EPI INFO

1. Zafimananadrazana ( 01/12/2010 15:09)
Miarahaba antsika mpikirakira ny solontsaina sy ny manodidina azy. Izaho ry zareo mila mampiasa Epi Info 2000 nefa aho tsy manana traikefa firy amin'ny fampiasana io logiciel iray io. Ampio ry zareo raha misy azo atao! Efa nijery site hafa aho fa tsy afa-po e!
Misaotra mialoha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3141