Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 16/10/2010 16:34)
merci rahery a ,nilay ny serasera
Nasian'i hery cadre nilay be orange ny espace rehetra de nataony loko orange otran'ny lokon'ny TGV koa ny soratra quote ,hin hin hin mety efa pi-maso ndray zao io ataon'i tonton orange fona io aaa ...... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/11/2010 09:32
piozila ( 16/10/2010 08:52)
NA INONA FANOVANA ATAO MOMBA NY TETEZAMITA NY OLOMELOKA, OLOMELOKA FOANA
Noforonina daholo izao karazana andry radomelina(azafady : izao andrimpanjakana) rehetra izao, mba hanampenana ny vavan'ny mpanao politika, mba hitohizan'ny fizarana seza, mba tsy hiverenandra8 intso... tohiny
ydifas ( 16/10/2010 05:51)
MOSARY
Miarahaba anao amin'ny anaran'i Kristy indray, [i]«Indro, avy ny andro, hoy Jehovah Tompo, izay hanaterako mosary amin'ny tany, tsy fanirian-kanina anefa, na hetahetan-drano, fa faniriana* handre ny... tohiny
novalian'i Dan23 ny 28/10/2010 11:16
RAR.DAGO ( 15/10/2010 20:56)
Ary raha hita moa ny fatin'i Jesosy dia ahoana?
Raha mandeha moa ny fikarohana miaraka @ fahaizana rehetra ankehitriny ka voaporofo fa io no fatin'i Jesosy, izany hoe tsy nitsangana t@ maty akory izy fa tena maty tokoa dia mba ahoana re e?... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 04/11/2010 05:50
nyhaingo ( 15/10/2010 17:58)
Vehivavy tsy misasa !
Asa na henonareo ry reto fa rehefa tsy misasa elaela isika vehivavy dia misy fofo-na lamoria izany mivoaka ,sa tsy voamarikareo ve zany ? ... tohiny
andrywui ( 15/10/2010 10:32)
MISY BOAY KELY NAMPIANARIKO BATTERIE ITY 3ANS LERY TEO
FA 4 ANS NEDALA ZAO ... DE ERITRERETO HOE AHOANA IZY AMZAO ? mbola avoakako averiko eto ny [u]fahaizany[/u] amin'izao izy 4ans zao !... [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=r-3ZFItV-lg[/youtube]... tohiny
novalian'i sitlo ny 16/11/2010 21:31
ketta ( 15/10/2010 10:23)
Sipa virjiny ?
Mora fantatry ny hafa ety ivelany rehefa tsy virja ntsony ny olona iray ?, inona no lalahalany azy (bika ve sa endrika sa fihetsika ?)... tohiny
novalian'i neysbork ny 01/08/2018 20:58
AndriambyII ( 15/10/2010 09:47)
Créateur autonome et pouvoir d' autoprocréation .
A partir des mots et des sens saints .Amen !... tohiny
novalian'i niryna ny 19/10/2010 16:42
neo83 ( 15/10/2010 09:12)
Finday sokafana aviamin'ny Ordinateur - Via Bluetooth
Arahaba soa arahaba tsara, Azafady, Efa nitady tamin'ny net iany zah fa tsy nety nahita atrizao, sao dia mba misy mahalala logiciel, na ny fomba fanokafana (fi-explorer-na) izay ao anaty telephone p... tohiny
novalian'i neo83 ny 25/11/2010 20:11
ydifas ( 15/10/2010 06:26)
Ny namorona an'Andriamanitra? Valiny
Miarahaba anao, Amiko dia tsy nisy namorona Andriamanitra fa efa nisy sy mbola hitoetra mandrakizay Izy. Tsy takatry ny sain'ny olombelona ny niaviany satria raha tsy izany dia tsy mitoetra ho amin'iz... tohiny
novalian'i vonynive ny 28/10/2010 11:57
RAR.DAGO ( 14/10/2010 19:58)
Iza no namorona an'Andriamanitra?
Ho an'ny kristianina dia mety ho hetraketraka na dia ny fametrahana an'io fanontaniana io fotsiny any aza, ka dia hialan-tsiny mialoha amin'izay mety ho sadaikatra fa mipetraka foana tsinona ny fanont... tohiny
novalian'i vonynive ny 26/10/2010 11:46
3ctor ( 14/10/2010 16:49)
Ny fanolanan-jaza sy ny tontolony
Mirongatra izaitsizy tokoa amin?izao fotoana izao raha ity resaka fanolanana zaza tsy ampy taona ity, raha ny fanazavan?ny talen?ny sampan-draharaha misahana izany ao anivon?ny polisim-pirenena etsy A... tohiny
novalian'i Dan23 ny 27/10/2010 11:44
3ctor ( 14/10/2010 16:32)
Mirongatra izaitsizy tokoa amin?izao fotoana izao raha ity resaka fanolanana zaza tsy ampy taona ity, raha ny fanazavan?ny talen?ny sampan-draharaha misahana izany ao anivon?ny polisim-pirenena etsy A... tohiny
novalian'i vonynive ny 12/11/2010 08:19
Lejoba ( 14/10/2010 11:28)
volana
ry zareo mpahay siansa : inona tokoa moa no mahatonga hoe hita boribory be ny volana, ilay silany kely mitodika ankavia na ankavanana ets. Inona marina ny manakona azy @ masontsika? Sa ny aloky ny tan... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 29/10/2010 08:05
simplex ( 14/10/2010 11:24)
Krampy
sali, inona kay no mahatonga ny krampy e?? dia inona koa no mety ho fanafodiny (zavatra atao refa voan'ny krampy) sy hoe fitandremana mba tsy ho voan'ny krampy mintsy?? ra ohatra ka voan'ny krampy ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 25/03/2011 20:39
sendram ( 14/10/2010 11:16)
Manina
mitady sipa tonga dia iarahana eto Antsirabe ity ny mail-ko: rasendramanina@yahoo.fr ; andefaso num. dia ok... tohiny
novalian'i ngaila ny 16/10/2010 12:49
mirananirina ( 14/10/2010 10:31)
Mino sa tsy mino.
Raha @ izao fotoana izao tokoa moa no misy olona avy any Nazareta any bevohoka dia milaza fa zanak'Andriamanitra ny ao ankibony:Jeso 2 zany.Mino ve ianareo sa tsy mino fa tena marina io!Ataoko angamba... tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2010 19:40
locl ( 14/10/2010 09:00)
Loza ity fa efa milahatra aminy comorien, bravo HAT
Madagascar et les Comores parmi les pays les plus sévèrement menacés par la faim. Ny référendum no mahamaika nefa ny olona menacé par la famine, tena tsara ny FAT... tohiny
novalian'i laotsy ny 20/10/2010 17:58
lemurbaby ( 13/10/2010 19:21)
Tatao, jaka, vary be menaka ?!?!
Manao ahoana daholo! Y a-t-il quelqu'un qui peut m'expliquer comment preparer le tatao, le jaka et le vary be menaka? C'est honteux que je ne sais pas - aidez-moi svp. Je veux apprendre. :) Misaotra ... tohiny
novalian'i gasyassas ny 18/04/2013 16:33
arialy ( 13/10/2010 10:26)
iza no mahalala ilay fanafody ningxia gouqi (sinoa)
misy milaza fa io fanafody io hono manasitrana zavatra betsaka, iza kay no mahalala anio? izarao trai-kefa é... tohiny
novalian'i arialy ny 04/01/2011 17:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1417