REGARDER VIDEO Raikitra indray ny sakoroka - Répression à Antanimena 10 novambra 2010

1. vatofototra ( 10/11/2010 21:03)
REGARDER VIDEO Raikitra indray ny sakoroka - Répression à Antanimena 10 novambra 2010

Sakoroka teny antanimena, Behoririka ny alarobia 10 novambra 2010 rehefa tsy navela hiditra teny amin'ny kianja malacam ny ankolafy telo na dia nahazo alàlana tamin'ny tompon'andraikitra aza.

ialana tsiny fa misy tsy mety ny feo

Participer au débat sur le projet économique et social Madagascar
Groupe Vitatsika io - Madagascar Perle de l'Océan Indien


http://www.vatofototra.com
2. vatofototra ( 11/11/2010 09:56)
Efa mandeha ny feo
3. Noue ( 11/11/2010 21:05)

vatofototra:

Efa mandeha ny feo
merci vatofototra. Misaotra anao @ fizarana hatrany ny vaovao ee :)
4. Noue ( 11/11/2010 21:07)
nivoaka indray manko indrisy ny habibiana eee !!! aiza re zany oe liberté zany eee ???
5. andrywui ( 12/11/2010 10:19)
tena efa mande marina ny feo ry noue a !... tena lasa gaigy ity le lavasanga paty efa ho faty bitrolahy lavanify kàkàkloty TGV vaky pné ity kahh ssshh !! adaboy any fa tsy mamely io rabazy a ! aleo manomana hafa milailay ee!...
6. piozila ( 12/11/2010 15:59)
madagascar le pays de mille sakoroka
7. AndriambyII ( 15/11/2010 12:15)
Tsy tokony hisy intsony ny fanamparan- kery @ izao vaninandro iainantsika izao , na inona na inona antony .Tsy mankasitraka ny famoretana sy fanalàna ain' olombelona izahay , ary tsy mpiondana @ olona tsy tsara faka !!( à voir le reste du monde ) !! Looooooollllll !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0389