ngoma movies

1. soanja ( 03/12/2010 18:04)
Raha misy zava-mahamanina ahy any an-dafin'ny riaka any dia ny films na ny movies. Aiza re izay zoma mahafinaritrako hijery cinema izay e!!!! Ntsooh aleo alako amin'ny boky sy ny tonokalo ato aloha.
novalian'i soanja ny 05/02/2011 00:51
2. Massnatany ( 07/12/2010 07:15)

O_o Dia tena mitovy mihitsy isika raha izany a !
saingy soa ihany fa ny aty koa tsy tara mihitsy raha resaka sarimihetsika aloha e!

fa mbola hafa ihany ilay anaty efitra maizina ianao, sy ilay ecran geant klo e ...
3. hery ( 07/12/2010 09:39)
Ngah Soanja mandalo eto Dago?

Zah kou mantsy...

Fa zah efa nivatsy bedabe avy any dia jereko fotsiny sisa eto lolll
4. andrywui ( 07/12/2010 11:09)
ouuundry !!!!!

kay vi tonton hery zao dago ee! mba itondray voandalana kely avy any sefo rehefa miverina a !...
5. soanja ( 01/02/2011 01:29)

Massnatany:


O_o Dia tena mitovy mihitsy isika raha izany a !
saingy soa ihany fa ny aty koa tsy tara mihitsy raha resaka sarimihetsika aloha e!

fa mbola hafa ihany ilay anaty efitra maizina ianao, sy ilay ecran geant klo e ...


Eh sambatra nareo maharaka. Tany aloha za tena hoe na hividy piraty zany dia efa matahotra sao migadragadra foana. Aiza izany n tokony aleha raha te hividy movies any Dago?
6. soanja ( 01/02/2011 01:31)

hery:

Ngah Soanja mandalo eto Dago?

Zah kou mantsy...

Fa zah efa nivatsy bedabe avy any dia jereko fotsiny sisa eto lolll


Ie tany fa efa nimpody aty indray.... Raha mba fantatra mialoha hoe tany i Hery dia mba afaka nindrana filma taminao zany zahay. Efa hody vao arako tany ianao. Nahavoa ahy tokony mba nofenoiko films ny Ipad. Aza mba tsy mahalala izay hahavoa ihany hoy aho e.
7. dadabe ( 04/02/2011 12:59)
angaha tany dago Soanja keliko ??? tsoo malahelo anadry aho izany
8. soanja ( 05/02/2011 00:51)

dadabe:

angaha tany dago Soanja keliko ??? tsoo malahelo anadry aho izany


Bozoro dadabe, tongava aty fa aty anie akaiky noho i Madagasikara e. Nahafinaritra be tany Dago ka. Maina be fotsiny ny andro tany tamin'izay dia may ny ala.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9549