Ny lehilahy tsy manambady
1. niryna
(
12/11/2010 04:35)
Nahavariana ity fandaharana ity,miresaka fiainana ilay izy.
Rehefa natao hono ny fandinihina dia ny lehilahy tsy manambady no mandany vola be noho ny lehilahy manambady.
Inona tokoa re no anton'izany e?
Anjaranareo aza no mitantara

répondu par 5laody le 06/04/2013 19:04
2. sylvaine
(
18/11/2010 12:34)
Ny antony de laniny @ fitafy na kojakoja momba ny vatany ,lany revy cine,labiera sns...
3. Lejoba
(
19/11/2010 13:52)
sylvaine:
Ny antony de laniny @ fitafy na kojakoja momba ny vatany ,lany revy cine,labiera sns...
Rehefa manambady matetika rafotsy no mitantana dia masiaka be izy ko!
Isaky ny hividy zavatra kely dia aleo itsy fa lafo loatra, na dia kely ihany aza ny elanelany. Ny vhvh mahavita mandeha lavitra be hahita moramora kokoa ets.
Rehefa tsy manambady tsisy manakantsakana fa mivoaka araka izay ahatongavany eo. raha lany alohan'ny faran'ny volana dia atao ahoana moa fa dia lany ary
4. sylvaine
(
19/11/2010 16:12)
Lejoba:

Amin'izao fotoana izao ve mbola misy foana ilay hoe vehivavy mitantam-bola???Raha samy miasa aloha dia samy mitantana ny volany,fa ny lahy matetika tsy mahay mintantana fa mandanindany foana :D
5. rastafarai
(
23/11/2010 00:52)
Ny lehilahy mitsy no mpanfdany vola en général e!!na manambady na tsia!Mety we manana adidy hafa fotsiny izy refa manambady d zay no antony mampiena ny vola laniny fa tsy d misy idiran ny fitantanam bola loatra,na iza na iza no mitantana an'io lany fona io fa mety ny lalany fotsiny no miova
7. niryna
(
12/12/2010 04:16)
sylvaine:izay koa antony iray
Ny antony de laniny @ fitafy na kojakoja momba ny vatany ,lany revy cine,labiera sns...
8. niryna
(
12/12/2010 04:20)
Lejoba:koa hilibaliba eo intsony kosa ve izy,efa azony ilay notadiaviny ,hi,hi
sylvaine:
Ny antony de laniny @ fitafy na kojakoja momba ny vatany ,lany revy cine,labiera sns...
Rehefa manambady matetika rafotsy no mitantana dia masiaka be izy ko!
marina tokoa izany fa indraindray kosa tsy misy fitsonganan'anana akory ny zavatra vidiana dia efa ohatrinona no lany ,ny vehivavy efa mahafantatra hoe atsy no mora ,ny lehilahy izay tandrifin'ny masony eo dia batainy daholo ,ha,ha
Isaky ny hividy zavatra kely dia aleo itsy fa lafo loatra, na dia kely ihany aza ny elanelany. Ny vhvh mahavita mandeha lavitra be hahita moramora kokoa ets.
izany kosa ve tsy midika hoe manjary nampianarina hihafy ilay rangahy ?
Rehefa tsy manambady tsisy manakantsakana fa mivoaka araka izay ahatongavany eo. raha lany alohan'ny faran'ny volana dia atao ahoana moa fa dia lany ary
sakafo roa vava anie izao no tadiaviny e ,rehefa tonga moa ny kilonga mitombo ilay izy indrindra moa raha tsy miasa rakalakely ,dray ,dray ,dray
9. mutombo
(
17/07/2011 15:47)
noheveriko fa rehefa manambady dia tsy maintsy kojakokaina madama(soldes,vacances,bijoux,cinéma,resto,..)dia izay no mahalany ny volandrangahy,samy manana ny fijeriny marina!
10. 5laody
(
06/04/2013 19:04)
mutombo:
noheveriko fa rehefa manambady dia tsy maintsy kojakokaina madama(soldes,vacances,bijoux,cinéma,resto,..)dia izay no mahalany ny volandrangahy,samy manana ny fijeriny marina!
Miarahaba ny namana rehetra atona vitsy aty aoriana,
diniho kely: efa maro dia maro ny viavy miasa sy manana fidiram-bola fa aza dia variana loatra amin'ny hoe "volan-drangahy" na dia tsy mbola mitovy ary ny karama amin'ny toerana iray (mbola ho avy)
rangahy tsy dia misy feeling loatr amin'izay zavatra hoe mora sns, mankanesa eny amin'ny fivatrotana kiraro akanjo sns, ny an'iza no lafo kokoa, ny zavatra ho an'ny lhl sa ny ho an'ny vhv?
mankasitraka ny rehetra