Pour JLAN - URGENT BE

1. rasobakobako ( 18/12/2009 06:47)
Zao vao hitako ilay resaka hoe "Leo Ditra" sy ny commentaire rehetra tao anatiny.
Tsy manome tsiny anao aho fa izany amour à 3 na hafa no ahitanao fahasambarana.
Fa te hizara kely aminao ihany aho ny amin'izay mahasambatra ahy ka mba andramo kely ihany sao mba ahitanao fahasambarana ihany koa.

Izaho tena amoureuse be amin'ny vadiko, dia izy koa amoureux be amiko, efa 13 ans zahay no nivady, 33ans izao zahay, 20ans izany izahay no nivady.
Fa tena tsara be ilay manao hoe samy mifankatia be. Tadiavo fa misy Cd izay hoe "point G" no titre-ny. Dia ho hitanao fa tsy misy tena tsara ohatran'ny hoe manao amin'ny olona tena tinao, iray ihany.
Izaho koa moa kristiana dia tena mpandala ny tenin'Andriamanitra hoe "dia nandao ny ray amandreniny ralehilahy, nikambana amin'ny vadiny, ho nofo iray ihany izy roa"
Tsy manery anao aho akory fa sao mba mety ahasoa anao satria tiako zaraina amin'ny hafa ny fahasambarako.

novalian'i Papoose ny 28/12/2009 20:49
2. kelly13 ( 18/12/2009 12:58)
Izaho tena amoureuse be amin'ny vadiko, dia izy koa amoureux be amiko, efa 13 ans zahay no nivady, 33ans izao zahay, 20ans izany izahay no nivady.


?
3. maryline ( 18/12/2009 13:01)
kelly13:

Izaho tena amoureuse be amin'ny vadiko, dia izy koa amoureux be amiko, efa 13 ans zahay no nivady, 33ans izao zahay, 20ans izany izahay no nivady.


?



Zah koa ?????
4. xxx ( 18/12/2009 19:25)
rasobakobako:

Zao vao hitako ilay resaka hoe "Leo Ditra" sy ny commentaire rehetra tao anatiny.
Tsy manome tsiny anao aho fa izany amour à 3 na hafa no ahitanao fahasambarana.
Fa te hizara kely aminao ihany aho ny amin'izay mahasambatra ahy ka mba andramo kely ihany sao mba ahitanao fahasambarana ihany koa.

Izaho tena amoureuse be amin'ny vadiko, dia izy koa amoureux be amiko, efa 13 ans zahay no nivady, 33ans izao zahay, 20ans izany izahay no nivady.
Fa tena tsara be ilay manao hoe samy mifankatia be. Tadiavo fa misy Cd izay hoe "point G" no titre-ny. Dia ho hitanao fa tsy misy tena tsara ohatran'ny hoe manao amin'ny olona tena tinao, iray ihany.
Izaho koa moa kristiana dia tena mpandala ny tenin'Andriamanitra hoe "dia nandao ny ray amandreniny ralehilahy, nikambana amin'ny vadiny, ho nofo iray ihany izy roa"
Tsy manery anao aho akory fa sao mba mety ahasoa anao satria tiako zaraina amin'ny hafa ny fahasambarako.




Aza mitoraka bilao rasoabakobako fa tsy hanambady @10 taona ianao an! MPANDAINGA et indray io izao!! Hataovy ny calcul rabaofy fa ny afrikana no manambady @ faha-10 taonanay fatsy ny gasy na dia any ^ lacôte aza fa aza dia mirediredy loatra raha mangatsiaka any an! Aza miteny ny anaran'Andriamanitra na ny momba azy rehefa mamo fa manala-baraka!!!!
Mba manaova ihany calcul fa tssss!!!
5. Ratoa ( 18/12/2009 22:29)
Mba vakio t
sara ny voasoratra ry xxx fa aza dia avy hatrany dia faly ny hanompa olona amin'ny napa eo a!!! Ity ny nalazany:
efa 13 ans zahay no nivady, 33ans izao zahay, 20ans izany izahay no nivady.


Sa ianao tsymahay teny gasy: efa 13 taona nivadiana izy fa tsy 20 taona, Ary 20 taona avy izy fony nanorina tokatrano na nandeha nanambaty

esy é!!!
6. xxx ( 19/12/2009 01:12)
Mahamenatra mitsy ny olona ato, refa tsy mahazo resaka tsy mipetraka fa tonga de mivovo hoatran' ny alika.
De mba milaza hoe manaova calcul hono.. mba intelligent ihany re !!
:(
7. roxanaha ( 21/12/2009 08:46)
ridicule be nge zany commentairen'ny xxx3 zany e! Fa maninona no tonga dia aviavy be e!???!! mafy ny fiainana fa na izany aza contrôleo tsara ihany ny haromontana.
8. xxx ( 21/12/2009 09:32)
roxanaha:

ridicule be nge zany commentairen'ny xxx3 zany e! Fa maninona no tonga dia aviavy be e!???!! mafy ny fiainana fa na izany aza contrôleo tsara ihany ny haromontana.



Asaivo manao vaksiny anti-rabikkk avy hatrany dia milefaka ny krôblema rehetra! :-P
9. Mirananirina ( 28/12/2009 17:02)
Asaivo manao vaksiny anti-rabikkk avy hatrany dia milefaka ny krôblema rehetra!
:-D :-D :-D :-D :-D
Mahamenatra mitsy ny olona ato, refa tsy mahazo resaka tsy mipetraka fa tonga de mivovo hoatran' ny alika.
De mba milaza hoe manaova calcul hono.. mba intelligent ihany re
ridicule be nge zany commentairen'ny xxx3 zany e! Fa maninona no tonga dia aviavy be e!???!! mafy ny fiainana fa na izany aza contrôleo tsara ihany ny haromontana.
10. Papoose ( 28/12/2009 20:49)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0598