isa telo
1. ledala
(
21/10/2010 23:12)
Tsy fantatro na mba efa misy nisaina ity hisa telo ity:
- fivavahana: nitsangana ho velona afaka hatelona, intela lavo rehefa nitondra ny la croix, tokana olona telo..... sns
- malagasy: toko telo mahamasa-nahandro, kitay telo an-dalana,
- biolozia: mizara telo ny olombelona: loha, vatana, ratsam-batana...sns
-ankapobeny: ankizy,tanora, antitra ; kintana telonorefy, andro: maraina, atoandro, hariva
Sy ireo hafa tsy voatanisa, saino kely ange!
Inona marina no tena heviitra fonosin'ny isa telo?

novalian'i cyril ny 30/10/2010 11:51
2. nannie
(
22/10/2010 05:15)
3=isa feno ?
ledala:
Tsy fantatro na mba efa misy nisaina ity hisa telo ity:
- fivavahana: nitsangana ho velona afaka hatelona, intela lavo rehefa nitondra ny la croix, tokana olona telo..... sns
- malagasy: toko telo mahamasa-nahandro, kitay telo an-dalana,
- biolozia: mizara telo ny olombelona: loha, vatana, ratsam-batana...sns
-ankapobeny: ankizy,tanora, antitra ; kintana telonorefy, andro: maraina, atoandro, hariva
Sy ireo hafa tsy voatanisa, saino kely ange!
Inona marina no tena heviitra fonosin'ny isa telo?
3. ledala
(
22/10/2010 22:29)
nannie>> ary ahoana zany ny isa fito: isa masina, hanim-pitoloha, ....ary ny hisa 12: 12 voninahitra, tendrombohitra 12, .....sns
4. nannie
(
23/10/2010 05:56)
Ka........ny 3 vetivety dia feno, fa ny 7 mbola mandalo 1,2,3,4,5,6 vao feno, maika fa ny 12 ! tpts