Vie privée-ko total no voaresaka
1. gratos
(
12/10/2010 11:18)
somary nalaelo iany a bainn isany
satri akama lisany nefa zavatra tokony ho secret no avokan eto nenah ane less mba fanalana otran'ny ataotsika isanandro fotsiny fa tsy tokony iditra resaka lalina b oe momba ny fahasalamako
na ny fiainako le kozy eto e
diniho tsara iany bainn a

novalian'i andrywui ny 08/11/2010 15:29
3. cyril
(
12/10/2010 13:09)
okay zany fa samy bandy e
afaka iverenana ane ny resaka bainn e tsisy resaka trop noteneniko tao okay fa tsy olana e
afaka iverenana ane ny resaka bainn e tsisy resaka trop noteneniko tao okay fa tsy olana e
4. cyril
(
12/10/2010 18:01)
za anie lesy rawuix nandefitra be e ,ny marina lesy tsy mba maty e
isika sy ialahy ihany lesy no mety mahazaka an'io angamba ny sasanyfa tsy mahazaka raha ny fandinihako azy
ouioui vs andrywui
ouiandry vs bekitana
ouiandry vs pikatti
terrywuui vs ouioui
pikatti vs terrywui,andrywui
rangorivao vs andrywui
tao ihany koa ry cyril en renfort
marina fa nanopa an'i bazylou hoe voan'ny alzaimer aho sangy quand meme kosa lesy
dia resaka foudre sy gratos ngaila ve lesy no hanaovana ahy toy ireny ,tsy rariny kosa lesy rawuix an
hialako tsiny lesy rawuix raha naka film lisany za tany ampiangonana,aleoko lesy mandefitra na dia lazainn'ny lisany hoe ''puroman aza aho

5. cyril
(
14/10/2010 10:27)
lisany anie ry bain kamo be tenda e pardon @ ouioui fa tsy lery no tiako ho lazaina
hon hon hon hon hon
sady lery koa anie tena be vinanany sy mpiady aman'olona eto aleo petsaina ihany zoky be ouioui e
rehefa mampiasa pikatti lery dia mody gentil be fa rehefa mivoaka ps hafa vao
izay vao tena hita ny hadalany ,mitsabo tsara aloha bain tena soa dia miakatra any amin'ny ati doha le fika
hon hon hon hon hon
her her her her her her
aiza le foudre gratos ouioui mpiady aman'lona teto e,izany no aina ka te hanao aminy eo

6. andrywui
(
16/10/2010 16:09)
aoka lesy zay raouioui ty konetaka lava ty fa ny dinika amzay valiana a !
i batista zany efa hamela anlah raha ohatra elah ka mandefa sms any alery ony ka mifona ! efa tsara zay bainn a !ataovy zay fa tsy mahafaty anlah zany !
i batista zany efa hamela anlah raha ohatra elah ka mandefa sms any alery ony ka mifona ! efa tsara zay bainn a !ataovy zay fa tsy mahafaty anlah zany !
7. nyhaingo
(
17/10/2010 12:44)
fa maninona koa anefa raha tsy miresaka vie privée n'olona zany nareo e ? nareo angaha tsisy tsininy no miteny bikan'olona sy aretin'olona ? mbà mieritreritra vao manoratra e
8. nyhaingo
(
17/10/2010 12:45)
afaka mitory anie ny olona atao an'izany e
fidiny ho an'ilay olona angaha ny harary sy hisy takaitra no lazaina ho fanta-bahoaka eto ?
fidiny ho an'ilay olona angaha ny harary sy hisy takaitra no lazaina ho fanta-bahoaka eto ?
9. ngaila
(
17/10/2010 13:45)
nyhaingo,swan,antimpanahy,andrywui,gratos ,sns.....elah letsy no be ps,de manenjikenjiika oul elah sisa klé!,iza edivana ra mafy elah,fa avelao ny sipa sa elah sarimbavy klé?hon hon hon her her
10. nyhaingo
(
18/10/2010 09:54)
azafady kely ry ngaila aza ampidirina amin'ny adinareo kely zahako a ,zay hifanarahareo sy ry wiwi any fa zahako mba avelao azafady ,tsy mbola niteny ny ps rehetra ato koa aho akory ,sady azoko atao koa anie no miteny eto hoe i ngaila ihany no mirananirina sy belle eee fa aleo mba asina fifanajana aki le resaka a
11. ngaila
(
18/10/2010 10:34)
Ahahahah!kay tsy mataty nefa manao oul klé,ndry ky ry nyhaingo..elah manko Andrywui eee LOL!
12. fafane
(
18/10/2010 14:42)
N'importe quoi ny ataonareo ato, tsy lahy tsy vavy miteniteny fona doly, mankaleo be ny mamaky azy fa tsy fantatra hoe inn ny tena tanjonareo @lay izy, mba hendry @zay e, azafady raha nanoratra an'io aho a, na nareo aza ve tsy leo e?
13. andrywui
(
18/10/2010 14:55)
hin hin hin zahako fona no fahananareo voatsaramaso manta ato zany a ?
tsisy haiko zany kozinareo ato zany ry zareo a ! vao zao de vao zao mitsy ah zao vao mba niditra teto hatry ny alakamisy heriny lasa teo iny hon hon hon
fafane a ===) reraky ny nanolotsy ny ainy tany dia manakiana eto a?

14. nyhaingo
(
18/10/2010 15:00)
tsisy malala anah afa-tsy ny admin iany e
sady tsy wiwi no tsy ouioui na i miranirina na i noue za fa olona hafa mihitsy ry ngaila a aza ampitoviandry amze wiwi mpanadala olona ato aho azafady an
fa azoko atao koa anie ry ngaila ny miteny eto hoe ndry iany no mirananirina e sa tiandry alazako an'i andrywui sy ry pikatti eo ndry amizay petsainy eo ?

15. ngaila
(
18/10/2010 15:11)
Io ary fa fafane=andrywui=nyhaingo,oul 1 iany dôle reo hon hon hon her her
16. nyhaingo
(
19/10/2010 10:44)
azafady kely ory ry ngaila oa mba mifanajà fa za anie tsy bola niteniteny na nanompa andry na nilaza ny tena anaradry hoe mirananirina a izany teto e refa tsy miteny andry kosa le olona de aza tenitenenina aa fa manjary mapiady ane zany e
Io ary fa fafane=andrywui=nyhaingo,oul 1 iany dôle reo hon hon hon her her
17. nyhaingo
(
19/10/2010 10:46)
ory mirananirina aa tsisy malala ana afatsy ny admin iany oa ato ry mirananirina a
18. jojo-bebe
(
20/10/2010 08:14)
marina fa nanopa an'i bazylou hoe voan'ny alzaimer aho sangy quand meme kosa lesy
19. cyril
(
20/10/2010 09:46)
kobo mirananirina letiéééé e e
ory mirananirina aa tsisy malala ana afatsy ny admin iany oa ato ry mirananirina a
20. fafane
(
20/10/2010 12:05)
O ry Andrywui a, inn hoe no lazainao? tapaka ny tsinaiko oa nahita lay teninao , fa tena tafiditra ato koa ny nanolotsy ny ainy hihihihi...