Jiolahy misolo Jiolahy ! mitovy ihany ...
1. andrywui
(
18/11/2010 09:27)
Tsy hoe manamaivana anle tolona efa mandeha sy lay Toby miaramila efa betsaka ny mankatoa otrandry RM1 Analakely, 1erRFI, BANI (BANA koa zany sur fa anatiny )sns.... fa izao no tiko tenenina ry zareo a
--- Ka ho atao ahoana moa izany ingahy GENERAL Raoelina sy i Komisera Mbinina tompoko zao refa maty ny voay ?? satria izy roalahy ireo (na telo akory aza)de nalaza be tamin'ireny resaka Ambohitsirohitra ireny ry lerony ary nitifitra mivantana mihitsy izy roalahy ireo avy tao tao andapa !!! de ahoana zany ?? hanaiky mora ve zao ny vahoaka maty havana teo raha ohatra ka ho rava zany ny mandan'i Jeriko zao,?
--- Efa mandeha ny monimonina any anivon'ny miaramila rehetra any koa izao fa "jiolahy hisolo jiolahy" ity tantarana koudetà ndray mandeha ity !...
--- aleo miandry ee ! za koa toa mahita vola alohan'i habib klee .....

novalian'i jiolah ny 19/11/2010 12:12
2. andrywui
(
18/11/2010 09:32)
Mila mailo fa matoa i Raoelina no tete de train de misy fika hialana lamba maloto ao !! he he he
Kolonely charles Andrianasoavina = ) raha maheno ahy enao de tongava saina fa tsy maharaka ny tantara ve enao ? sa tsy hainao mihitsy ny zava-niseho teo aloha fa manao sacrifice eo alohan'ny fanambarana eo enao !!
--- vao maika handrava ny tolona efa natao ity koudetà fopla be ity !! tsy izao mihitsy no vahaolana nandrasana ! jereo tsara fa ho tapaka tsirairay ndray zao ny lohan'io satria tsy tampisainana le izy !!
tokony nesorina aloha ireo General na colonel efa maimbo vao nalefa ny "divay tsara" ....

3. andrywui
(
18/11/2010 09:48)
Andry Rajoelina mianakams = jiolahy
hisolo andry Raoelina sy ry Mbinina jiolahy = jiolahy
maty ah gasikarako !!!!....
hisolo andry Raoelina sy ry Mbinina jiolahy = jiolahy
maty ah gasikarako !!!!....
4. AndriambyII
(
18/11/2010 19:42)
Izay no olana amintsika malagasy rawuiwui a !! Tsy velona ve raha tsy mamono sy manao ankasomparana ny hafa ? Nefa dia nambinin-janahary tokoa i Mada raha resaka harena voajanahary ? Tsy mety ve ny mifandinika ambony latabatra mba tsy hisian' ny rà mandriaka intsony ? Fotoanany izao ary , tsy hisy vintana fanindroany hanome ny malagasy tombony @ manaraka raha tsy mandray fanampahan-kevitra dieny izao ! Ho lasan- dry zalahy matanjaka tanteraka ny Tanindrazana ao anaty folo taona monja raha tsy mandray fanapahankevitra entitra isika !
5. lavasanga
(
19/11/2010 03:44)
marina ny anao fa jiolahy ireo ary tokony ho fongorana (eliminena miintsy e) panakorontana sy mpandrava ny firenena fotsiny, fa ahona no mbola tsy hisamborana anireo eh! sa izay ilay hoe politika ka na efa ita izao aza fa miotra ny fefy dia mbola avela hoazy eny ihany?.
6. andrywui
(
19/11/2010 07:33)
kay tokoa mou i ra-coucoutiti Assolant jiolahy assassin koa ao fa adinoko = jiolahy
conclusion : jiolahy misolo jiolahy
conclusion : jiolahy misolo jiolahy
7. andrywui
(
19/11/2010 07:35)
Tsy misy oul pour an'ireo mpanao koudetà ireo kosa alou ao am tanana e !... indrindra ireo nahita mangidy tamin'ireo oul ireo surtt i Raoelina sy i Mbinina namono olona bobaka be , i coutiti namono olona sady nitorturé oul (merina) amampolony !!