Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Rasobakobako, milahatra araka ny daty
Rasobakobako ( 05/11/2010 08:09)
Mila hevitra sy fanampiana - FANKALAZANA FAHA 5 TAONA CHORALE (taninketsa) Fiangonanay
Feno 5 taona ny taninketsanay, ANTSASOA (Ankizy Taninketsan'ny Sekoly Alahady SOAvinandriana) Antananarivo, ankizy kely no betsaka, 98%. Te hanao zavatra tsara be zahay fa ny enti-manana no tsy ampy ... tohiny
rasobakobako ( 18/12/2009 06:47)
Pour JLAN - URGENT BE
Zao vao hitako ilay resaka hoe "Leo Ditra" sy ny commentaire rehetra tao anatiny. Tsy manome tsiny anao aho fa izany amour à 3 na hafa no ahitanao fahasambarana. Fa te hizara kely aminao ihany aho ... tohiny
novalian'i Papoose ny 28/12/2009 20:49
rasobakobako ( 15/04/2009 14:32)
SAKAFO TSARA vita ao anatin'ny 15mn
Ilaina : Pour 6pers - Trondro lehibe be nofony, tsy misy taolamadinika : 1,5kg - macédoine de légumes - salade 2 lehibe - citron - mayonnaise - persil - vilany lehibe Fomba atao : - apang... tohiny
novalian'i Baovola2 ny 07/05/2009 09:33
rasobakobako ( 15/04/2009 06:11)
ary inona hoa ny atao hoe YOGA ?
Karazam-pinoana ve izy io, raha ny fahalalako azy dia ny mpanao kung fu no manao azy io, sa ahoana ? mba hazavao misimisy hoe ho an'izay mahalala.... tohiny
novalian'i rakaroka ny 27/04/2009 17:36
rasobakobako ( 10/04/2009 08:22)
Ho avy hono Ra-8 @ Alahady + Ratsiraka + Pierrot
Asa na tsaho io vaovao io fa efa mba henonareo ve ? Hoe efa nanaiky hiala hono i tgv fa tratran'ny pression politique.... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 09:36
rasobakobako ( 03/04/2009 12:16)
hoe RATSY Ra8... mino ve nareo fa tsy ho PIRE LOATRA i TGV?
Eny e! ekeko ary fa marina daholo ny fiampangana momba andra-8 Iza no sahy mi- garantir fa tsy ho pire noho izany ny TGV nareo ? Vao firy andro aza izy no eo amin'ny fitondrana dia mivadika ambony a... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:53
rasobakobako ( 03/04/2009 07:57)
Fa inona kay no tena itiavanareo an'i TGV e ?
Ireto avy isika : 1. Pro Ra-8 : tsy azo kianina mihitsy Ra-8, mbola manantena tanteraka ny fiverenany, manao izay fomba iverenany, mitolona sy miaritra ny capsat, mankahala tanteraka an'i TGV. Diso d... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:47
rasobakobako ( 03/04/2009 07:26)
Ampio aho fa tsy mahasokatra VIDEO ilay hoe "JEREO ETO"
Liana be aho @ ireny vidéo ireny, tafiditra aho @ ilay hoe JEREO ETO fa tsy mety misokatra mihitsy, ela be, inona no tokony ataoko ?... tohiny
novalian'i salopard ny 03/04/2009 07:52
rasobakobako ( 02/04/2009 13:36)
TCR Mahajanga = Tanora Contre Ravalomanana = TGV
Nitsangana ny TCR teto Mahajanga, Nandresy TGV, an'ny TCR ny tanàna Miasa mafy ny TCR, ireto avy ny asa efa vita - tafapetraka t@ fomba ofisialy ny 1er adjoint : metisy comorianina, mikarakara ny Ã... tohiny
novalian'i soanja ny 03/04/2009 13:30
rasobakobako ( 01/04/2009 08:36)
DEMOKRASIA - tononkalon'i Herivola
ty ny tononkalo nôrmB raha hamaky nareo e! zay mitonj ny lohateny oe: DEMÖKRSIA AôNé!!! Démôkrasia a! Démôkrasia Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e! tô mamartr dôl na matav na mahia n... tohiny
novalian'i Oay ny 01/04/2009 09:57
rasobakobako ( 18/03/2009 13:33)
mitady tononkira na k7 na cd GROUPE FASCINATION maika
mitady izay rehetra momba ny groupe FASCINATION aho, nalaza ireo tamin'ny 1998 tany ho any, notarihin'i SISSI, vetivety dia rava ilay groupe nefa tiako be ka mba miangavy anareo izay manana ny momba a... tohiny
rasobakobako ( 11/03/2009 13:41)
ahoana ny fomba hamadiana sary format "tif" ho "jpg" ?
ahoana ny fomba hamadiana sary format "tif" ho "jpg" ?... tohiny
novalian'i mahell ny 15/04/2009 11:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088