Mihetsiketseha ry zalah a ...

1. cyril ( 23/11/2010 10:59)
Tena zava-doza ity fa nipirina sy nitokona daholo ny Mpanohitra ato amin'ny serasera dia ANDIHIZAN'I BAZYLOU IRERY NY SERASERA TSIKA

Alefaso ny vaovao vatofototra hanoherana an'ity Bazylou ity fa otran'ny diso lasa mafy be loatra izy tato ho ato a ! anazy ty ny tanana marina , na aleo miara-mirona ry kala alika fa mitady hanjaka ato ny lavanify sy ny miaramilany'i bitrolahy a

hon hon hon hon

mangidy ty marina mouuuu

novalian'i bazylou ny 24/11/2010 18:22
2. nanjakely ( 23/11/2010 11:02)
anao ny aller ry bazylou fa ho hitanao tsy ho ela zany hoe retour izany a ny lehilahy tsy boka heritaona zay fotsiny nenah
3. nanjakely ( 23/11/2010 11:04)
tsy maintsy miala ny anaran'io HAT sy ny PHAT ireharehanao eto io

misy farany ny zava-drehetra


ny ratsy atao loza mihantona


zay fotsiny


mahatantesa fotsiny ny farany no hitsara
4. bazylou ( 24/11/2010 18:22)
ny retournareo aza mbola iadivana amin'ny frantsay kooooo,,,
shhhhhh
ho afaka ho aiza eo anefa e, tsss,
tsy maintsy hisolelaka aty iany , dia rehefa anao formation sy hianatra dia aty france iany e,

shhh,
mbola ho aiza fa tsy tafala eo wa

beuuurrrrkk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0451