mba henoy kely ity ry GASY mahay ABD ....
Inona moa no tokony hampiakatra anao @ zao raharaham-politika izao?? tsy aleonao ve mangina tsy miteny sa...? zao ane no izy ee, inona no antony nampiala an-dRa8? ary iza no niseho milay nametraka HAT??? Com.Charles, f'angah refa hoe anao no nametraka d oe anao no hanala, tsisy mpiaro angah moa izy ity>>> mazava hoazy fa refa tsy ambony seza tsony ianao dia hamadika, kanefa tsy voatery hoe hamadika raha toa ka tsy nahatana toerana tsony
misy miakatra anga ato? Tsisy idiran'ny pokona ze revina rasil any na hifamono eo ary .
Ze ahitana ny hoanina alou zao no mahamaika.Rendevou any @ tsenamora ee