Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
05/11/2010 16:43)
vendrana be ny gasy e
tsssss, tsy hoe politika no atao fa seza iadivana ka tsy mahagaga e, na ny mpilaiso taloha izany izao averina indray , beuuurrrrk...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 07/11/2010 05:15
revlyscom
(
05/11/2010 10:42)
LOVA
Raha misy mpandova iray ao anatin'ny 7 ve no mitsipaka tsy mety hizara lova dia ahoana ? Tsy azo zaraina ve ny lova
...
tohiny
novalian'i papala ny 09/02/2011 10:09
revlyscom
(
05/11/2010 10:42)
LOVA
Raha misy mpandova iray ao anatin'ny 7 ve no mitsipaka tsy mety hizara lova dia ahoana ? Tsy azo zaraina ve ny lova
...
tohiny
novalian'i revlyscom ny 11/11/2010 06:43
Rasobakobako
(
05/11/2010 08:09)
Mila hevitra sy fanampiana - FANKALAZANA FAHA 5 TAONA CHORALE (taninketsa) Fiangonanay
Feno 5 taona ny taninketsanay, ANTSASOA (Ankizy Taninketsan'ny Sekoly Alahady SOAvinandriana) Antananarivo, ankizy kely no betsaka, 98%.
Te hanao zavatra tsara be zahay fa ny enti-manana no tsy ampy ...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 09/12/2010 12:42
ydifas
(
05/11/2010 06:12)
NATAO MAHITSY
"Indro, izao ihany no hitako: nataon'Andriamanitra mahitsy ny olona, kanjo namorona sain-kafa maro izy." [b]Mpitoriteny 7/29[/b]...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 02:54
itaramasoandro
(
05/11/2010 04:05)
voatahiry an-tsain'ny mponina...
...[i][b]ny maha-malagasy antsika [/b][/i] :
[b]iray tanindrazana[/b] -[b] iray fiteny [/b]- [b]iray tantara [/b]: maro fiaviana (aostraonezianina, arabo, afrikana) saingy nitambatra ho malagasy ran...
tohiny
itaramasoandro
(
05/11/2010 04:01)
ny maha-malagasy
[i][b]ny maha-malagasy antsika ary voatahiry ao an-tsain'ny malagasy[/b][/i] :
[b]iray tanindrazana[/b] - [b]iray fiteny[/b] - [b]iray tantara[/b] : maro fiaviana (aostraonezianina, arabo, afrikana) ...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 09/11/2010 04:27
niryna
(
04/11/2010 16:55)
Mora sa sarotra
Mety ho mora resahina fa sarotra ho tanterahina na mifanohitra izany angamba fa antsika tsirairay io .
Ny fifamelankeloka no zavatra iray sarotra sy tsy mety azo ao anatin'ny baiboly.
Nisy olona nara...
tohiny
novalian'i ngovitra ny 28/01/2011 16:16
niryna
(
04/11/2010 15:53)
Andao ary aloha hiala voly kely indray
Tapaka ny tsinaiko raha naheno an'ity resaka ity aho.Ny lahy no tena imasoako eto an fa anjaran'ny vavy indray raha misy teny ka tiany resahina mikasika izany.Rehefa te ampiseo fitiavana hono ny lahy...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 15/11/2010 12:51
RBNIR
(
04/11/2010 09:27)
HAFATRA
JODA tok.1 : 1-25...
tohiny
novalian'i vonynive ny 12/11/2010 08:46
ydifas
(
04/11/2010 05:07)
MAHAY MISAOTRA
Miarahaba antsika rehetra,
Miangavy am-panajana antsika rehetra hivavaka ho an'ireo izay manisy ratsy antsika, ho an'ireo izay manenjika antsika fa izany no mampiavaka ny tena zanak'Andriamanitra. Mam...
tohiny
novalian'i vonynive ny 12/11/2010 08:42
zandikely
(
04/11/2010 02:25)
L'histoire de «BOUNGA BOUNGA » de BERLUSCONI
Se solo Shakira l'avesse saputo il "waka waka" sarebbe stato certamente "bunga bunga". Ma così sarà lo stesso nei prossimi giorni su video amatoriali di Youtube . Nel frattempo Emilio Fede il "bu...
tohiny
novalian'i Belle ny 07/11/2010 11:59
fijo
(
03/11/2010 21:24)
fasan'i jesoa
raha nanaraka ny tantaran'ny ireo mpiantafika kristianina fahiny"ny croisé" aho,dia nahita,fa raha niditra tany israely ry zareo,dia tonga tao jerosalema ary niankohoka teo amin'ny fasan'i jesoa????...
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/11/2010 08:29
AndriambyII
(
03/11/2010 20:54)
Ny vidim-piainan' olombelona
Ohatr' inona sy hatr'aiza no hamaritanareo izany eo anatrehan' ny fahefan' A/tra ? ...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 16/11/2010 06:57
Lejoba
(
03/11/2010 16:40)
Vadin'olona
Iza ialahy isany no efa tara t@-na sipa efa manambady? Tena vady fa tsy vady be?
Dia ahoana ny tohiny?...
tohiny
novalian'i pizza ny 04/10/2012 10:53
tiarah
(
03/11/2010 07:28)
Mitady hira "Mijaly aho aza enjehina ny omaliko"
Manao ahoana daholo, raha mba misy manana anaty MP3 na K7 ilay hira talohaloha misy hoe
"ninia nitia ihany aho na dia, tsy mora aminao ny hanome.....
Mijaly aho, aza enjehina ny omaliko"
Misaotra bets...
tohiny
vatofototra
(
02/11/2010 21:41)
REGARDER VIDEO Inédite : Candidature des maires avant l'adoption de la constitution qui doit les régir 02 novembre 2010
REGARDER VIDEO Inédite : Candidature des maires avant l'adoption de la constitution qui doit les régir 02 novembre 2010
Il faut étre vraiment aveugle pour ne pas voir l'aberration totale à Madaga...
tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 04/11/2010 06:12
bazylou
(
02/11/2010 19:31)
Fa nahoana ary hoy ianareo
No resy lava sy azo ampiesoninafona nmy gasy nefa be zity be we mahay an'izatsy sy zaroa e.
Tgv mpanongam panjakana e, blablabla e,
Beuuuurrrrrrk
Aminay dia tsotra ihany, rehefa mbola be wawawa sy ts...
tohiny
novalian'i bazylou ny 13/11/2010 18:33
piozila
(
02/11/2010 14:42)
Ho an'i Komanda Sarla
Any ianao Komanda Charles,
Voalohany, komanda ianao hatreto fa tsy Lietna-kolonely satria fitondrana sandoka (azo tamin’ny fanonganampanjakana izay nataonareo) no nanome galona anao sy ireo namanao ...
tohiny
novalian'i Rabaradaka ny 09/11/2010 11:44
raovy
(
02/11/2010 10:26)
Hanova solonanarana eto am serasera.
Hery, mb atao ahoana ny manova solonanarana eto fa tena ts hitako mihitsy.
Misaotra mialoha....
tohiny
