ahoana ny fomba hamadiana sary format "tif" ho "jpg" ?
1. rasobakobako
(
11/03/2009 13:41)
ahoana ny fomba hamadiana sary format "tif" ho "jpg" ?
2. mahell
(
15/04/2009 11:12)
Raha manana Adobe photoshop enao d io no hamadihana az ho format jpg!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.3912