tsenjery polifika

1. sylvaine ( 07/12/2010 14:19)
Tsenjery krismasy :
any ho any krismasy
fa n aty krizi gasy
kadô tsena mora
lasa deba r' le fatsora
...refa manohitra aleo mikôz mora
fa 300ar n bus mankeny antanimora
oan'reo ze tena sahisahy
ôtsinona mou zao n bus mankeny tsiafahy????LOLLL
novalian'i andrywui ny 10/12/2010 09:50
2. rijadolly ( 07/12/2010 16:37)
tsena mora
trano mora
tanimora
fonjamora

hihihihih!
3. locl ( 07/12/2010 17:04)
Mora daholo ny zavatra rehetra, saingy indrisy ....vola tsy misy
4. sylvaine ( 07/12/2010 19:45)

rijadolly - 07/12/2010 17:37
tsena mora
trano mora
tanimora
fonjamora

hihihihih


hihihi


locl - 07/12/2010 18:04
Mora daholo ny zavatra rehetra, saingy indrisy ....vola tsy misy


vahoka tsy manambola fa fanjakana manambola be an
5. samoana ( 08/12/2010 13:15)
Manaova pôlitika
Raha mba te ihika
sy hikaly krismasy
isika malagasy

tsy asiana vorintsiloza
fa mihafy amin'ny foza
ny azo atao: mitelin-drora
soa aza nisy tsena mora

6. sylvaine ( 08/12/2010 14:33)

samoana:

Manaova pôlitika
Raha mba te ihika
sy hikaly krismasy
isika malagasy

tsy asiana vorintsiloza
fa mihafy amin'ny foza
ny azo atao: mitelin-drora
soa aza nisy tsena mora



tena tsara be ,merci merci
7. locl ( 09/12/2010 08:45)
Merci akia ry Sylvaine a!
8. bazylou ( 09/12/2010 18:44)

antsonale, lasa poeta daholo ny gasy fa tsy zaka tsony marina, tsoin, tsoin, tsin
9. sylvaine ( 10/12/2010 09:26)


locl
Merci akia ry Sylvaine a


De rien letsy locl an!



bazylou

antsonale, lasa poeta daholo ny gasy fa tsy zaka tsony marina, tsoin, tsoin, tsin


Hay ve tsapanareo ihany fa tsy zakan'ny Malagasy ny ataonareo???????Hita mihitsy fa mpampihorohoro sisa??Ajanony @ zay ary fa efa mijaly loatra ny Malagasy rehetra afatsy tgv bien sur
10. andrywui ( 10/12/2010 09:50)
Ny an'i sylvaine Tsianjery tonokalo tsy de milay !... ity tonokalo anakiray ary ! "nalaza be teto amin'ny serasera tamin'ny heritaona otrizao !!"


TONGA NY NOEL
MIALA RAJOEL
AMPIANARO NY ANKIZEL ...



iza ary no nanao an'izany tonokalo milay be zany oo ...??


nefa i tonton akamako !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0412