Malahelo ireo ezaka nataon' ny razambeko aho!
1. AndriambyII
(
18/11/2010 23:37)
Ho vonoin' ireto andevolahin'ny politika ireto ve ny hasin' ny tanindrazako? misy hanaiky izany ve @ izao vaninandro izao ? @ saina tsy miangatra , ry tsilanirezatra sy ry mpandrapadango , ry maizimpijery ,sy zanademony ,ry tsimanampinoana , ry kelifandinika , sy verifanahy , ry tsivanikolona , ry mpisavitsaranga , sy mpandotorano ,ry tsimatimanota , sy tsivoahelaeloka , ....,Rahoviana ianareo vao hanaiky fa tsy hisy toerana ho anareo insony ny eo @ fitantanana ny raharahan' ny firenena ?
novalian'i bazylou ny 20/11/2010 18:22
2. Miharena
(
19/11/2010 06:16)
Ny mampalahelo dia ny fandoroana tanindrazana. Zavaboary maro no mety ho ripaka atsy ho atsy noho ny fisian'ny olona tsy misaina ny aina fa vola ihany. Raha vao ito farany no antampon-dohan'ny olona dia andevo izy ary manimba ny hafa.
3. andrywui
(
19/11/2010 08:08)
tena marina mitsy zany ra-billy a !.. tena ataondry lerony kilalao ny ain'oul klee...!! zao raha tanteraka io koudeta ndry zalahy ireo de i coutiti ndray hono ny premier Ministre amin'io repoblika faha4 io !!.. mahagaga tokoa ny fivoarana ankehitriny kahh !! na izany aza letsy billy de aza mitomany be loatra aa !! hin hin hin
4. bazylou
(
20/11/2010 18:22)
aleo ataony ao rehefa vendrana 20.000.000 no mamenony mdg.
ny vendrana be wawwaw isany iray lavaka
beurrrk
ny vendrana be wawwaw isany iray lavaka
beurrrk
