tgv a vie

1. bazylou ( 02/12/2010 17:32)
amin'izay izany izao an, looolll

aza manody ny zana dambo marina, le8 atsy efa taolana sisa.

MAzotoa ry zareo mitolona wawawawa.

Efa tgv a vie izao ny baolina, dia jereo izay anala azy teo ary raha mafy be.

beuuurrrk
novalian'i RUZ9 ny 12/12/2010 13:17
2. cyril ( 03/12/2010 11:35)
tena an'ilety marina ny tanana fa tsy resaka tsony leee....

ory zareo ato amin'ny serasera a sao de tokony le bazily ty alou no amboarina voalohany vao ny tgv namany fa otran mahery vaika loatra nedala ato ka sao mitarika namana ato ...

mahagaga manko ry zalah GTT be mahery fo tsy sahy mùamaly anle zanaka bitro tokana ty ato
3. randryrakoto ( 06/12/2010 10:10)
cyril:

tena an'ilety marina ny tanana fa tsy resaka tsony leee....

ory zareo ato amin'ny serasera a sao de tokony le bazily ty alou no amboarina voalohany vao ny tgv namany fa otran mahery vaika loatra nedala ato ka sao mitarika namana ato ...

mahagaga manko ry zalah GTT be mahery fo tsy sahy mùamaly anle zanaka bitro tokana ty ato



Ajanony zalahy ny fifanaratsiana sy ny fifandrangitana fa tsy aleo ve miara mandroso hiditra any @ Repoblika faha 4? Aleo miara-mifaly daholo @ Asabotsy!!!! sady aleo koa manoritra lalana vaovao fa efa iaraha mahalala fa tsy nisy nahomby ny 50 taona lasa izay.
4. andrywui ( 06/12/2010 10:36)
inona no tian'i rakotorandria tenenina ?? amin'izany ?? lazaivo mahitsy tsara hoe !!.... handinihana azy !
5. jiolah ( 07/12/2010 12:01)
tsara mihitsy izy ataon'lah hoe ''tezeve a vie '' io.Sao mitetateta hamadika palitao feno haofotsy eo manko fa anay elah refa valaka eo lebitro
6. bazylou ( 08/12/2010 17:31)
tsy possible le bitro reraka e.
Sady tsara tohan abe nedala io no mahita alavitra ka mitadiava fika hafa indray e.

beuuurrrk
7. RUZ9 ( 12/12/2010 13:17)
Aza mora mirehaka e tsy ny fanagadrana olona na ny fandaniana lalampanorenana mamohehtra no inona, ary aza ny habetak'ireo mpijery fety no amitahan-tena, mpijery fety ireo, raha matoky tena ataovy toy ny an'ny mpanao politika hafa e, aza miantso artista fa rehefa politika dia politika. Dia ho hita eo ny isan'izay hanaraka anareo. Na ny mifanohitra an'izany miantsoa hoa artista ry ankolafy 3 a indrindra vanim-potoanan'ny fety izao. Ry maizina (FAT) mantsy mahazo olona fa olona manala azy hatrany no ireharehany ho mpanohana azy.

Ho anao nanoratra an'ity sujet ity kosa, safifio izay tianao ny tanindrazana sy ny hoavinao sy ny taranakao ve, sa ny FAT syny filohany,

Sa mpanao bizina maloto ianao? ireny mantsy no mahita tombontsoa @ izao fitondrana izao.
Raha izay mantsy dia hangina aho.
Fa raha ny fanirianao aloha tsy hotanteraka na oviana na oviana, raha tsy hoe lany angaha ny olo-marina sy ny tia tanindrazana eto.SANATRIA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0593