LALANA INONA? HO AN'IZA?

1. RUZ9 ( 13/11/2010 14:03)
Atao amboletra ihany ity ilay atao hoe "fitsapan-kevi-bahoaka" handaniana lalam-panorenana.
Maika tokoa ve ny fanovana ny lalàm-panorenana?
Ny hita aloha izao, na lalàna inona io io na lalàna inona, misy afaka manitsaka lalàna sy tsy enjehin'ny lalàna eto satria manana mpanompo mahatoky, mpanaraka baiko, mitana basy.

Nahoana moa no nisy fampidirana am-ponja olona am-polony (anisan'izany ny mpitarika ao @ ankolafy telo) raha nisy fiarana karana iray may? ary tsy nisy fiandrasana fa ny androtr'iny ihany?

Fantantsika nefa ny fisian'ny raharaha 26-01-2009 naharavana fananana malagasy maro, nahafatesana olona maro lavitra noho ny t@ 07 feb 2009; nefa toa odian-tsy hita sy fantatra fotsiny hatr@ izao.

NAHOANA?

Eto Madagasikara isika, tanintsika nefa hita miharihary ny fiavahana eo anatrehan' ny lalàna sy eo @ ireo lazaina ho mpitandro ny filaminana (miaro ny FAT sy ny tombontsoany, miaro ny karana sy ny fananany . Hahagaga ve ny manjo ny Malagasy any ivelany? (Liban).

Ho an'ny rehetra tokoa ve ny lalàna? Toa natao iarovana olom-bitsy, azony itsahina sy anenjehana izay mpifanandrina (politika ...) @ y ihany.

Raha ny fisehoan-javatra t@ iny alarobia iny dia fiverenana sy tohin'ny raharaha 26-01 iny ihany. Raha voalaza ho "mauvaise exemple pour la Francophonie" mantsy ny FAT tany Soisa, di efa "mauvaise exemple pour les citoyens" izy ka mahatonga ireny fiverenan'ny tantara ireny, izay vao manomboka fotsiny, inona no hiseho rahampitso sy rahafakampitso?

Efa misy lalàna anie eto, nanomboka t@ 01-2009, dia ny lalàn'ny herisetra "lois de la jungle"'
Inona no ilana lalàm-panorenana raha mbola eo io lalana iray io? Sa mba hanomezana fahefana bebe kokoa sy hanomezana tany ny vahiny fotsiny?

Tsy fampahantrana ara-toe-karena fotsiny no entin'ny FAT fa mizara fahantrana ara-tsaina sy ara-panahy ihany koa.






novalian'i jiolah ny 15/11/2010 13:18
2. bazylou ( 13/11/2010 18:39)
o ry tsamy e,,,

azerao wa tgv raha bonne ialahyisany.

fa raha izay wawawa sy loi de la jungle lazainareo eto dia lany andro eto ianareo.

beuuurrrrk
3. AndriambyII ( 15/11/2010 12:27)
Raha mbola be no misalasala dia avelao izy aloha ho eo mandra-pahahita ilay nofidian' ny ankoatra . Acchhhhh !!
4. jiolah ( 15/11/2010 13:18)
Hany ka tsy zany va? nidaboka iny aloha..
aza matahotra, minoa fotsiny ihany!!!nianjera koa iny kelikely teo...
Aiza ary enaoooo tompoklahy s tompkvavy!! aza anahoana indray lety???
Mahalasa saina.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8673