Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tia-vaza
(
08/12/2010 15:49)
mbola mitady 2eme tour
za vao nisaraka taminy ilay sipako vaza , rehevo nanao firaisan zay de tiako be foana, ainy tsara ery hoe otrany ahona no itiavako azy !!! mangataka azy mba anao fona za, izy ko mo somary pervers zay,...
tohiny
novalian'i vale ny 31/08/2011 11:37
nilex
(
08/12/2010 11:46)
Depannage info sy elec
Afaka manampy anao @ dépannagen'ireto manaraka ireto aho:
UNITE CENTRALE
ECRAN LCD CRT
ONDULEUR
ORDI PORTABLE (démarrage/affichage ... etc)
VIDEO PROJECTEUR
CARTE MERE
...SNS
"La Qualite est un out...
tohiny
novalian'i nilex ny 09/05/2011 05:23
ziva6
(
07/12/2010 15:59)
foza orana hony e!
Fisoratam-banambadiana Mafy izany bôgosy Vita ny soratra, dia raikitra ny gidraka !
Lehilahy iray, tokony ho 39 taona raha ny fijery ivelany no nosaritahan’ny sipany ny sabotsy lasa teo. Tomefy o...
tohiny
novalian'i cyril ny 10/12/2010 11:34
sylvaine
(
07/12/2010 14:19)
tsenjery polifika
Tsenjery krismasy :
any ho any krismasy
fa n aty krizi gasy
kadô tsena mora
lasa deba r' le fatsora
...refa manohitra aleo mikôz mora
fa 300ar n bus mankeny antanimora
oan'reo ze tena sahisahy
ôtsi...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2010 09:50
bazylou
(
07/12/2010 12:12)
iza no tinareo ??
ny zava miseho any ci sa any mdg ? raha nilamina sy nijanona teo manko ire gisalahy roa ireo dia CI no nisy tao mdg.
Mandritran'izany aloha dia mitohy sy tokanana ihany ny zavatra vitan'ny tgv etsy sy...
tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2010 10:44
sitlo
(
05/12/2010 20:22)
Nataoko ny tsy hihomehy
Andry Rajoelina: "mes modèles sont Nelson Mandela et Mahatma Gandhi"
Efa misy fahavoazana mihitsy. Mba ampianaro ihany ny ankizy ry ireto fa dia lasa miteniteny foana ka.
Rehefa kelikely koa dia "j...
tohiny
novalian'i walte ny 13/12/2010 16:36
soanja
(
03/12/2010 18:04)
ngoma movies
Raha misy zava-mahamanina ahy any an-dafin'ny riaka any dia ny films na ny movies. Aiza re izay zoma mahafinaritrako hijery cinema izay e!!!! Ntsooh aleo alako amin'ny boky sy ny tonokalo ato aloha. ...
tohiny
novalian'i soanja ny 05/02/2011 00:51
soanja
(
03/12/2010 18:04)
ngoma movies
Raha misy zava-mahamanina ahy any an-dafin'ny riaka any dia ny films na ny movies. Aiza re izay zoma mahafinaritrako hijery cinema izay e!!!! Ntsooh aleo alako amin'ny boky sy ny tonokalo ato aloha. ...
tohiny
vatofototra
(
03/12/2010 17:42)
REGARDER VIDEO Edition spéciale Présidentielle Côte d'Ivoire 03 décembre 2010
REGARDER VIDEO Edition spéciale Présidentielle Côte d'Ivoire 03 décembre 2010
- Incendie dans la région d'Abobo
- Le représentant de l'ONU en Côte d'Ivoire vient de valider la victoire d'Al...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 06/12/2010 13:39
hyperkioba
(
03/12/2010 10:28)
COUPURE RESEAU TELMA
MANAO AHOANA NY FAHITANAO INTY LOHAHEVITRA ITY ?
http://www.hyperkioba.com/index.php/component/content/article/3-newsflash/284-coupure-telma
MIFIDIANA AO DI OMEO NY HEVITRAO AZAFADY TOMPOKO
MISAOTR...
tohiny
ydifas
(
03/12/2010 08:23)
HO AIZA?
Tononina amintsika ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavany.
Inoako fa nahavita nandini-tena isika rehefa avy namakivaky ity taona ity sy ny lasa rehetra teo amin'ny fiainantsika.
Ho avy ny krismasy ...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 10/12/2010 15:11
comex
(
03/12/2010 07:13)
Mpirahalahy
Mba mitady ny tonon'ny hira hoe: Mpirahalahy an'i Ndrina Ramamonjy anie azafady indrindra. Tena ilaiko maika be raha mba azo atao. Misaotra mialoha...
tohiny
bazylou
(
02/12/2010 17:36)
manandafy, rakotoarivelo ary ravatomanga
izany indray hono no anodina ny baolina ao amin'ny tim and co, dia jereo tsara fa hivadika mena le ravatomanga; ary i kotoarivelo tsy ho velona koa , i peau rouge aza efa lany morse kooo,
lolololoo
...
tohiny
novalian'i cyril ny 03/12/2010 11:48
bazylou
(
02/12/2010 17:32)
tgv a vie
amin'izay izany izao an, looolll
aza manody ny zana dambo marina, le8 atsy efa taolana sisa.
MAzotoa ry zareo mitolona wawawawa.
Efa tgv a vie izao ny baolina, dia jereo izay anala azy teo ary raha...
tohiny
novalian'i RUZ9 ny 12/12/2010 13:17
vonynive
(
02/12/2010 12:13)
mail lasa any adresse tsy nandefasana
Fanontaniana
Matetika aho no lasa any @ adressen'olona tsy nandefasako azy akory ny mail-ko nefa dia ao anaty éléments envoyés ilay izy; ary adresse mailn'olona iray ihany an ;
soa fa mampilaza fo...
tohiny
novalian'i heirzo ny 08/05/2012 09:36
locl
(
02/12/2010 09:55)
HAT ve tena mahery?
Fa mieritreritra ve nareo HAT fa tena tsy maintsy ny sitraponareo no tsy maintsy tanterahana ao Madagascar ao e!
Vao avy namaky ny article taminy fanambarana nataon'ny chargé d'affaire USA aho io, ka...
tohiny
novalian'i cyril ny 03/12/2010 11:43
bazylou
(
01/12/2010 18:55)
izao izany dia aongana indray
i raharinaivo an, dia manolo ekipa daholo fa mafy be le bandy kely lazain'ny sasany .
loooll
beeeuuurrr...
tohiny
novalian'i cyril ny 03/12/2010 11:45
Zafimananadrazana
(
01/12/2010 15:09)
EPI INFO
Miarahaba antsika mpikirakira ny solontsaina sy ny manodidina azy. Izaho ry zareo mila mampiasa Epi Info 2000 nefa aho tsy manana traikefa firy amin'ny fampiasana io logiciel iray io. Ampio ry zareo r...
tohiny
RBNIR
(
01/12/2010 13:54)
HAJAO ANDRIAMANITRA, ARY MATAHORA AZY
« Ny zanaka manaja ny rainy, ary ny mpanompo ny tompony; koa raha Ray Aho, aiza ary izay hajako? ary raha Tompo Aho, aiza izay tahotra Ahy? hoy Jehovah, Tompon'ny maro, aminareo, ry mpisorona, i...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 03/01/2011 06:58
bazylou
(
01/12/2010 09:23)
rehefa tratra daholo koa anie
ny atao rehetra ry cyrilll mitsako bila dia tsy maintsy hiantso pompier any amin'i rahery e, loooooooool
beurrrk...
tohiny
novalian'i cyril ny 02/12/2010 09:23
