ahoana ny fomba hamadiana sary format "tif" ho "jpg" ?

1. rasobakobako ( 11/03/2009 13:41)
ahoana ny fomba hamadiana sary format "tif" ho "jpg" ?
novalian'i mahell ny 15/04/2009 11:12
2. mahell ( 15/04/2009 11:12)
Raha manana Adobe photoshop enao d io no hamadihana az ho format jpg!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2601