(
19/10/2010 15:57)
vive ranjeva raymond
vive raymond ranjeva hitondra ny tany sy ny fanjakana fa tsy tetezamita fotsiny !!
vive raymond ranjeva hitondra ny tany sy ny fanjakana fa tsy tetezamita fotsiny !!
7. halloween
(
19/10/2010 15:58)
Aza manantena ahita mangirana zany ry TIM GTT a mbola aiza no hanjo e ... zao i dada ty very faty , ny tena miha mahian'ny filalaovana swazi lava nono any , ny vola miha-ritran'ireo swazi vavy ireo satri izy koa ve anaiky ho lanahan'i dada isak'alina ao fa de ny vola no mivoaka isa-maraina, ny vola hanaovana propagandy anefa ty efa ambivitra de ambivitra fa zara ra isy koa , ny banky sy trésor hakana vola efa lasan'ny Tgv ,ny TIKO sy Magro may nodoran'ny tsy mataho-tody aby ,ka refa natao ny kaonty rehetra de aleo ihany i raymond ranjeva no tohanana manombok'izao fa i dada toa efa bulldog tsisy nifiny koa fa mivouvou fona mandreraka beee izao ary no natao ka aiza no tsy ho tezitra ny olona , zao nafoy ty ny Lapabe
11. jiolah
(
20/10/2010 10:28)
miteny irery tokoa lety. Aza mitsiriritra ny lavanonon'ny sasany letsy fa mba mandehana koa mankany mba maka e.
