Fanontaniana
Matetika aho no lasa any @ adressen'olona tsy nandefasako azy akory ny mail-ko nefa dia ao anaty éléments envoyés ilay izy; ary adresse mailn'olona iray ihany an ;
soa fa mampilaza foana le olona hoe diso adresy ianao.
inona no mahatonga izany ary inona no tokony hataoko?
Misaotra mialoha ho an'izay hamaly