vendrana be ny gasy e
1. bazylou
(
05/11/2010 16:43)
tsssss, tsy hoe politika no atao fa seza iadivana ka tsy mahagaga e, na ny mpilaiso taloha izany izao averina indray , beuuurrrrk
novalian'i RAR.DAGO ny 07/11/2010 05:15
3. fijo
(
05/11/2010 21:30)
ka tafahaona izao ny mpilaiso taloha sy ny mpilaiso ankehitriny ko.mifanome lesona
4. RAR.DAGO
(
06/11/2010 06:11)
raBazy ty ve tena manakambara sa irony be vava lasan-javona fotsiny ireony e?
Arosoy ary ny hevitra raBazy a! Inona no tena politika aminao, inona no ataontsika sa ve vitan'ny taimbava sy ny wawawa fotsiny dia avy eo tsy misy apoaka akory?

5. dimo
(
06/11/2010 06:12)
aza mba marary an-doha @ politika alou rah eto mada fa rav tadidinareo tsara t@2002 ireny fa ry Pety no anisany tena sahy nanenjika ny ekipan'ny deba nefa ankehitriny mizesta mintsiny izy mandray an'i Tantely.
6. RAR.DAGO
(
06/11/2010 07:55)
Dia izao dahalo fatin'amboa rehetra izao ihany izany no hitondra ny firenena raha izany?
8. RAR.DAGO
(
06/11/2010 19:31)
fall:
miala ny fououoz eeeee
atao an'izay dia miala ho azy izy? Dia ahoana koa ny manaraka raha torak'izay ihany?
11. RAR.DAGO
(
07/11/2010 05:15)
Misy zavatra telo :
1. Inona ny hevitra iombonana. Dia alalinina iny. Ny tiako ho lazaina ohatra ny ady @ fahantrana. Iza moa no tsy te hiala na hanala ny namana sy ny havana @ izany? Fa ny olana dia tsy mazava sy entitra ny fifanarahana any ka izay iray tonga eo dia mivadika aby na mijanona eo @ fetran'ny tokatranony ny firenena. Ka izay no ataoko hoe alalinina tsara aloha ny fifanarahana sy ny hevitra ary ny fampiarana azy.
2. Ny firaisan-kina manodidina an'iny hevitra iny. Raha isika izay be vava eto fotsiny no miresaka dia tsy mety. Fa raha samy mahatarika olona 10 izay mahavita torak'izay ihany koa dia mitohy hatrany dia lasa toy ny Wikipédia na toy ny fanatsarana itony solosaina "open source" itony ka tsy tana intsony io fa mihitatra be. Izay tonga mitondra fanatsaràna izany dia lasa mpanohana ny hevitra dia tonga ilay hoe "la qualité est une somme de détail"
2. Ny fampiarana azy. Tsy nisy noterena ny olona ampiasana wikipédia na MySQL na ny Open office fa rehefa nahita fa tsara ilay izy sady maimaipoana no azo andraisana anjara ny fanatsarana azy dia samy nirongatra ho any avokoa.
Misy olona izao manadrana eto (Vatofototra). Betsaka ny azo atsaraina @ ataony fa fara faharatsiny izy manao. Dia izay manome soso-kevitra rehetra ka tsara dia raisina (mila asiana mpandrindra ihany koa moa izany isaky ny loha-hevitra). Ny olana kely @ko fotsiny ao @ Vatofototra dia tsy misy documents de base développé ny ady hevitra fa revy fintinina @ fehezanteny 2 na telo isaky ny mandeha any ka sarotra be ny ady hevitra satria tena lasa saritaka be ilay forum lery.
Fa raha mahavita izany isika, ar y tsy misy antony tsy tokony ahavitana azy, dia mino aho fa handroso aingakainganana kokoa @ ny firenena satria tsy zakan'olon-tokana izany