Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tiiaa
(
21/11/2010 06:37)
Ady seza
mba henoy kely ity ry GASY mahay ABD ....
Inona moa no tokony hampiakatra anao @ zao raharaham-politika izao?? tsy aleonao ve mangina tsy miteny sa...? zao ane no izy ee, inona no antony na...
tohiny
novalian'i jiolah ny 22/11/2010 08:02
bazylou
(
20/11/2010 18:25)
gasy be wawawa
ny anareo mianakvy kooo.
dia hahafaty inona izay rasila kely maty noana ary??
ny lalitra ao amin'ny toby aza tsy matiny,
ny kirarony aza tennis no entiny fa tsy rangers akory, .......
tsy mediva rehe...
tohiny
novalian'i bazylou ny 22/11/2010 19:18
ziva6
(
20/11/2010 16:44)
Ity lé video trafic na bois de rose
censuré na moa izy ty,zay tafiditra sy voatonona ao ny mpitondra fat sy ireo mpiaraka aminy d jereo tsara!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=q7gaSpcyAXI[/youtube]...
tohiny
RUZ9
(
20/11/2010 10:19)
HO AN'NY EMMO REG
Mandra-pahoviana ny mpitandro ny filaminana no hatao ho fitaovana famoretam-bahoaka?
hatr@ oviana no heloka ny fanehoan-kevitra?
AVELAO NY VAHOAKA HITENY
"Ny olombelona toy fotaka ka poretina vao miah...
tohiny
novalian'i alina ny 15/01/2011 21:22
RUZ9
(
20/11/2010 10:08)
MIANGAVY NY CENI
Mifarana ity ny FAT nikasa ny hanalava ny fotoam-pitondrany t@ iny saritsarina fitsapan-kevi-bahoaka iny.
Nihoatra ny 50% ny tahan'ny tsifandraisana anjara ankoatr'ireo tsy voasoratra na niniana tsy ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/11/2010 18:26
piozila
(
20/11/2010 08:40)
Any ianao ry Andrywui
1-tena mahagaga ianao ity (na koa mampahatsiaro ahy ireo mpanao politika namotika an'i Madgasikara)
Hatramin'ny 2008 ka hatramin'ny octobre 2010 ianao dia tena fanatik be an'i Radomelina ary tena miak...
tohiny
novalian'i bazylou ny 24/11/2010 18:26
vatofototra
(
19/11/2010 18:21)
REGARDER VIDEO déclaration CEMGAM 19 novembre 2010
REGARDER VIDEO déclaration CEMGAM 19 novembre 2010
- Déclaration Chef de l'armée de la Hat - CEMGAM
http://www.vatofototra.com
...
tohiny
Rabaradaka
(
19/11/2010 10:39)
Tsy fantatrao marina hoe iza ity Colonel Coutiti ity
Izao ry dadatoa a, hatrany amin'ny Lycée ka hatreny amin'ny ACMIL no niarahako tamin'ity Colonel Coutiti izay lasa malaza ratsy noho ny affaire 2002. Tiako ampahafantarina kely anao io rangahy io, ke...
tohiny
novalian'i tiiaa ny 21/11/2010 06:27
Rabaradaka
(
19/11/2010 10:29)
Aiza izao dadatoa Tsirahonana ?
I dadatoa Ratsirahonana amin'izao ora itenenantsika izao dia mangataka amin-dRatsiraka ny hiara-dia aminy. Mila samborina i Ratsirahonana...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2010 20:38
Rabaradaka
(
19/11/2010 10:25)
Alain Ramaroson no tena fositra ary mila samborina haingana
O ry dadatoa a, raha nanontaniana ny Général R... dia nilaza fa tsy hisy tafika hifanafika izany na inona baiko na inona baiko. Fa i Alain Ramaroson, hoy izy no ao ambadik'izao fifanafihana mety hit...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 26/11/2010 08:41
Rabaradaka
(
19/11/2010 10:15)
Hidio ny MATV sy TV Plus
Miantso ny vahoaka rehetra hidina an-dalam-be hanohitra an'i Andry TGV, averiko tsara hanohitra an'i Andry TGV. Asaivo hidin'i Andry ny TVPlus sy MATV fa tsy maintsy mitsoaka iny anio dia anio ihany...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2010 20:43
vatofototra
(
19/11/2010 09:34)
REGARDER VIDEO Menace fermeture station télé 19 novembre 2010
REGARDER VIDEO Menace fermeture station télé 19 novembre 2010
- La Hat menace les stations télé par une suspension ou retrait de licence
http://www.vatofototra.com...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2010 21:02
Miharena
(
19/11/2010 07:01)
Azo heverina ve ny fanariana amin'izay izay mampiefitrefitra?
Raha mijery sy mandinika ny fototry ny finoana sy ny fikarohana rehetra momba izany dia fampiraisana sy fampivondronana ny olombelona hanana fomba fijery iray no antony. Ny zava-misy anefa dia voazara...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 04:01
AndriambyII
(
18/11/2010 23:37)
Malahelo ireo ezaka nataon' ny razambeko aho!
Ho vonoin' ireto andevolahin'ny politika ireto ve ny hasin' ny tanindrazako? misy hanaiky izany ve @ izao vaninandro izao ? @ saina tsy miangatra , ry tsilanirezatra sy ry mpandrapadango , ry maizimpi...
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/11/2010 18:22
AndriambyII
(
18/11/2010 22:33)
Ramasindahy Paoly taonjato aotra .
Ny toerany sy ny fahamasinany ho an' ny Xana kato .Raha nankasitraka ny tsy famorana ny zazalahy menavava , nety nandika lalàna masina ve izy ? ...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:27
vatofototra
(
18/11/2010 22:19)
REGARDER VIDEO Nafindra antsokosoko any Fianarantsoa i Fetison 18 novembre 2010
REGARDER VIDEO Nafindra antsokosoko any Fianarantsoa i Fetison 18 novembre 2010
- Nafindra antsokosoko any Fianarantsoa i Fetison Andrianirina sy ny namany
http://www.vatofototra.com...
tohiny
novalian'i andrywui ny 19/11/2010 08:10
cyril
(
18/11/2010 12:34)
LANY NY ENY
[youtube]http://www.vatofototra.com/index.php?option=com_content&view=article&id=19:vaovao-malagasy&catid=14:vaovao-malagasy&Itemid=38[/youtube]...
tohiny
novalian'i jiolah ny 19/11/2010 12:02
vatofototra
(
18/11/2010 10:59)
REGARDER VIDEO La Hat sont-elle au cœur du trafic bois de rose 18 novembre 2010
REGARDER VIDEO La Hat sont-elle au cœur du trafic bois de rose 18 novembre 2010
- Nous avons pu avoir la vidéo mainte fois censurée pointant du doigt par les chinois Andry Rajoelina dans le tr...
tohiny
vatofototra
(
18/11/2010 09:59)
REGARDER VIDEO Réaction Zafy Edition Spéciale RFI-Bani 18 novembre 2010
REGARDER VIDEO Réaction Zafy Edition Spéciale RFI-Bani 18 novembre 2010
- Réaction Zafy Albert
http://www.vatofototra.com
...
tohiny
andrywui
(
18/11/2010 09:27)
Jiolahy misolo Jiolahy ! mitovy ihany ...
Tsy hoe manamaivana anle tolona efa mandeha sy lay Toby miaramila efa betsaka ny mankatoa otrandry RM1 Analakely, 1erRFI, BANI (BANA koa zany sur fa anatiny )sns.... fa izao no tiko tenenina ry zareo ...
tohiny
novalian'i jiolah ny 19/11/2010 12:12
