Fa inona kay no tena itiavanareo an'i TGV e ?

1. rasobakobako ( 03/04/2009 07:57)
Ireto avy isika :
1. Pro Ra-8 : tsy azo kianina mihitsy Ra-8, mbola manantena tanteraka ny fiverenany, manao izay fomba iverenany, mitolona sy miaritra ny capsat, mankahala tanteraka an'i TGV. Diso daholo aminy ny hoe, nanompo sampy, nivarotra tanindrazana, nanao didy jadona sns e!

2. Pro TGV : tsy azo kiainina mihitsy TGV? mety ny ataon'ny Capsat, lalana tsy maintsy andalovana izao, tsy misy maty izany ny pro Ra-8 fa lainga izany, Ra-8 mpangalatra, sns, dia manantena fa hisondrotra be Mcar sns...

3. Ireo izay manaiky fa betsaka ny tsy mety nataondRa-8 kanefa dia miaiky fa aleo ihany Ra-8 satria nahavita zavatra izy, nilamina ny fandriampahalemana.

4. Ireo izay manaiky tsy sazoka an'i TGV satria mankahala anRa8 pour des raisons personnelles, na koa tsy fitiavana merina tsotra izao, nefa mahagaga fa TGV koa mba merina

5. Ny Ratsirakiste, ny Zafiiste, sns

6. Ireo izay tsy mahalala ninoninona fa velon'ny TSAHO fotsiny, dia ny 80% n'ny gasy izany,

IZA AMIN'IREO IANAO ? izaho aloha ilay -3- satria azo natao tsara ny nanakana ny tsy mety nataondra-8 , nefa afaka mivoatra i Madagasikara.
répondu par fijo le 03/04/2009 20:47
2. xxx ( 03/04/2009 08:11)
Mety tsy voaklasenao angamba aho sa izà no diso famaky, izaho mantsy:
Olona mahatsapa fa be ny tsy nety nataon-dra8 ka noho izany dia tokony hiala ary tsy hiverina intsony izy. Noho izany somary mankasitraka izao zavatra ataon'i TGV izao na dia betsaka koa aza ny ho afaka ho kianina. Satria ny hiafarn'izao tetezamita izao dia éléction démocratique normale.
3. xxx ( 03/04/2009 08:22)
ARY IANAO MISEHO BE TAIMBAVA MANADIO AN DRA8 IO ? mba toa inona manahoana ny fiainanao ??? :-D

moa ve ilrony mpisolelaka be fahatany mahatahotra ny hanoka-bava na dia hita izao aza fa misy tsy mety satria sao dia tsy mahazo fitiavana na toerana kely

olombelona toa ahy iny ry lay a ! miseho ho manambony tena miseho mandatsa ny marary nefa izy diabetika ny zanany obese ny vadiny tratran'ny cancert
mariage arrangé nefa miseho milay mikritika ny hafa ntsssssssssssss ny ao ambany no misaina ny an'ny leiny fa tsy ny ati-dohany RY LERY E !

te hicomparé ny tenany @ ao ambony kanefa diso hevitra izy , izany aza tsy takatr'iny ra8vendrana iny ka ahoana no tsy hiteny ny hafa

IZAHAY TSY AZO TAMPENAMBAVA E C TT ASA FA TSY KABARY NO SADY TSY MANAO ERITRERITR 'I BARY 8O
4. Oay ( 03/04/2009 08:34)
xxx:

olombelona toa ahy iny ry lay a ! miseho ho manambony tena miseho mandatsa ny marary nefa izy diabetika ny zanany obese ny vadiny tratran'ny cancert
mariage arrangé nefa miseho milay mikritika ny hafa ntsssssssssssss ny ao ambany no misaina ny an'ny leiny fa tsy ny ati-dohany RY LERY E !

te hicomparé ny tenany @ ao ambony kanefa diso hevitra izy , izany aza tsy takatr'iny ra8vendrana iny ka ahoana no tsy hiteny ny hafa

Izao kosa ry XXX tena mampalahelo ilay ataonao satria kosa ny aretina mahazo azy sy ny taranany kosa tsy tokony handatsana anazy na inn antony na inn.

Ny antony hanohanana ny nataon'i TGV d tsotra amiko handravana ny jadona saika natsangan'i Ravalomanana teto Madagasikara. Tsy misy ankoatran'izay.
5. rasobakobako ( 03/04/2009 08:51)
Mino ve ianareo fa TGV tsy manao Jadona ? tsy efa manao Jadona ve izy izao ? Raha te ho tian'ny olona izy dia tokony mba manao izay itiavan'ny olona azy, fa raha izao ataony izao kosa aloha, habibiana amiko e!
6. Oay ( 03/04/2009 09:07)

Tsy manao jadona izy satria:
_Manasa ny rehetrarehetra hiaraka hidinika ny fidirana @ repoblika vao²

Fa kosa ny filaminambahoaka tsy maintsy tandrovina.

Rasoa a! aza afangaro mihintsy ny nahatonga ny TGV nidina andalambe sy ny fidinantsika TIM andalambe @ izao fotoana izao.

T@ andron'i dada d 95% ny solombavambahoaka d TIM ary maro no mpiasan'i dada satria mpiasan'ny TIKO
T@ andron'i dada d 100% ny antenimierandohaolona d mpomba an'i dada ary ny filou d mpiasan'i dada!
i dada d nanao lohamboto tsy nety nihaino ny mpanohitra
NOHO ireo antony rehetra ireo d voatery nidina andalambe ny mpanohitra.
Amin'izao d efa milaza ry TGV fa afaka miresaka eo ambony latabatra daholo izay tehiteny ka maninn no mbola eny andalambe no haneho hevitra.

7. xxx ( 03/04/2009 09:08)
Za mba gaga ry rasobakobako...ka ita fa habibina mihitsy no ataony, Ratsiraka raha-2 io aleo ahita ka
8. mirana5 ( 03/04/2009 10:03)
rasobakobako:

Ireto avy isika :
1. Pro Ra-8 : tsy azo kianina mihitsy Ra-8, mbola manantena tanteraka ny fiverenany, manao izay fomba iverenany, mitolona sy miaritra ny capsat, mankahala tanteraka an'i TGV. Diso daholo aminy ny hoe, nanompo sampy, nivarotra tanindrazana, nanao didy jadona sns e!

2. Pro TGV : tsy azo kiainina mihitsy TGV? mety ny ataon'ny Capsat, lalana tsy maintsy andalovana izao, tsy misy maty izany ny pro Ra-8 fa lainga izany, Ra-8 mpangalatra, sns, dia manantena fa hisondrotra be Mcar sns...

3. Ireo izay manaiky fa betsaka ny tsy mety nataondRa-8 kanefa dia miaiky fa aleo ihany Ra-8 satria nahavita zavatra izy, nilamina ny fandriampahalemana.

4. Ireo izay manaiky tsy sazoka an'i TGV satria mankahala anRa8 pour des raisons personnelles, na koa tsy fitiavana merina tsotra izao, nefa mahagaga fa TGV koa mba merina

5. Ny Ratsirakiste, ny Zafiiste, sns

6. Ireo izay tsy mahalala ninoninona fa velon'ny TSAHO fotsiny, dia ny 80% n'ny gasy izany,

IZA AMIN'IREO IANAO ? izaho aloha ilay -3- satria azo natao tsara ny nanakana ny tsy mety nataondra-8 , nefa afaka mivoatra i Madagasikara.

Mananihany ve ianao io sa mitampina ..... ny masonao tsy mahita ny famenona paosy ataon'i ra8? Hitam-poko hitam-irenena ny vola hanaovan'ny interets ho azy, dia mbola hoé, ra8 l'homme de la situation. Mba jamba na voafitaka raha ianao io!!!!! MAMPALAHELO K'ITY!!!!!
:( :(
9. mirana5 ( 03/04/2009 10:05)

10. rasobakobako ( 03/04/2009 12:08)
Raha samy ho ratsy ihany ny tantara, tsy aleoko ve Ra-8
Tsy aleoko miara miaina @ mpangalatra toy izay mpamono olona (mety hiteny nareo hoe dé ahona izany ny tany Ambohitsorohitra?) fa sasanangy samy hafa izany.

Teo Ra-8, mpangalatra, mpanao didy jadona, mpanao ody, + izay tianareo rehetra ilazana azy
- stable ny asa
- mihinana produit laitier zahay
- tsy ilaharana ny ppn
- madio ny tanàna
- kit scolaire
- kit accouchement
- 10% augmentat° salaire /an

Zao TGV
- mitaintaina hoe hikatona ny orinasa (izay tsy misy ifandraisany amindra8 fa vokatry ny krizy)
- asaivo mivarotra produits laitiers koa izy
- ialaharana ny vary, ny menaka, sns na dia mora aza aleoko ihany mividy lafo,ny fotoana koa vidiana ho anay te hisondrotra
- zaoridira eran'ny tanàna + jiolahimboto mpandrahona
- hitohy ve ny kit scolaire sy ny accouchement ?
- hiakatra 50% ve sa 100% ny karama isantaona

TOMBOTSOA kosa aloha izao e, raha manao ny tsy mety, mety higadra, assuré ny hivoahana, atao V fotsiny ny tanana.

Ny manao ny marina sy ny mangina izao no mampatahotra, satria mety ho voatifitry ny capsat
11. Oay ( 03/04/2009 13:03)
Rasoa a!
Mampalahelo ahy enao fa angaha d tena very fihinana ka d matahotra fa tsy hihinana :dibera, menaka , vary , ary tsy hisotro ronono intsony é!
Efa hoe "efa vita ny andron'ny revolisiona sosialista" d tsy miverina milahabary izany intsony isika. Manahirana ana mihintsy ny miresaka @ bébé rasoa efa manomboka miverytsaina, efa hoe efa 2009 isika izao fa tsy 1991, i ratsiraka aza efa mipipy am-pataloha ve d mbola hiverina hitondra antsika ihany.
Ka zao bébé a! ny angano hafa tantaraina raha toa ka tian'i bébé ny tsy atorinay fa aza mampitahotra anay @ zavatra tsy hiverina intsony.
Momba ny fitondran'i TGV d na i dada aza no teo d tsarovy fa tsy maintsy sahirana satria krizy finansiera miteraka krizy ekonomika d aty amintsika mbola niampy krizy polifika, fa ny ttsy atahorana d izay manambola ka mahita fika hanafarana d afaka manafatra ka rehefa betsaka ny entana eo @ tsena d midina ny vidiny ary tsy misy milahatra, mino aho fa azon'i bébé ny tiako lazaina, ary etsy izato izy hosafosafoiko ny loha hanalana ny angadrano fa io no mahakizintana an'i bébé toa izao.
12. soanja ( 03/04/2009 19:30)
rasobakobako:

Ireto avy isika :
1. Pro Ra-8 : tsy azo kianina mihitsy Ra-8, mbola manantena tanteraka ny fiverenany, manao izay fomba iverenany, mitolona sy miaritra ny capsat, mankahala tanteraka an'i TGV. Diso daholo aminy ny hoe, nanompo sampy, nivarotra tanindrazana, nanao didy jadona sns e!

2. Pro TGV : tsy azo kiainina mihitsy TGV? mety ny ataon'ny Capsat, lalana tsy maintsy andalovana izao, tsy misy maty izany ny pro Ra-8 fa lainga izany, Ra-8 mpangalatra, sns, dia manantena fa hisondrotra be Mcar sns...

3. Ireo izay manaiky fa betsaka ny tsy mety nataondRa-8 kanefa dia miaiky fa aleo ihany Ra-8 satria nahavita zavatra izy, nilamina ny fandriampahalemana.

4. Ireo izay manaiky tsy sazoka an'i TGV satria mankahala anRa8 pour des raisons personnelles, na koa tsy fitiavana merina tsotra izao, nefa mahagaga fa TGV koa mba merina

5. Ny Ratsirakiste, ny Zafiiste, sns

6. Ireo izay tsy mahalala ninoninona fa velon'ny TSAHO fotsiny, dia ny 80% n'ny gasy izany,

IZA AMIN'IREO IANAO ? izaho aloha ilay -3- satria azo natao tsara ny nanakana ny tsy mety nataondra-8 , nefa afaka mivoatra i Madagasikara.

Tsy hitako ao aloha ny kilasy tokony hisy ahy nefa aleo dia tsoriko fa sady tsy tiako ny hiverenan'i Ra8 no tsy mankasitraka an'I TGV aho noho ny zavatra isan-karzany nifangaro tamin'ny fakany ny fitondrana. Saingy kosa mihevitra aho fa afaka mahazo amboara amiko izy satria izy irery no sahy tsy ankijanona nfampiady tandroka tamin-dRa8. Asa na hitanareo ny fanehoam-pahefana nataon-dRA8 tamin'ireny fotoana ireny. Raha lalaovianao tahak'izany ny zanak'Iarivo dia hahalala azy koa ianao. Zay ny fahitako azy an. Nandrangitra loatra ary nanisy kitsony kifafany ka zary nanindrona olona be dia be tokoa. Ka io no niafarany.

Ok. Tsy manana ariary azo avy amin-RaTGV aho sady tsy hahazo vola amin-dRatsiraka koa noho zany izay atolotra eo amin'ny fifidianana dia mila miasa tsara ny lohako hitady hoe iza no tsara sy mahasoa. Tsy hinoako anefa ny fisian'io amin'izao sahotaka sy fivadihana palitao tsy misy atakandro lava izao. Noho izany dia hoy aho hoe aloe izay hampilamina atao. Izay tsy hisian'ny ra latsaka intsony. Ary izay mba hampiodina ny firenena. Ovaintsika ny famindra. Hampianaro ny zaza tsy hanao ny nataon'ireo goakantitra mandreraka ireo.

Satria ny hitako teo aloha dia tsy marina izany fandriampahalemana izany fa tany an-kodahoda tany tamin'ny andro n-dRa8 dia nanjaka ny dahalo sy ny halatra ary ny famonoanolona saingy lavitry ny gazety sy ny rehetra dia tsy hita sy heno. Ny tenako izao dia isan'ny niharan'ny fanararaotana kolokolo sy fitakiana vola tsy amanapa raha tany lavidavitra tany. Tany ankodahoda tany betsaka ny zaza tsy nisakafo nandeha nianatra ary mandry fosty tamin'ny alina fa saingy tsy ny zanantsika ao andrenivohim-paritany angamba izany. Tamin'ny andron-dRa8 dia betsaka no nampidirana amponja noho ny lafiny maro samihafa tsy mifanaraka amin'ny tombotsoany sy manelingelina azy. Be loatra fa aleo ajanoko!

Koa hoy aho hoe aza kilasiana ny olona fa samy manahirana azy matoa miady izay tiany ho eo ny hoe iza avy no mahazo tombotsoa betsaka avy amin'iza dia eo amin'ny fifdianana no ahalalana izany. Misaotra tompoko!

13. fijo ( 03/04/2009 20:47)
ny ahy dia ny aradalana ihany.raha aradalan ano mahalany an'i andry dia tohanako izy.rah aaradalana i ravalo dia tohanako izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5825