LANY NY ENY
2. cyril
(
18/11/2010 12:35)
RESAK'I RAJOEL TEO AMPIFIDIANANA
NATAONY TSINOTSINONA IREO MPANAO FANAMBARANA
HO AVY NY ANJARAN'IALAHY RY BOAY KELY
NATAONY TSINOTSINONA IREO MPANAO FANAMBARANA
HO AVY NY ANJARAN'IALAHY RY BOAY KELY
3. cyril
(
18/11/2010 12:36)
http://www.vatofototra.com/index.php?option=com_content&view=article&id=19:vaovao-malagasy&catid=14:vaovao-malagasy&Itemid=38
4. lavasanga
(
19/11/2010 03:49)
mazava be kosa fa tsy maintsy ny ENY no lany eo ko, sasatra fotsiny ireo mitsipaka manao ny TSIA aleo koa mba hiditra any @ 4°Repoblique any e
5. andrywui
(
19/11/2010 08:12)
fa ireto vaovao "mpanapoaka tetezana sy milisy sy mpamono olona" ho lasa mpitondra fanjakana atsy ho atsy no tena makasadaikatra ny maro kleee...
6. Rabaradaka
(
19/11/2010 10:27)
Sambory re i dadatoa Alain sy ny forongony fa potika ange ity firenena ity e !
7. jiolah
(
19/11/2010 12:02)
ka iza dadatoa baradaka no hanolo-tena eo ankoatran'ny rasil sy ny bodika a?
Angady sy penina (ary souris..) ve no mba hain'ny ankamaroan'ny kil ko??
Angady sy penina (ary souris..) ve no mba hain'ny ankamaroan'ny kil ko??
