HAT ve tena mahery?
1. locl
(
02/12/2010 09:55)
Fa mieritreritra ve nareo HAT fa tena tsy maintsy ny sitraponareo no tsy maintsy tanterahana ao Madagascar ao e!
Vao avy namaky ny article taminy fanambarana nataon'ny chargé d'affaire USA aho io, ka dia hitako fa mivotra ihany ny raharaha, ary mino aho fa tsy marina ny hoe tsy misy mpijery ny malagasy.
Mahereza ry mpitolona.

novalian'i cyril ny 03/12/2010 11:43
2. rpetit
(
02/12/2010 10:10)
Andriamanitra tsy andrinan'ny HAT andrin'ny vahoaka maro an'isa
( MAJORITE SILENCIEUSE )
ho hitany tsara fa tsy fantany mihintsy hoe mihamahantra anie ny vahoaka malagasy e
mahareta ry mpihazakazaka a
hiala eo daholo ireo am fotoana tsy apoizina , ANDRIAMANITRA MAHAY NY ZAVATRA REHETRA

4. locl
(
02/12/2010 15:12)
Ka inona no tianao hatao ry Jiolah?
Amina maha-jiolah anao angamba mety mahita fika hampahaingana ny raharaha hianao. Ny mandray basysy ny mampiasa hery aloha tsy mety aminay an!
Amina maha-jiolah anao angamba mety mahita fika hampahaingana ny raharaha hianao. Ny mandray basysy ny mampiasa hery aloha tsy mety aminay an!
5. bazylou
(
02/12/2010 17:30)
ny filma zanak'i dada aza efa misy episode 2, maika fa ny tolonareo lany daty ireo.
sady raha tolona wawawa tsy misy kombaka dia aleo mangina fa lany rora eo,
beuuurrrkk
sady raha tolona wawawa tsy misy kombaka dia aleo mangina fa lany rora eo,
beuuurrrkk
6. cyril
(
03/12/2010 11:43)
mbola ho atambatranay zanak'i 1 ihany io lety ry bazily fa mbola mifandinika fotsiny izahay alou de mody nanao an'io zanak'i dada2 io a !.... fa ny bitronlah tsy tapakanay ny nifin'iny !! inona koa zay tgv kàkàkloty ?