Hidio ny MATV sy TV Plus

1. Rabaradaka ( 19/11/2010 10:15)
Miantso ny vahoaka rehetra hidina an-dalam-be hanohitra an'i Andry TGV, averiko tsara hanohitra an'i Andry TGV. Asaivo hidin'i Andry ny TVPlus sy MATV fa tsy maintsy mitsoaka iny anio dia anio ihany
novalian'i fijo ny 19/11/2010 20:43
2. cyril ( 19/11/2010 10:19)
hidio ny MATV sy TVplus

amporisihanareo ndray mo ireo olona mamon-drongony ireo hanidy ny matv sy tvplus ko aiza ary izy zany !! hidiany eo toko ireo vao loza eo !!
3. hery ( 19/11/2010 10:31)
Aleo hanidy fa ny tantara ange miverimberina eo ihany ho an'izay tsy mianatra ny zava-niseho taloha e.
4. jiolah ( 19/11/2010 11:57)
raha hidiany tokoa moa de ahoana? Hivazavaza indray ny rehetra hatramin'ny vazaha hoe mangataka ny hamohana tsy misy hatak'andro ireo haino aman-jery ireo fa henoy zany ry hazon-damosiko hoy ny FAT.
De hirotsaka an-dalambe nefa tonga de tsenain-drisara bomba de miparitaka.
Dia toy izay hatrany....SAINGY raha mahay miara-mientana INDRAY MANDEHA ihany de mety ho rava io. (INDRAY MANDEHA ihany ho aho fa tsy amam-bolana)
5. cyril ( 19/11/2010 14:12)
o rajiolah a !.. ny armes no mila lourd isika de vita vetivety io ee! fa raha mbola torabato sy panneaux publicitaires no atoratoraka an'ireo be boty ireo de goaka fona ny anarany ! ankoatra anle miara mientana de ny armes demandéna de lasa io ee
6. fijo ( 19/11/2010 20:43)
aza mitady ady izany fa tsssss efa filoha bogosy izao no eo,ko nareo ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3146