hoe RATSY Ra8... mino ve nareo fa tsy ho PIRE LOATRA i TGV?

1. rasobakobako ( 03/04/2009 12:16)
Eny e! ekeko ary fa marina daholo ny fiampangana momba andra-8
Iza no sahy mi- garantir fa tsy ho pire noho izany ny TGV nareo ?
Vao firy andro aza izy no eo amin'ny fitondrana dia mivadika ambony ambany ny fiainana ? mety hoe avantage ho andry zareo eo amin'ny fanjakana, fa zava-doza ho an'ny vahoaka entina.
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:53
2. xxx ( 03/04/2009 12:22)
Tsy raharahanay e! fantatray fotsiny fa ira8 diabetika milaza fa ny olona marary dia nanota kabariny teny amin'ny 13 mey io

ny zanany obezy
ny vadiny nisy cancert ???????????? dia mbola ekene koa ve izany kabary izany
iza no mbola tsy narary ???????????????? ra8miteniteny foana

dia izy amin'io misy diabeta :twisted:
3. ifiona ( 03/04/2009 12:31)
zay mihitsy anie ilay tsy mety e. Tsy mahavita milaza sy manaratsy an'i tgv intsony fa ravalo fotsiny no ankahalaina.
4. xxx ( 03/04/2009 12:52)
NA NY SARY HASEHONAO AZA RY FIONA DIA MANMBARA NY HARATSINA AO ANTINAO MIAFINA KA TENENO AMIND RA8 TOMPOINAO FA TSY ANDRIAMANITRA IZY ARY REHEFA TSY MAHAY MANOMPO NY ONDRY NAMPIANDRASANA AZY DIA HITOVY TANTERAKA IANAREO :roll: IZANY HOE HO TANTERAKA AMINAO IO SARY ATAONAO AMBANY ONDANA IO :evil:
5. Andribe ( 03/04/2009 13:01)
:-D :-D :-D 8O 8O 8O raikitra ny gidra pro ra8 sy pro tgv za wa tsy an ny atsy sy aroa fa za atao filoha ronde foana ny banky foibe 8O 8O 8O 8O 8O
6. ifiona ( 03/04/2009 13:04)
za klou tsy hamaly olona kanosa fa raha tena mahasahy dia asehoy ny anarana e!


sady miteniteny foana fotsiny :lol:
7. patrick2002 ( 03/04/2009 13:11)
ny mino be fahatany tsy azo atao ,lanjalanjaina ,izaho tsy mahatoky fa hahavita izaho ko tsy mino .
Mba nahatoky ihany izaho an'i Ravalomanana t@ 2001 ,olona mpivavaka efa manana ny ampy , betsaka ny fanasana vangy t@ izany ,nataony mpomba an'i Ratsiraka ,olona tsy nianatra ,tsy mahay miteny frantsay ,tsy mitondra entreprise ny mitondra firenena ,
Inona ny teo ,diso daholo ny fieritreretako an'i Ravalo ,tsy izy efa manana indray no vao maika te hahaha be , tsy nahita mpitondra nangalatra ohatry ny ity Ravalomanana ity izaho tao madagasikara ,ary ny tena loza dia ny elimination hataony @ mpanohitra azy , ireto ilay Saddam HOussen gasy raha mipetraka hatramin'ny 2012 eo ,izay no tsy hanekeko ny fiandrasana ny 2012.
8. xxx ( 03/04/2009 13:13)
Tsy ra-xxx mifanasa vangy amin'n'i Fiona ny tenako a! Te hamaly an'ity hevitra ity fotsiny.

Tsy fantatray na ho mety na ho tsy mety ny zavatra ho ataon'i TGV satria mbola tsy nitondra izy. Ny fantatrin'ny be sy ny maro kosa dia hoe i ravalo tsy mahavita azy, (ny tenany mihitsy dia efa niaiky fa tsy nety ny nataony). Ka noho izany dia, aleo hiasa aloha izy vao mitsikera e! Ny procès d'intention mantsy ry leireto dia samy afaka manao izany daholy. Nefa isika mianakavy tsy misy mpaminany. Sady haveriko fa fitondrana tetezamita anie io e!
9. Oay ( 03/04/2009 13:42)
xxx:

Tsy ra-xxx mifanasa vangy amin'n'i Fiona ny tenako a! Te hamaly an'ity hevitra ity fotsiny.

Tsy fantatray na ho mety na ho tsy mety ny zavatra ho ataon'i TGV satria mbola tsy nitondra izy. Ny fantatrin'ny be sy ny maro kosa dia hoe i ravalo tsy mahavita azy, (ny tenany mihitsy dia efa niaiky fa tsy nety ny nataony). Ka noho izany dia, aleo hiasa aloha izy vao mitsikera e! Ny procès d'intention mantsy ry leireto dia samy afaka manao izany daholy. Nefa isika mianakavy tsy misy mpaminany. Sady haveriko fa fitondrana tetezamita anie io e!


Tenin'olonkendry ohatran'izao rangah d tsy mba fantatray hoe iza no miteny anazy fa XXX mampalahelo wa fa ny olona manana hevitra tsara d na kely aina tsy sahy miseho sehatra na mitavozavoza ka ny mpanao lohamboto ihany no manjaka é!


10. bazylou ( 03/04/2009 19:10)
aleo hiditra e, vao mitsara e!!!! :roll: :roll:
11. nancy ( 03/04/2009 20:13)
Raha ireny zavatra hita hatramin'izao ireny dia hoy aho hoe 1000 fois pire i tgv.
Tsy mahavita azy io e. Gesta no betsaka.
Programa aza tsisy.
Ny mitavana ny efa vitan'ny sasany no mba hainy.


12. xxx ( 03/04/2009 20:27)
ny an'ity nancy ity dia tsy fitiavana no betsaka ,tara t@ Andry tany angamba fa tsy noreveny dia eto no manasa vangy :* :* :*
13. fijo ( 03/04/2009 20:53)
tsy mitavana akory fa manimba sy mangalatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0777