Raha mba te hiasa any ivelan'i Madagasikara

1. 3ctor ( 22/10/2010 07:00)
Toa sambatra ery izany hoe mipetraka sy miasa aty an-dafy izany araka ny fiheveran'ny Gasy ao Dago ao azy izany toy ny hoe raofina fotsiny ny vola aty !
Malaza be izao ny recrutement any Canada toa hoe ao Afrika koa hono mora itadiavana vola be ! Misy milaza fa i France hono toa tsy de poince firy intsony @ izao sns sns e !
Sao mba tokony hotoroana hevitra eto kosa ireo havantsika ireo mikasika izay tokony hataony raha mba te hiorimponenana ivelan'i Madagasikara zareo e ?
novalian'i bazylou ny 27/11/2010 18:33
2. mirananirina ( 22/10/2010 08:47)
Marina ny anao 3ctor,nefa mila manana vola koa ry zareo vao afaka makaty,sarotra be aloha raha resaka visa no tanisaina,fa resaka fianarana angamba izao no mety.Raha mahalala olona aty ry zareo dia mety,fa hoan'ireo tsy manana tsy afaka hanao inona mihitsy,vao manontany any @ ambassade hono dia tonga dia tsia no valiny,na document aza tsy omendry zareo,fa asa aloha.Ka inona no hevitra hitan'ny 3ctor?
3. 3ctor ( 22/10/2010 09:58)
Marina izany y mirananiina,Aleo mitady ilay Formation, sur internet , na Suisse, na Canada, sns
zay hahatafavoahanao miala any Dago aloha atao,
na resaka Tourisme, na @ restaurant , manaova Proposition na hoe hanao STAGE, pour un mois dans un hotel comme receptionniste na Gouvernante hevitra doly zany an , de amizay rahefa tafavoaka tonga aty de eo ianao manao demande titre de séjour na autres formation professionnelle
Tandremo koa anefa fa: raha aty france no andehananao, de omano ary ny hebergement anao, ny trano hipetrahanao alou hanaovanao ny ttsy rehetra (secu, sejour sns), io ndrindra anefa no tena sarotra satria tsy maitsy mahita oul afaka mifanaraka tsara aminao vao mety nefa rare zany, surtout enttre tsika gasy, ary mbola averiko eto fa tsy hifanomezantsiny io, b loatra ny efa vodoana t@ io ka tsy te hiditra itsony ( na ny mampiantrano na ny hebergé) ka de aleo samy maka ho azy mba tsy hisiany blem,
Tsy mora ny hanao an'izany rehetra zany MAIS QUAND ON VEUT ON PEUT
aza miditra @ asa au noir zany MANAOVA NY MARINA MIKARAKAKARA paier en ORDRE fa aza miditra @ maizina zany

Izay aloha iray , fa aza adino fa tsy vitsy koa anefa ny Gasy no te hody hiverina e ! IZANY HOE TSY TSARABE MANAO AHOANA TOY NY IERITRERETANA AZY AKORY ATY AN-DAFY KA DIA MAHEREZA.
4. bazylou ( 27/11/2010 18:33)
ka ireo gasy ireo olona sarotra atoro kamo velona izany daholo kooo.
heveriny ahitra maniry ny euro sy ny dollar ka raofina fotsiny dia hoe andao hitsoaka fa any ny vola,


beeeeruuurrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3136