Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vonynive ( 24/11/2010 09:17)
Ambohimadizina
miarahaba antsika sao mba misy afaka manome ilay tononkiran'ilay hira oe "Ambohimadizina" ianareo @ teny malagasy an... tohiny
novalian'i raherigna ny 23/02/2011 04:47
vonynive ( 24/11/2010 09:07)
antontan'isan'ny mpikambana serasera.org avy @ lafy valon'ny tany
fanontaniana ho an'ny mpandrindra, finaritra ! azonareo atao ve ny manome ny antontan'isan'ny mpikambana eto @ serasera.org avy @ lafy valon'ny tany fa mba liana ny tehahalala ny isan'ny mpikambana e... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/11/2010 16:27
William ( 24/11/2010 08:26)
Felanihary
Nahita t@ gazety za fa hoe nigadra i Felanihary... tohiny
novalian'i vonynive ny 24/11/2010 09:18
ydifas ( 24/11/2010 07:20)
JERY TODIKA
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Kristy. Iray volana mahery sisa dia hifarana ity taona folo amby roarivo ity. Fotoana fanaovana jery todika (bilan) ny fifaranan'ny taona toa izao. Na ho an'ny isam-... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/11/2010 07:51
ydifas ( 24/11/2010 07:18)
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Kristy. Iray volana mahery sisa dia hifarana ity taona folo amby roarivo ity. Fotoana fanaovana jery todika (bilan) ny fifaranan'ny taona toa izao. Na ho an'ny isam-... tohiny
vonynive ( 24/11/2010 06:10)
ny Malagasy ny psychologue
miarahaba antsika, toa tsy dia voateny loatra eto Mkara ny fikarakarana sy fitsaboana (soin-traitement) saina; fa izaho mahita hoe ilain'ny Malagasy izy io satria tsy vitsy ireo tsy salama saina (tsy ... tohiny
novalian'i vonynive ny 16/02/2011 06:51
ainamiamina ( 23/11/2010 18:23)
Mitady gasy mipetraka any SUISSE
Salama daholo isika, Izaho de monina eto Madagasikara, manambady, manajanaka roa kely, ka mikasa ny hifindra any Suisse. reko fa toa misy azo atao tsara any, fa saingy tsy dia mazava amiko loatra ny ... tohiny
novalian'i sjef ny 14/01/2011 23:14
kamory ( 23/11/2010 16:33)
Ahoana ny hevitrareo @ vady tsy mety manao n'inon'inona?
Miarahaba anareo rehetra eo @ resa-behivavy aloa aho,ary mangataka ny hevitrareo, inona no tokony atao?... tohiny
novalian'i Miharena ny 16/01/2012 15:26
cyril ( 23/11/2010 10:59)
Mihetsiketseha ry zalah a ...
Tena zava-doza ity fa nipirina sy nitokona daholo ny Mpanohitra ato amin'ny serasera dia ANDIHIZAN'I BAZYLOU IRERY NY SERASERA TSIKA Alefaso ny vaovao vatofototra hanoherana an'ity Bazylou ity fa ot... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/11/2010 18:22
vonynive ( 23/11/2010 09:16)
Madagasikara sy ny kolikoly
Selon ce rapport, Madagascar est maintenant au 13e rang sur une liste de 178 pays. Tous les secteurs publics de l'administration de l'Etat sont "infectĂ©s".Les plus corrompus sont: - Les collectivitĂ... tohiny
vonynive ( 23/11/2010 08:43)
fiarahamonina sy kolotsaina malagasy : tia zavatra exterieur
miarahaba antsika mpandinika marketing frantsay iray no nilaza izao teny izao; tia zavatra exterieur hono isika Malagasy . ka tsy mahagaga raha mandeha varotra ny friperie, ny entana sinoa, iraniana,... tohiny
novalian'i Ratoa ny 30/05/2011 00:50
bazylou ( 22/11/2010 19:21)
tsy misy apoaka le gasy
fa tsy mahateny e; beurrk izao nonalehanyrehefa lany andro misolelaka etsy sy eroa dia mizity amin'ny trosa be igagana sy ny 4x4 kooo. izao izany efa voaviody amin'ny ambongadiny nygasy 20 000 000 ... tohiny
novalian'i zokybe ny 24/11/2010 20:29
RBNIR ( 22/11/2010 15:06)
Mba fantatrao ve ?
« Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra. » (Matio 22:29)... tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 04:14
m.i.s.a ( 22/11/2010 15:03)
Nahoana
miarahaba, misy fanontaniana kely mba tiana hapetraka vao niditra karajia aho teo ary nampiasa ny solon'anarana OoO dia niarahaba, dia niresaka, kanjo iny fa tonga ity olona WENDY ary milaza ahy hoe... tohiny
novalian'i cyril ny 29/11/2010 11:18
bichette ( 22/11/2010 15:03)
Inona marina ny "Farehitra" ?
lasa ny eritreritro manontany tena hoe inona marina ny farehitra ? ravin'inona ary inona no anarany amin'ny teny vahiny ? ... tohiny
novalian'i vonynive ny 24/11/2010 06:55
andrywui ( 22/11/2010 12:44)
AZA MALAELO VOALAVO MATY RY RETO FA NY ANTSAHA MBOLA HIAKATRA A
Mbola ho avy ny andro ataotsika manfatiny le bitro lahy lahy io alefalefanle lava nify io any Tsiafahy aby ve ny oul kléé !!... sssshhhh !... raha mbola manohinohy an'io adalany io ihany reo faty ... tohiny
novalian'i nanjakely ny 23/11/2010 11:08
franck1609 ( 22/11/2010 08:55)
Artiste, junkie et arnaqueuse
Bonjour, « Fantatrao ve aho ? » c étaient ses premiers mots en s’adressant à moi, « zah i X ilay mpihira » j ai été un peu surpris du fait qu’elle m’adresse la parole, à un t... tohiny
novalian'i Dmon ny 23/11/2010 06:23
franck1609 ( 22/11/2010 08:53)
Artiste, junkie et arnaqueuse
Bonjour, « Fantatrao ve aho ? » c étaient ses premiers mots en s’adressant à moi, « zah i X ilay mpihira » j ai été un peu surpris du fait qu’elle m’adresse la parole, à un t... tohiny
vatofototra ( 21/11/2010 11:58)
REGARDER VIDEO Journal 20 novembre 2010
REGARDER VIDEO Journal 20 novembre 2010 - Journal Affaire Bani - Réaction des politiques - Affaire Fetison Andrianirina - Général Ferdinand Razakarimanana Invité du Zoma Onitiana Realy TVPl... tohiny
novalian'i andrywui ny 23/11/2010 09:18
bazylou ( 21/11/2010 09:17)
milay be waa
voafehy tanteraky tgv ny baolina waaa, midira izay sahy eo indray ary e, izay mairen'ny tana lany eo aloha dia tsy tafala am tgv eee. misokatra tsikelikely ihany na be mpanakora aza ny orinasa ao ... tohiny
novalian'i nanjakely ny 23/11/2010 11:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9301