mail lasa any adresse tsy nandefasana

1. vonynive ( 02/12/2010 12:13)
Fanontaniana
Matetika aho no lasa any @ adressen'olona tsy nandefasako azy akory ny mail-ko nefa dia ao anaty éléments envoyés ilay izy; ary adresse mailn'olona iray ihany an ;
soa fa mampilaza foana le olona hoe diso adresy ianao.
inona no mahatonga izany ary inona no tokony hataoko?
Misaotra mialoha ho an'izay hamaly
novalian'i heirzo ny 08/05/2012 09:36
2. heirzo ( 08/05/2012 09:36)
slt!

de le oul tinao andefasana ve nefa maharay an'le mail nalefanao ho azy sa tsia ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4335