Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 23/10/2010 17:11)
dia ahoana indray
tonga daholo ny goaika antitra rehetra hamaly faty ny tim and co, dia ho inona indray?? ny bizina tsy maintsy misaosy ihany . efa ny propagandy izao no mamely mafy ary ohatra ny mahazatra ihanyny zava... tohiny
novalian'i Dan23 ny 29/10/2010 15:06
ruz9 ( 23/10/2010 16:06)
TSY LEO MAMITAKA
May volon-tratra angaha ny FAT ka nahita menaka mora sy vary mora tsy fanta-piaviana tampoka teo? Miharihary loatra ny tsy fahaiza-mitondra sy ny fanararaotam-pahefana ka sakao mandalo sy mampisalal... tohiny
novalian'i Fall ny 06/11/2010 19:39
ledala ( 22/10/2010 22:42)
fialana sigara??
Ankoatry ny fahavononana, inona koa no fomba atao mba hialana, sigara?... tohiny
novalian'i joax20 ny 18/02/2011 15:46
RAR.DAGO ( 22/10/2010 21:03)
Ny fahalalana sy finoana ve hafaka hiaraka?
aleo ary tsy resahina aloha i Atra hoe construction sa créateur fa ireto kosa ary ny fanontaniana manaraka : 1. Ireo izay mino an'ilay Atra namorona an'i Adama sy Eva ve dia hafaka ny hanaiky fa ny ... tohiny
RAR.DAGO ( 22/10/2010 19:50)
Arguments favy
Izay hafaka mijery ny interview nataon'i Anthony Ramarolahihaingonirainy niaraka t@ Onitiana (invité du zoma) androany dia mba jereo fa mahafinaritra no mihaino olona misaina miresaka fa tsy itony m... tohiny
novalian'i laza5700 ny 20/01/2011 00:07
niryna ( 22/10/2010 19:19)
Aretina Mampidi-doza
Tantara notsongoina tao anatin'ny boky iray miresaka ny androbe sy ny kalanoro Narary voan'ny aretina "kasoa" izay lazaina ihany koe hoe ambalavelona ity ramatoa iray Nampidirina hopitaly ity ramato... tohiny
novalian'i niryna ny 27/10/2010 05:17
fijo ( 22/10/2010 19:08)
hoyyy hisy raha rehefa tonga i tsiraka
Général Rakotosoa Benjamin : « Une solution militaire serait possible » PDF Imprimer Envoyer Vendredi, 22 Octobre 2010 00:00 A la une Adjoint du Gal Mounibou Ismaël, Chef de l'Etat Ma... tohiny
novalian'i milamm ny 23/10/2010 13:15
3188 ( 22/10/2010 15:29)
kofesy
nihani-kazo ty ramatoa iray ka tsy nanao silipo .sendra nadalo i mompera ka tazan'i mompera ilay zavatra.tonga nikofesy tany @ mompera ity ramatoa.=== hoy mompera ... tohiny
novalian'i anja91 ny 24/11/2011 09:09
3188 ( 22/10/2010 15:13)
izy roa
nohentin'ity bandy tao an-trano hono ny sipa .ka tao @ efitranon'ilay bandy no niseo ny tantara,ny dadan'ilay bandy mihaino ny resak'izy roa ao ambadikin'ny varavarana : hoy lay sipa===== dia nanorok... tohiny
novalian'i anja91 ny 24/11/2011 09:11
3ctor ( 22/10/2010 09:22)
Ny vehivavy sy ny hatsarana
Tsy hitako izay tena tokony hasiana ity lohahevitra ity : toa hatsikana ,toa fivavahana nefa mahakasika betsaka antsika vehivavy ka aleoko avela eto izy. Toy izao ilay sujet ka dia samia manosaka ny h... tohiny
novalian'i tiavanafi ny 19/12/2012 13:38
3ctor ( 22/10/2010 09:01)
fou rire kely kloo !!
Misy blague kely iray izay ity tena naha latsaka be ahy ka de zaraiko aminareo. Tandremo sao tapaka ny tsinay an !!! mdr Un petit garçon arrive en courant et dit à sa mère : - Maman j'ai vu le c... tohiny
novalian'i ledala ny 22/01/2011 21:29
jiolah ( 22/10/2010 09:01)
Ho lany ny TSIA raha izao no mitohy!!
Mampalahelo rangah fa takona mihitsy ny TSIA .Zara raha misy manentana (tsy ampy sosy angamba).Jereo anie ny fivatravatran'ny ENY e, miara-misalahy ao daholo hatramin'ny minisitra sy ireo mpiasam-panj... tohiny
novalian'i mepaka ny 25/10/2010 18:16
hery ( 22/10/2010 08:54)
Hira katolika vitsivitsy
Ireto aloha izany ny hira vitsivitsy natao tao anatin'ny roa volana. Ny feo sy ny tonony no tena henoina fa ny sary tsy dia important loatra :-) Atolotro anao Andriamanitra [youtube]http://www.youtub... tohiny
novalian'i bilie ny 25/09/2011 13:01
locl ( 22/10/2010 08:36)
Sommet Francophonie
Dia nanomboka efa 3 andro eto Suisse ny sommet ho anireo tany miteny Frantsay, ny nahalasa ny saina dia tokony tany Dago izy ity no natao satria i Dada Ravalomanana no nahazo izany taorin'ny tany CANA... tohiny
novalian'i fijo ny 22/10/2010 19:34
3ctor ( 22/10/2010 07:00)
Raha mba te hiasa any ivelan'i Madagasikara
Toa sambatra ery izany hoe mipetraka sy miasa aty an-dafy izany araka ny fiheveran'ny Gasy ao Dago ao azy izany toy ny hoe raofina fotsiny ny vola aty ! Malaza be izao ny recrutement any Canada toa ho... tohiny
novalian'i bazylou ny 27/11/2010 18:33
ledala ( 21/10/2010 23:12)
isa telo
Tsy fantatro na mba efa misy nisaina ity hisa telo ity: - fivavahana: nitsangana ho velona afaka hatelona, intela lavo rehefa nitondra ny la croix, tokana olona telo..... sns - malagasy: toko telo mah... tohiny
novalian'i cyril ny 30/10/2010 11:51
andrywui ( 21/10/2010 18:59)
TSY HO AVOTRA INTSONY KOA ITY FAT(Y) TY FA VENDRA-PATY
Manaonao foana sy manerinery olona fahatany nefa tsy hita ze tena hevitra avoaka marina ! ...ssshhh rabazylou mba akama tato koa aza ty nanipy gants koa iza no ho taraiky irery eo ! hoy i Hery akama... tohiny
novalian'i halloween ny 25/10/2010 14:01
ninikel ( 21/10/2010 14:36)
isika vehivavy, ho antsika vehivavy !
Tokony ho malina ihany isika, fa ilaina ihany isika vehivavy mba manaja tena rehefa miditra amin'itony site na forum sy ny serasera itony ka vao miditra dia maka sy mandray ny toerana tokony hisy ny t... tohiny
novalian'i cyril ny 06/11/2010 15:06
gasyjean ( 21/10/2010 12:25)
De ahoana izany!!
Araka ny hitako tato amin'ny vaovao androany dia toa hoe:; vononoa ny hanampy an'i M/ara,amin'ny fitrandrahana ny harena ankibon'ny tany hono ry zareo Iraniens (Inona no tena zahaviny??),ary etsy anda... tohiny
novalian'i Ratoa ny 02/11/2010 23:32
rabaradaka ( 21/10/2010 05:10)
Maro ihany ny resaka saingy mbole eo foana Rajoelina
Betsaka dadatoa izay resaka izay ary anisan'ireo nivoy izany i rabaradaka teto satri moa rabaradaka mpikaro-baovao koa saingy mbola io ihany Rajoelina sy ny forongony fa mangalatra, manenjika olona, m... tohiny
novalian'i bacouli ny 21/10/2010 17:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0987