Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vonynive ( 13/10/2010 10:25)
BILL GATES SY NY LOTERIE
serasera erantany no anontaniako afaka misy mijoro vavolombelona ve fa tena nahazo ilay loterie bill gates? de ahoana ny lalàna nahatongavan'ilay vola be?... tohiny
novalian'i vonynive ny 19/10/2010 12:49
nyhaingo ( 12/10/2010 19:39)
SONDAGE ATO AMINTSIKA ATO ARY
LAZAO IZAY VALITENINAO ENY sa TSIA mba ahitantsika hoe ho firy % no azon'ny FATY raha tsy mangala-bato : [u][b]TSIA[/b][/u]... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/10/2010 16:04
gratos ( 12/10/2010 11:18)
Vie privée-ko total no voaresaka
somary nalaelo iany a bainn isany satri akama lisany nefa zavatra tokony ho secret no avokan eto nenah ane less mba fanalana otran'ny ataotsika isanandro fotsiny fa tsy tokony iditra resaka lalina b... tohiny
novalian'i andrywui ny 08/11/2010 15:29
andrywui ( 12/10/2010 08:07)
NANKAIA TATO ABY ARY RY LE PIKA SY RY LE OUIOUI RENY TOA NIENINA TANY TSARY NISY HITA KOA ?
Koa nifanala sy nifananihany tato ary koa aia ro tsa ho tezitra ny farany, zao koa ny serasera ty ro nirafisana ,nefa ny adalan'ny tena ro nahavoa azy Vao tapitra kelikely any le resaka nifanapetsa t... tohiny
novalian'i nyhaingo ny 25/10/2010 09:18
hery ( 11/10/2010 08:54)
Dia raha mandresy ny ENY?
Efa manomboka ny propagandy ao Dago ao. Mirehareha ny HAT fa hanao référendum ary mandany vola mihitsy hanao izay handresen'ny ENY. Ny fanontaniana aloha mbola tsy mazava tsara, ny Constitution hola... tohiny
hery ( 11/10/2010 08:54)
Dia raha mandresy ny ENY?
Efa manomboka ny propagandy ao Dago ao. Mirehareha ny HAT fa hanao référendum ary mandany vola mihitsy hanao izay handresen'ny ENY. Ny fanontaniana aloha mbola tsy mazava tsara, ny Constitution hola... tohiny
AndriambyII ( 11/10/2010 07:35)
5 membres permanents de + à l'ONU seront élus demain.
( Japon/Indonesie ) , ( Bresil/Argentine ) , (Mexique/Perou/Argentine ) , (Turquie /Egypte/Iran ) , ( Madadascar/Afrique du sud /Nigeria ) . Ho an'ireo Malagasy milaza azy ho tia tanindrazana ,na Zafy... tohiny
RAR.DAGO ( 10/10/2010 15:26)
Inona moa izany no ataon'ny kristianina eto an-tany?
Raha toa ka fanomanana ny fihainana ao arian'ity eto an-tany ity no tanjona, maninona moa ny kristianina no mitaraina rehefa ampijalian'i Ratsiraka, Ravalomanana na i Rajoelina? Tsy tokony ho faly aza... tohiny
novalian'i vonynive ny 26/10/2010 11:54
RUZ9 ( 10/10/2010 14:16)
LALAM-PANORENANA HANORENAN INONA?
Aiza ity tsy milaza ho tsy mila fankatoavan' ny vahiny ity e; nefa ny zavatra rehetra atao dia ikendrena fankatoavan' ny any ivelany ihany. Natao ny dinika; tsy naharesy lahatra na iza iza fa miendrik... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 06/11/2010 14:43
Samoana ( 10/10/2010 09:51)
CDM Pétanque en direct
Tafakatra demi-finale chpnt du monde ny namana malagasy. En direct sur internet amin'ny 1 ora hariva. Jereo www.boulistenaute.com... tohiny
novalian'i Samoana ny 10/10/2010 14:56
niryna ( 10/10/2010 01:53)
Very ny zanako
MIarahaba antsika rehetra indray aho androany.Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho eo amintsika mandrakariva. Omeko tantara kely iray hianareo ary mitovy ilay zanaka very izy ity saingy hafa kely no fitrang... tohiny
novalian'i niryna ny 19/10/2010 16:06
AndriambyII ( 09/10/2010 14:28)
Fesy boukouna !
Milles patates !et dix milles ennuies . ... tohiny
nyhaingo ( 09/10/2010 08:31)
Misy raison anakiray entin'ny "tsy mpino an'Andriamanitra" azo eritrertina ihany
nefa fahalotoana tanteraka eo anatrehan'Andriamanitra izany misy ireo filozof no milaza fa "Tsy misy ary tsy azo eritrereitina akory" izany Andriamanitra izany fa nisy filozof sy psy4 taloha elabe ... tohiny
novalian'i Dan23 ny 28/10/2010 11:45
vonynive ( 08/10/2010 09:15)
NAHOANA no misy izao krizy eto Madagasikara izao?
tsy mivaona @ fivavhana sy finoana a, Mampiditra ity hevitra ity aho ho antsika mpivavaka sy mpino (ato @ finoana - fivavahana), mialohan'ny hamaliana ny oe IZA na AHOANA ny hamahana izao krizy izao ... tohiny
novalian'i vonynive ny 14/10/2010 08:40
RAR.DAGO ( 08/10/2010 06:07)
Fa maninona no tsy mandroso ny firenena?
Isika rehetra eto, ary izaho no voalohany, dia samy tia teny daholo. Raha misy soa azo alaina dia ny teny sy ny manodidina aloha no jerena izay vao ny hafa. Ary 90% amintsika, raha hafaka mangalatra k... tohiny
novalian'i milamm ny 13/10/2010 13:55
jiolah ( 08/10/2010 05:17)
tena ilaina ve ny Congresin'ny tetezamita??
Fitokonana etsy,grevy eroa... Mandrangaranga izany avokoa ny ankolafim-pikambanana maro ary manao randra-tarihina mihitsy aza.Valiny avy amin'ny ministera tompon'andraikitra matetika dia ny hoe " tsy... tohiny
flodine ( 07/10/2010 20:13)
zazakely mikohaka
Mba omeo hevitra mety mahaafaka kohaka zazakely 1an, ny tena tsara raha tsy fanafody naturelle. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i arialy ny 20/10/2010 09:16
zakilinina ( 07/10/2010 20:03)
Hitsahatra ny Asam-panjakana rehetra manomboka ny 12 Oktobra
07/10/2010 - Hitsahatra ny Asam-panjakana rehetra manomboka ny 12 Oktobra En direct de Madagascar « Tonga ny ora ». Io no nanombohan'ny fiaraha-mientan'ny mpiasam-panjakana Malagasy (F3M) ny fa... tohiny
novalian'i rijadolly ny 09/10/2010 17:20
Lejoba ( 07/10/2010 12:09)
vehivavy misetrasetra
sanatria ve tantara sisa ny vhv malefaka, mandefitra ets. mijery ny fiaraha-monina ankehitriny, indrindra aty @ firenena tandrefana, misetrasetra ny vehivavy. Lasa be dia be ny lesbiennes, tsy miafina... tohiny
novalian'i sylvaine ny 26/10/2010 07:00
andrywui ( 07/10/2010 11:24)
zao ve de mbola ho tohanana ihany ? hon hon hon
[img]http://profile.ak.fbcdn.net/hprofile-ak-snc4/hs358.snc4/41816_161010867243796_2713_n.jpg[/img] http://profile.ak.fbcdn.net/hprofile-ak-snc4/hs358.snc4/41816_161010867243796_2713_n.jpg sady izay e... tohiny
novalian'i nyhaingo ny 11/10/2010 10:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2121