Depannage info sy elec
1. nilex
(
08/12/2010 11:46)
Afaka manampy anao @ dépannagen'ireto manaraka ireto aho:
UNITE CENTRALE
ECRAN LCD CRT
ONDULEUR
ORDI PORTABLE (démarrage/affichage ... etc)
VIDEO PROJECTEUR
CARTE MERE
...SNS
"La Qualite est un outil de compétitivité"
Misaotra
UNITE CENTRALE
ECRAN LCD CRT
ONDULEUR
ORDI PORTABLE (démarrage/affichage ... etc)
VIDEO PROJECTEUR
CARTE MERE
...SNS
"La Qualite est un outil de compétitivité"
Misaotra
novalian'i nilex ny 09/05/2011 05:23
2. faliniaina
(
07/01/2011 08:34)
Misy ecran plat izay aty amiko dia ny probleme-ny dia mandeha tsara izy vao apetaka fa vao afaka 1minitra eo dia mipipika avy eo le écran. Na dia atao farany izay ambany aza ny résolution dia manao toy izany foana ary efa betsaka ny karazana machine n'testena azy fa toy izany foana. Dia inona kay no problème amin'izany?
3. Arisse
(
05/05/2011 09:02)
Misy ordi Poratable izay ato amiko, dia mandeha tsara ny Systèm, nefa feno virus (c:WINDOWS/systèm32/mmm/.exe) io no anaran'ilay virus. Marihiko fa tsy misy Anti-virus anefa io Ordi io.Nanao "installation"-na "Anti-virus Avast 5" aho nefa tsy mety mi-"installé" ilay izy. "Lancer"-ko ny "Ccleaner" dia mipoitra eo @ "Bureau",iny aho hi-"clic" ny "analyser" dia maty ilay soratra na ny "fenetre" misy ny "Analyser".hoatr'izay hatrany no miseho.Ambarako eto anefa efa nandeha tany @ "Exécutez/regedit/Edition/rechercher c:WINDOWSsystem32/mmm.exe /suivant.Efa no "supprimer"- ko daholo izay misy anio nefa tsy hitako ny hatao. izao no fanampiana ilaiko aminareo: Ahoana no atao mba hampi-"installer" ilay "Anti-virus" sy hampi-"fonctionne" ilay "Ccleaner" ahafahako manao "optmisation " an'ilay ordi. misaotra mialoha amin'ny hamalianareo io olako io. Amin'ny manaraka indray.
4. hery
(
05/05/2011 09:20)
Jereo ny regedit dia ao amin'ny /run jerena fa misy programa misokatra sy miova anarana isaky ny mihetsika ao
Jereo fa misy
\Software\Microsoft\Windows\CurrentVersion\Run
ao amin'ny root key rehetra (current_user, Local, sns)
dia esory izay programa tsy mazavazava.
Jereo fa misy
\Software\Microsoft\Windows\CurrentVersion\Run
ao amin'ny root key rehetra (current_user, Local, sns)
dia esory izay programa tsy mazavazava.
Arisse:
Misy ordi Poratable izay ato amiko, dia mandeha tsara ny Systèm, nefa feno virus (c:WINDOWS/systèm32/mmm/.exe) io no anaran'ilay virus. Marihiko fa tsy misy Anti-virus anefa io Ordi io.Nanao "installation"-na "Anti-virus Avast 5" aho nefa tsy mety mi-"installé" ilay izy. "Lancer"-ko ny "Ccleaner" dia mipoitra eo @ "Bureau",iny aho hi-"clic" ny "analyser" dia maty ilay soratra na ny "fenetre" misy ny "Analyser".hoatr'izay hatrany no miseho.Ambarako eto anefa efa nandeha tany @ "Exécutez/regedit/Edition/rechercher c:WINDOWSsystem32/mmm.exe /suivant.Efa no "supprimer"- ko daholo izay misy anio nefa tsy hitako ny hatao. izao no fanampiana ilaiko aminareo: Ahoana no atao mba hampi-"installer" ilay "Anti-virus" sy hampi-"fonctionne" ilay "Ccleaner" ahafahako manao "optmisation " an'ilay ordi. misaotra mialoha amin'ny hamalianareo io olako io. Amin'ny manaraka indray.
5. nilex
(
05/05/2011 13:21)
voalohany indrindra dia izao,amin'ny efa fananako traikefa sy fandalinana betsaka no itenenako aminao fa aza mba zatra mampiasa ireny cc cleaner ireny fa mampikorotana system ireny ,maro no efa voa dia natoro dia milamina avy eo.faharoa ,tsy maintsy amin'ny ordi hafa no anaovana ny scan virus ny HDD anao ,na atao second disk na mampiasa fitaovana hafa.raha misy donnée important dia tsara raha norton 2010 no ampiasaina dia vitany ny réparation tsy vonoiny ny données,avy eo vao mampiasa avast 6 na 5 ,io koa tsara be fa saingy vonoiny indray izay fichier inféctés hitany ao.Rehefa afaka avokoa ny virys rehetra dia mety tsy hiainga ny windows an, sao gaga satria mety nisy fichier system tratran'ny virus tao,raha izay no mitranga dia sauveo ny donnée ao amin'ny C: ,alefaso any amin'ny D: raha misy dia réistalleo ny windows avy eo.tsy maintsy izay fa tsy azo terena handeha fotsiny io.Mahazotoa ary e.
6. Arisse
(
05/05/2011 16:54)
Misaotra anareo roalahy (Mr. Hery et Mr. Nilex) t@ fanomezana fanazavana momba ny Dépannage info elec. Mbola tsy afa-po aho satria rehefa tonga teo @ \Softwere\Microsoft\Windows\Currentversion\Run dia inona no atao ary ahoana no ahafantarana ny programa tsy mazavazava ka ho esorina.Mialatsiny aho raha be fanontaniana fa mbola zazavao amin'ny resaka Dépannage info, satria vao haingana no nivoahako amin'ny fiofanana. Ka ao anatin'ny manao pratique aho izao. misaotra sahady amin'ny Tolo-tanana ataonareo ...
7. hery
(
05/05/2011 17:57)
selectionner-o dia supprimer-o.
Tsy mazavazava ny programa raha tsy tonga dia fantatra.
Matetika ny hitanao ao dia ireo commandes manokatra ny logiciels nampidirinao izay mila misokatra raha vao misokatra ny ordi. Ohatra hoe Yahoo Messenger sns. Azo fafaina tanteraka daholo ireo tsy manimba ordi. Raha amin'ireo ny virus dia tsy misokatra dia afaka mampiditra anti-virus am'zay.
Jereo koa sao dia ao anatin'ny Programmes demarrage automatique, misy ireo fichiers misokatra volou raha vao velona ny ordi.
Raha tenas samy tsy mety ireo dia demarrer-o en mode provisoire dia scanner-o.
Misy koa ny Live CD anti-virus. Izany hoe ilay CD no misokatra fa tsy windows dia efa misy anti-virus ao anatiny. Tadiavo am google hoe Karpesky Live CD na Antivirus Live CD

9. nilex
(
06/05/2011 09:46)
slt ,tsy misy afatsy ny manao scan ihany no tena azo antoka satria amin'izay maty tanteraka le virus dia milamina,fa raha mamafa fotsiny toi araka ny hevitry Mr Hery dia ilay virus ao foana .Hevitro izay aloha an raha ny fijeriko azy.
10. hery
(
06/05/2011 09:50)
Mila scan ka. Niteny koa aho hoe mila scan.
Ny olana fotsiny dia tsy afaka mi-installer anti-virus akory izy. Dia io nohazavaiko io aloha ny fanalàna vonjimaika an'ilay virus izay misakana ny anti-virus. Dia avy eo ampidirina ny anti-virus dia mi-scan amin'izay.
Tsisy fisaorana e.

11. Arisse
(
06/05/2011 16:38)
Misaotra ny namana Mr. Hery sy Mr. Nilex t@ fanampiana ara-kevitra sy toro-marika momba iny dépannage portable iny fa vita soa aman-tsara ilay izy.Hitombo voninahitra namana é!ary ho tahin'ny Tompo.
12. nilex
(
09/05/2011 05:23)
tsara rehefa vita ny zavatra anao ,fa tsara koakoa raha hambaranao eto ny lalana nanaovanao azy sao mba misy mety mila izany koa e.sa ahoana.