Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nyhaingo
(
07/10/2010 11:02)
inona no tena fihetsika atao manintona lehilahy
... ataon'ny vehivavy sy maha-tamana azy ireo ary mampitoetra azy aminao ?
...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 04/11/2010 12:11
andrywui
(
07/10/2010 10:46)
hono hoa : i Hery koa toa efa reko hoe hiditra hanao kandidà koa ?
Tamin'ny heritao otrizao i hery le nanao fanambarana lehibe tato iry hoe hiditra hilatsaka ho FILOHA koa hono izy amity election Prez ity ! dia ahoana razoky hery ,mbola mitana an'iny teny iny ve enao...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 16/10/2010 09:33
nyhaingo
(
06/10/2010 16:27)
Ireo sary vongana ,ahoana ny hevitrareo momba ireo ?
Misy ny Fiangonana sasany dia mitahiry ireny sary vongana na statut n'ny olona efa lasanko razana ireny mba ho fahatsiarovana sy ahitana lalandava ireo olo-masina
mba ahoana ny hevitrao amin'izy iren...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/10/2010 19:49
jiolah
(
06/10/2010 11:46)
fetsy ilay Radidy
Dia ireny niaraha-nahita ireny fa nivoaka ny fahanginany ny amiraly volana maromaro aty aoriana. Raha tsahivina ny tantara dia ilay fandaharan'ilehio nandeha tao amin'ny onjam-peon'ingahy Maire fahiza...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2010 21:44
Oully
(
05/10/2010 21:29)
Seraser'alina 2 (fety sy fihaonana, amin'ny heviny manontolo)
Tonga indray ny fotoana ihaonan'ny mpisera rehetra eto. Herintaona lasa izay no nifaliantsika tamin'ny faha-10 taonan'ny serasera.org koa angamba lasa ho fahazarantsika ny hihaona manodidina ny fotoan...
tohiny
novalian'i Oully ny 23/11/2010 17:57
mpampagolahy
(
05/10/2010 17:04)
Fantasmes
Ny vhv Malagasy hoa hoatran'ny menamenatra izany foana rehefa miresaka sexe na ny nofinofiny fotsiny , asa re dia inona loatra no mahatonga an'izany e??? sa mbola mandray foana hoe resaka maloto foana...
tohiny
novalian'i Bandygass ny 08/11/2010 04:48
vatofototra
(
05/10/2010 07:19)
Madagascar vers les Présidentielles : PATRICK RAHARIMANANA 04 octobre 2010
Madagascar vers les Présidentielles : PATRICK RAHARIMANANA 04 octobre 2010
- Patrick RAHARIMANANA Candidat à la prochaine élection présidentielle
Participer au débat sur le projet économique...
tohiny
novalian'i andrywui ny 11/10/2010 14:22
cyril
(
04/10/2010 11:27)
Nitono tena ho azy i gratos , tsy iza fa andrywui
Kobo ialahy ragratos=wiwi=andrywui mpandefa sary porno teto ialahy , mpanao copie coller , mpanaratsy mpisera sy miady @ vehivavy izay no mba zavatra hain'ny lohakelin'ialahy hon hon hon her her
Omal...
tohiny
novalian'i cyril ny 17/12/2010 13:16
nilex
(
04/10/2010 10:38)
COURS HARDWARE
Salut daholo,ho an'izay te hianantra dépannage informatique tena milay dia mampianatra aho ,tsy dia lafo nefa tena ataoko mahay tsara ianao.MERCI...
tohiny
novalian'i infiny ny 05/10/2010 14:51
gratos
(
04/10/2010 10:07)
Guerre de COPAIN en ligne
Misy zava-miseho mahavariana dia mahavariana ato amin'ny serasera amin'izao fotoana izao dia izany Titre hoe :SAKAIZA MANODY IZANY le izy ka aleo avoaka ho hitampoko , hitampirenena eto zay tena tsy v...
tohiny
novalian'i gratos ny 14/10/2010 20:30
RAR.DAGO
(
04/10/2010 07:26)
nouvelle constitution :un changement qui ne change rien
Mba tsy hirefarefa @ tany sy ho fanasoketana fotsiny no hiadiana hevitra mikasika ny lalam-panorenana vaovao atolotra dia misy mpahay lalàna - Sahondra Rabenarivo - nanazava ny antony tsy tokony hifi...
tohiny
novalian'i piozila ny 16/10/2010 08:37
ydifas
(
04/10/2010 07:03)
Tsy rava ny didy folo
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'Ilay Avo indrindra ny tenako
Tamin'ny andron'i Mosesy (Môizy) dia nanome lalàna Andriamanitra dia ny didy folo izany. [b]Eksodosy 20[/b]. Satria hitan'Andriamanitra ...
tohiny
novalian'i diniho ny 06/04/2013 15:03
niryna
(
04/10/2010 05:09)
Izany hono !!!!
Nisy fandaharana iray izay nojereko,sady dokotera ilay ramatoa no kristiana ihany koa ary nizara tao anatin'ireny atao anatin'ireo vehivavy manaraka fandaharana fivavahana ,mampianatra zavatra mety ah...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/10/2010 15:45
niryna
(
04/10/2010 04:56)
Andravoahangy Fivavahana
Izaho ry zareo mba te aheno ny tantaran'io fiangonana io,raha toa ka mahalala ny tantara nisy sy mbola misy ao hianareo,raha toa ka honohono kosa dia tsy maninona fa tazomy e
Miresaka foana ny olona ...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 15/01/2015 04:38
cyril
(
03/10/2010 09:55)
Aiza rabatisata milaza azy ho mafibe ialahy zama91 sarimbavy !!
Milaza azy ho mafibe le zama91 hay sarimbavy , ndana ialahy miresaka ary @ resa-behivavy e, bandy midpra ialahy , hon hon hon ,
-milaza fa entrepreneur hay bandy mpanao asa au black hon hon hon , h...
tohiny
novalian'i 0uioui ny 22/12/2010 10:18
bazylou
(
03/10/2010 08:45)
diniho vakio
PROJET DE CONSTITUTION
PRESENTE PAR LE COMITE CONSULTATIF CONSTITUTIONNEL
PRÉAMBULE
Le Peuple malagasy souverain,
Affirmant sa croyance au Dieu créateur,
Résolu à promouvoir et à développer son...
tohiny
novalian'i gasyjean ny 15/10/2010 12:41
bazylou
(
03/10/2010 05:57)
konstity repobalika IV
ROJET DE CONSTITUTION
PRESENTE PAR LE COMITE CONSULTATIF CONSTITUTIONNEL
PRÉAMBULE
Le Peuple malagasy souverain,
Affirmant sa croyance au Dieu créateur,
Résolu à promouvoir et à développer son ...
tohiny
novalian'i nyhaingo ny 06/10/2010 16:16
cyril
(
03/10/2010 03:23)
raikitra ny ady eo @ ry cyril vs cyril
Ato misy cyril 1 milaza azy fatsora lahy tompon ity ps ity,ouioui na i pikatti no ps ny specialiteny tia mampiady olona ,vexe,ireto ps fampiasany foudre,gratos,mpandrindra,,ngaila ao koa ny cyril...
tohiny
novalian'i cyril ny 06/11/2010 15:03
piozila
(
02/10/2010 13:15)
IO ARY
Manentan ny olona tsy handeha hifidy ry zareo ao amin'ny 3 mouvances, ary izay mihintsy lay efa nitrikitrihako teto tapa-bolana lasa izay.
Ahoana moa no handehanana mifidy kanefa:
Ny zavatra ho fidian...
tohiny
novalian'i milamm ny 06/10/2010 02:13
AndriambyII
(
02/10/2010 08:07)
Apocalypto .
Sao mba misy namana afaka m-télécharger an' io film io ?Isaorako mélou .
Acteur M.gibson .Film tiko ho hita hatry ny ela nefa dé tsy nahita opportunité ah ny hahazahoana azy na teny @ grandes sur...
tohiny
novalian'i hery ny 26/10/2010 15:31
