NANKAIA TATO ABY ARY RY LE PIKA SY RY LE OUIOUI RENY TOA NIENINA TANY TSARY NISY HITA KOA ?

1. andrywui ( 12/10/2010 08:07)
Koa nifanala sy nifananihany tato ary koa aia ro tsa ho tezitra ny farany, zao koa ny serasera ty ro nirafisana ,nefa ny adalan'ny tena ro nahavoa azy
Vao tapitra kelikely any le resaka nifanapetsa tatsy anona tatsy de tsary nisy hita koa ry le pika sy ny akamany e, asa nakaia ny nalehany fa de nafoy ty serasera .

niala ho azy tsa nesorina IP zany liaka reny klee
novalian'i nyhaingo ny 25/10/2010 09:18
2. cyril ( 12/10/2010 10:03)
tratrany dommages collateraux hono ry lerony dia tsy hita hon hon hon
ry ouioui toa nilatsaha poudre tao kle ,tongava lesy zoky be ouioui an fa miandry an'ialahy ny fianakams ,ary aza miafina intsony e,efa hitako anie ialahy naka sary tao ampiangonanay e
vazivazy lesy iny fa tongava eto an, batisata efa nokoziako fa hoe mila mihaiky eto ialahy nanala baraka azy dia mipetraka lery raha izay no tian'ialahy
3. cyril ( 12/10/2010 10:11)
mila mahita an'ialahy ry zoky be ouioui sy batista @ fetin'ny serasera ,miandry anareo mitsamina ny pokina ,ialahy anie ry ouioui grave e ,akaman'ialahy alain'ialahy baraka nefa lery tsy manala baraka an'ialahy ,izao ialahy petsa total,izao ialahy mila vonjy aty amiko hoe asaivo ajanon'i lery io fika maloto io fa tena efa sangy mihoatra ny loha ,ary foudre ,i ngaila ,gratos toa tsy re intsony kle
hon hon hon hon hon
her her her her her
4. cyril ( 12/10/2010 10:19)
izao ve lesy rava ny fianakams noho ialahy ry ouioui ,i batista izao efa nikozy tamiko fa hoe hivadika tgviste hono lery hon hon hon hon
izao aho vao hitarika an'i noue sy tess ary mirananirina sy ifiona hanohana an'i president rajoelina fa i dada toa tsy mamely intsony
her her her
farany i cyril gtt an efa novan'ialahy le code nefa toa mbola nomen'ialahy ahy ihany omaly ,ialahy ty tena lasa gentil be an ,milay e au moins batista tsy afaka mampiasa an'i cyril intsony hon hon hon hon
her her her her her
5. cyril ( 12/10/2010 10:24)
antsoiko lesy ialahy ce soir ry zoky be ouioui an
hon hon hon hon
her her her her her
6. gratos ( 12/10/2010 11:11)
Misy ny antony tsy hidiran'i ouioui serasera intsony aloha ato ho ato ry bainn a
aiza ve letsy ka resaka tsy de tena oe manaona no nalefako teto

fa juste hoe mba fanalana kely fotsiny nefa ny anlisany efa kozy efa miotry ny loha no ataonlisany


lisany mihitsy no tena


efa complexe
7. gratos ( 12/10/2010 11:12)
mba asina lanjany less bainn oe hatraiza le fetrany fa le trop anie no mampiady e

tsy quoi amiko anie e mazotoa alo lisany e
8. cyril ( 12/10/2010 13:11)
tsy maty letsy rawix fa mandefitra a afaka vérifiéna anie ze koziko rehetra ao e

raha nisy trop zany tao fa tsy quoi zany okay bravo aminze vitanlisany tato e
9. cyril ( 12/10/2010 18:01)
za anie lesy rawuix nandefitra be e ,ny marina lesy tsy mba maty e
isika sy ialahy ihany lesy no mety mahazaka an'io angamba ny sasanyfa tsy mahazaka raha ny fandinihako azy
ouioui vs andrywui
ouiandry vs bekitana
ouiandry vs pikatti
terrywuui vs ouioui
pikatti vs terrywui,andrywui
rangorivao vs andrywui
tao ihany koa ry cyril en renfort
marina fa nanopa an'i bazylou hoe voan'ny alzaimer aho sangy quand meme kosa lesy
dia resaka foudre sy gratos ngaila ve lesy no hanaovana ahy toy ireny ,tsy rariny kosa lesy rawuix an
hialako tsiny lesy rawuix raha naka film lisany za tany ampiangonana,aleoko lesy mandefitra na dia lazainn'ny lisany hoe ''puroman aza aho





10. andrywui ( 13/10/2010 08:31)
tsy nahatanty petsa le ouioui kely de nipitsa any ! .. ka elah anie bain efa tenen fona fa mafy detety b de ts itako tsony ze anaovana anlah e !

zao ty nafoy ny serasera fa oaiaka b ny flinnn rehetra ,ny akama tezitr amlah aby noho n adalana ts ampiheverana nataonlah

FA MIFONAH ELAH BAINN A MIFONAH ELAH FA TSY MAHAFATY ZANY .. MBA SITRANY AHAY MIVITRANA NY FIHAVAVAV LETSY A

MIFONAH ELAH ...TENA KOZY ZANY


MIFONAH ELAH DE SOLOY HAFA LE PS ouioui RAHA MENATRA ELAH MBOLA ITONDRA AN'INY
11. cyril ( 14/10/2010 10:30)
za lesy ry ouioui tsy fidiny ahy ireny e,rehefa mihetsika anie lesy ny mahazo ahy tsy tompony tenako aho e,mba tokony hicomprendre lisiny,
tsy hoe kamo be tenda aho fa be tenda no kamo lahy
tsiky lesy dia ampy e
12. gratos ( 15/10/2010 09:42)








. . . STOP
13. gratos ( 15/10/2010 09:43)


. .AOK IZAY RY ZAREO AJANONY IO RESAKA IO
14. andrywui ( 16/10/2010 16:10)
ok gratos ajanona fa mba misy fanotaniana kely lesy ty bainn a : anlah daholo ve zany less ireto miaramila ireto le ? Diloo ,Foudre ,Gratos , jiolah ,zigzag ,bekiraro ? ary tena mazana elah kà !... tsy nampoiziko letsy a
15. andrywui ( 16/10/2010 16:13)
le NGAILA alou tsy anlah e ! fa sur fa anle ramatoa iry io (tsy i masisokely zany) diso lisany ! fa nisy dinika novaliany zay any ambadimbadika any de tena kobo be hoe hay ve i ramatoa ... iany no Ngaila e !... sady nisy dinika iray zay koa nalefany de novaliako somary norangitiko kely tonga de namoaka anle Ngaila i Madame... ! mody mba hoe hon hon hon her her her nefa ny patalohany amin'io mangovitra hin hin hin
16. ngaila ( 17/10/2010 13:45)
nyhaingo,swan,antimpanahy,andrywui,gratos ,sns.....elah letsy no be ps,de manenjikenjiika oul elah sisa klé!,iza edivana ra mafy elah,fa avelao ny sipa sa elah sarimbavy klé?hon hon hon her her
17. nyhaingo ( 18/10/2010 09:55)
aza tenitenenina eto azafady ny anarako fa zahako tsy mbola nanonona ny anarandry azafady kely a
18. ngaila ( 18/10/2010 10:33)
Ahahahah!kay tsy mataty nefa manao oul klé,ndry ky ry nyhaingo..elah manko Andrywui eee LOL!
19. andrywui ( 18/10/2010 14:57)
salut Ngaila ... vao zao de vao teo ah anie vao naketo e, vao tonga ve dia ilanareo ady zahay kle ... hon hon hon hon hon hon
20. ngaila ( 18/10/2010 15:16)
salut wui,io ar fa fafane=andrywui=nyhaingo,oul 1 iany dôle reo hon hon hon her her
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0994