tsy misy apoaka le gasy
1. bazylou
(
22/11/2010 19:21)
fa tsy mahateny e; beurrk
izao nonalehanyrehefa lany andro misolelaka etsy sy eroa dia mizity amin'ny trosa be igagana sy ny 4x4 kooo.
izao izany efa voaviody amin'ny ambongadiny nygasy 20 000 000 sy mdg.
les pauvres
beuuurrrk
2. locl
(
23/11/2010 07:59)
endrey izato hianao toa sambatra ery fa maneso lay gasy izao rĂ mitovy aminao aminy hoe "breuuuuuuuk". Eny e! mety marina ihany ny anao satria menatra hianao ny aminy mahamalagsy anao. Ka aza manoratra aminy teny gasy intsony fa ataovy amin'izay teny vahiny.
3. nanjakely
(
23/11/2010 11:09)
mahatantesa fotsiny valikitsaka bazylou fa na ela io aza sorohany amin lapel refa tonga zay andro iray zay ,
ho avy ts oela ny volan cnaps fa miandrasa ny farany e
aza mitsoatsoaka any ivelany any fotsin fa andraso ny fitsarambaoka
4. bazylou
(
24/11/2010 18:20)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.3886