Alain Ramaroson no tena fositra ary mila samborina haingana

1. Rabaradaka ( 19/11/2010 10:25)
O ry dadatoa a, raha nanontaniana ny Général R... dia nilaza fa tsy hisy tafika hifanafika izany na inona baiko na inona baiko. Fa i Alain Ramaroson, hoy izy no ao ambadik'izao fifanafihana mety hitranga izao. Tsy miaramila ireo anefa fa civil omena akanjo sy basy.
Tandremo fa misy désinformation be de be zao afafin'ny VIVA sy ny Antsiva.
2. locl ( 19/11/2010 10:35)
Tena aza mihaino ireo radio ireo intsony nareo
3. jiolah ( 19/11/2010 11:48)
ka ramaroson anie izo no mpisambotra miaraka amin'dRisara e.
Sady manana basy...
4. cyril ( 19/11/2010 14:09)
entimpo be i tonton baradaka zany androany an ?? fa nisy innn tonton aa!.. aza taitra toi fa tafa io koudeta tsika io ee miala teo fona io lavanify kàkàkloty io anio hin hin hin
5. fijo ( 19/11/2010 20:36)
calma fotsiny wa"hoy ilay hiran'i mpanjakann'y kawitri
6. Dmon ( 23/11/2010 06:40)
le gasy wa de manitatra foana!! tsssssssssssss
7. rabaradaka ( 26/11/2010 08:41)
Zao dadatoa sy nenitoa a : ny FIS sy ny Garde présidentielle miaraka amin'i Alain Ramaroson no nanafika ny manam-boninahitra teny Ivato, misy porofo ary hitan'ny vahoaka izany teny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4016