salut BAKO sombiniaina !
Omeo ahy ny numero portable mobile -nao , na ny adiresin-dry fa vitantsika 2 segonde izany.
Blague à part, fa zavatra vitsivitsy: -Ny internet explorer aloha no ampiasao, fa ny browser sasany tsy dia compatible loatra @ application sasany
dia avy eo angamba tsy maintsy mi-installer logiciel angamba i toi:
-Flash player ohatra, etc....
Malheureusement tsy mbola misy logiTIM na TIMlog (logiciel fabriqué par TIM), hahafahanareo pro-TIM mijery sary TIM foana foana, fa ronono ihany aloha no mbola hainy vokarina.
Na ny rononon'ny lalao sy tinondia aza toa efa manomboka ritra koa hono.
Tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any ry bakomanga a!