Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Poki ( 15/11/2010 12:20)
Ny CUA sy ny fomba fiasany
Eo amin'ny fanatanterahana ny asany dia samy manana ny heviny ny tsirairay ny fomba fiasan'ny CUA, ao ny manakiana, ao kosa nefa ireo izay mahita miasa ihany ny CUA. Ary ianao ahoana ny fahitanao azy?... tohiny
novalian'i bazylou ny 27/11/2010 18:37
Dan23 ( 14/11/2010 16:43)
Tsiky kely monja
Un homme marche dans la rue lorsqu'il entend un cri derrière lui - STOP! ARRETEZ SINON VOUS ALLEZ PRENDRE UNE BRIQUE SUR LA TETE Le gars s'arréte et au méme moment, une brique qui s'était détachÃ... tohiny
novalian'i tomms ny 25/01/2011 05:23
vatofototra ( 13/11/2010 22:47)
REGARDER VIDEO Ravalomanana exige la libération de Fetison 13 novembre 2010
REGARDER VIDEO Ravalomanana exige la libération de Fetison 13 novembre 2010 - Ravalomanana exige la libération de Fetison Andrianirina et les prisonniers politiques - Resabe du MaTV avec le comi... tohiny
soanja ( 13/11/2010 20:00)
Ny aty aminay
Lasa eritreritra aho mandinika ny tontolo. Tontolo vaovao indray no iainako. Tsy haiko na ambanivohitra no misy ahy na an-tanan-dehibe. Feon'akoholahy maneno no mamoha ahy vao maraina. Somary renoka k... tohiny
novalian'i soanja ny 21/03/2011 12:10
bazylou ( 13/11/2010 19:02)
an'iza indray ny tour ee
vita i fetyson, dia ho avy kpa ny manaraka, ny mouvance deba efa nitacle ny mouvance le8 ka fay tao ry le8, ... tohiny
bazylou ( 13/11/2010 18:44)
iza no hahazo azy e, iza
iza amin'izy 3 mitsama ireo no ho lany eto iarivo??? efa tsy any amin'ny eny sy tsia tsony ny baolina izao beurrrk... tohiny
bazylou ( 13/11/2010 18:30)
aiza ihany e,
atao daholo ny horakoraka, ny esoeso rehetra fa tsy nety eeee, natao koa ny ompa sy ozona fa tsy tafavoaka ihany , aiza ihany le gasy tonga saina fa be wawawaa fotsiny izato izy kooo. lazaina fa v... tohiny
RUZ9 ( 13/11/2010 14:03)
LALANA INONA? HO AN'IZA?
Atao amboletra ihany ity ilay atao hoe "fitsapan-kevi-bahoaka" handaniana lalam-panorenana. Maika tokoa ve ny fanovana ny lalàm-panorenana? Ny hita aloha izao, na lalàna inona io io na lalàna inon... tohiny
novalian'i jiolah ny 15/11/2010 13:18
Fanhaiky ( 13/11/2010 12:48)
Jereo kely anie eh!!!
Toy izao indray ny fomba ialan'ny Amerikanina amin'ny loza mety hiseho any aminy [img]http://membres.multimania.fr/wotraceafg/new_wtc2.gif[/img]... tohiny
novalian'i guant ny 10/06/2011 06:13
andrywui ( 13/11/2010 10:05)
MITADY NY NAMAKO AHO ...
lasa nirifatra ka tsy tana ireo akama ndray nihira tamiko tato fa nandrora nitsilany ka ny tenany ihany no voa ... -- miangavy an'ilaisany ary mba hiverina !!!!!... tohiny
novalian'i dadabe ny 04/02/2011 13:01
lagoon ( 12/11/2010 17:11)
maninona kay ny christianisme no tsy mety afaka @ materialisme?
maro dia maro manko ny kristianina no toa lasa diso tanjona ka lasa ny marche de consommation sy ny materialisme no tanjona eo @ fiainana? nadika vilana ny fampianarana kristianina ve?sa tena izay no ... tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:05
vatofototra ( 12/11/2010 11:37)
REGARDER VIDEO Fetison Andrianirina et plusieurs leaders politiques ont été emprisonnés par la Hat 11 novembre 2010
REGARDER VIDEO Fetison Andrianirina et plusieurs leaders politiques ont été emprisonnés par la Hat 11 novembre 2010 - Fetison Andrianirina et plusieurs leaders politiques ont été emprisonnés p... tohiny
vonynive ( 12/11/2010 06:07)
afrikana ve ianao
asa na efa nandalo teto ity zavatra 1 ity na tsia tsy voadikako @ teny malagasy fa miala tsiny mialoha aloha, nefa heveriko fa ho takatry ny maro ihany ny dikanteny. natao hampihomehy izy ity, natao h... tohiny
novalian'i milamm ny 05/03/2011 01:55
niryna ( 12/11/2010 04:56)
Mety misy ve ity sa?
Rehefa manaraka ny fandaharana fivavahana aho dia itako fa maro be ny firenena manankarena no manampy ireny tany mahantra ireny.Manao sekoly,hopitaly,mampianatra ireo ankizy vavy namidy tamin'ny fivar... tohiny
novalian'i vonynive ny 15/12/2010 11:45
niryna ( 12/11/2010 04:35)
Ny lehilahy tsy manambady
Nahavariana ity fandaharana ity,miresaka fiainana ilay izy. Rehefa natao hono ny fandinihina dia ny lehilahy tsy manambady no mandany vola be noho ny lehilahy manambady. Inona tokoa re no anton'iza... tohiny
novalian'i 5laody ny 06/04/2013 19:04
hery ( 11/11/2010 09:27)
Fiarovanao ny zonao ny tsy mifidy
Raha toa ianao ka tsy mankasitraka ny HAT na tsy matoky ny HAT dia aza mandeha mifidy akory. Satria nahoana? Betsaka tokoa ny resaka momba ny fitsapan-kevi-bahoaka ho avy ity ka mba arosoko ihany koa... tohiny
novalian'i rahery08 ny 16/11/2010 06:44
tsaramaso ( 11/11/2010 07:32)
Mmmmm
Toy izao anie rankizy ny famono vady e!! http://current.com/news/92783818_how-to-beat-your-wife.htm tsssssssssssss!!!!!!!!!!!!!!!... tohiny
novalian'i valia ny 20/11/2010 14:16
vatofototra ( 10/11/2010 21:03)
REGARDER VIDEO Raikitra indray ny sakoroka - Répression à Antanimena 10 novambra 2010
REGARDER VIDEO Raikitra indray ny sakoroka - Répression à Antanimena 10 novambra 2010 Sakoroka teny antanimena, Behoririka ny alarobia 10 novambra 2010 rehefa tsy navela hiditra teny amin'ny kianj... tohiny
muhandas ( 10/11/2010 10:25)
Balisama
Ahoana daholo ry akama isany, Aleo hono manontanitany foana toy izay miteneteny foana. Fa inona moa no atao hoe balisama? Dia misaotra mialoha... tohiny
novalian'i muhandas ny 10/11/2010 16:49
RAR.DAGO ( 10/11/2010 08:55)
Bizina paingotra mety mandeha
Fa raha @ izao fotoana izao no manao sarin'olona (poupée) @ sarin-dry R8, Andry,Charles, Lylson, Ratsiraka sns dia sady mivarotra paingotra miaraka aminy mba hanalàna fo rehefa tezitra!!! Fa tena m... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3463