Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
24/09/2010 05:48)
Ny lelan'ny marina dia fanasitranana
Amin'ny fahotan'ny molotra dia misy fandrika ahitan-doza.Fa ny marina ho afaka amin'ny fahoriana.
Ny vokatry ny vavan'ny olona no mahavoky soa azy.Ary ny asan'ny tanany hitsingerina aminy.
Ny lalan'ny...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/09/2010 16:17
niryna
(
23/09/2010 17:03)
Fahano ary ny ondriko
Hoy ny teny ao amin'ny soratra masina miteny hoe "Raha tia ahy ianareo dia fahano ary ny ondriko (Jaona 21-17)
Inona no teny tiana ampitaina antsika rehetra indrindra ireo olona sasatra ny manenjika...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/09/2010 15:55
rijadolly
(
23/09/2010 16:15)
KAKAKAKA EFA ELA BE
Tsy tadidiko hoe taona in moa ny frais bus no nisy fiakarany 50ar, lasa 150ar na 250ar izy izay. Tena marina indray izy ty an!
Efa somary sorena ny olona fa niakatra ny frais, ary dia sahirana ny mpa...
tohiny
hery
(
23/09/2010 13:53)
ArtistX System
Tsy mbola nidera OS Linux teto mihitsy aho hatramin'izay satria toa mitovitovy daholo ihany ny zavatra avoakany. Fa tamin'ity indray mitoraka ity tena chapeau.
ArtistX no anarany. Ary misy LiveCD az...
tohiny
novalian'i hery ny 28/09/2010 07:26
ouioui
(
22/09/2010 23:41)
Valin-kafatra ho an'i hery-(fianakams)
Fa inona foana bainn no tsy revin'elah @ dinika alefako ??? raha tsy zakan'ny vavonin'ingahy de lazao fa aza manao adin'olona kanosa bainn,
Nalefako ny resaka lalçna mifehy ny mombamomban'ny rés...
tohiny
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 01:19
fijo
(
22/09/2010 19:35)
izy hiraharaha?
> Divers
Conférence nationale
Difficile retour pour certains participants en provenance des districts
mercredi 22 septembre 2010, par Bill
Agrandir le texteDiminuer le texteVersion texte
Des cong...
tohiny
novalian'i ngaila ny 23/09/2010 11:02
fijo
(
22/09/2010 19:15)
papa tany angletera??
dia gaga aho raha nahita taminn'y vaovao,fa tsy mahalala ny anaran'i papa akory ny vahoaka ao angletra????????tena le fankahalana ve no mahatonga izany sa tena tsy firaharahiana fotsiny????nefa hono s...
tohiny
novalian'i cyril ny 05/10/2010 20:51
falyfenosoa
(
22/09/2010 13:42)
Tantara marina RA8 # TGV
Izay indray vao afaka nitsidika kely e!
Asa izay mahatadidy fa hatramin'ny panneaux publicitaire tetsy Antanimena izay an'i INJET no efa nilan'i dadarabeosy vaniny izay miseho ho manana noho izy, t@ f...
tohiny
novalian'i diloo ny 24/09/2010 23:56
pisou206
(
22/09/2010 12:56)
MOFON'AINA ISAN'ANDRO
Bjr,
maninona hoa ra mofon'aina in-1 no hifampizarana eto e
Mab liana amin'io a mantsy fa saingy mbola vao mianatra soratra masina e
misaotra @zay afaka manome fanazavana...
tohiny
aaaa
(
22/09/2010 09:02)
carte graphique
slt,
in no karazana carte graphique ( caracteristique) tsara safidina raha hampiasa logiciel resaka image tahaka ny photo shop, na auto cad ....resaka traitement d'image zany no tiako hatao e. ...
tohiny
novalian'i nilex ny 20/10/2010 09:44
ouioui
(
21/09/2010 22:02)
Aza dia mandefandefa sary loatra ary safidio tsara izay ho namana
Tato ato dia nisy fitarainana foana ny @ resaka sary nampiasan'olona etsy sy eroa teto @ serasera , ny zavatra tsapa aloha dia resaka tany ho any izy ireny alohan'ny nipoirana teto
Aza dia mandefande...
tohiny
novalian'i zama91 ny 22/09/2010 09:30
rijadolly
(
21/09/2010 18:32)
KAKAKA EFA ELA BE
andao hamerina ireny fampihomezana taloha ireny e!
anakiray tamin' ireny ohatra:
Anisany tena tranainy be mihitsy tamin' izany ireny machine fanoratana ireny teny amin' birao mpanjakana samihafa, hany...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 22/09/2010 15:12
fijo
(
21/09/2010 18:27)
hoan'ilay akamasoa
Tsy omena vola, tapahina ny fiaraha-miasa sy ny fifandraisana ara-toekarena. Amin’izao fotoana izao dia misy ny fivoriam-ben’ny firenena mikambana handraisan’ny filoha mpitondra fanjakana manera...
tohiny
novalian'i ngaila ny 23/09/2010 11:05
fafane
(
21/09/2010 15:27)
maninona ny olona @zao fotoana no bedebe no tsy mahay mamela heloka ? sady mbola mifankahala ihany koa?
Maninona ny olona no bedebe no tsy mahay mamela heloka sady mbola.mifankahala ihany koa? Bedebe ny manao.an'io, eny na de reo milaza azy fa mivavaka aza de tafalatsaka ao anatin'zany, nefa isika aza n...
tohiny
soanja
(
21/09/2010 14:07)
Mila fanampiana resaka info ao Mada.
Sao mba misy mahalala re ianareo azafady hoe iza/ aiza ao amin'ny governemanta no afaka manome ahy ity valim-panontaniana ity fa tena ilaiko maika. Sao misy mahalala ny contact tokony antsoiko. Ny min...
tohiny
novalian'i bazylou ny 13/12/2010 19:44
rebeccaF
(
21/09/2010 13:32)
Mahagaga
Miarahaba ny rehetra!
Zava-misy nahavarina ahy ireto mba holazaiko anareo ireto.
nanao vakansy tany Madagascar aho tamin'ny volana jolay sy aogostra teo, ary nandalo tany Espagne nialohany niverenak...
tohiny
novalian'i soanja ny 22/09/2010 10:36
roxanaha
(
21/09/2010 09:02)
Misaotra ny Tompo aho! bevoka ihany enfin!
salama daholo!
Herintaona mahery zay, nanokatra forum za, tsy tadidiko tsony na tao @ rubrique "fahasalamana" na tato ihany hoe" vehivavy tsy mety bevoka"(pseudo roxanaha).
Ankehitriny bevoka soa a...
tohiny
novalian'i herim ny 21/10/2010 12:25
mirananirina
(
21/09/2010 08:44)
Valin-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)
Jereo dinika momba ny serasera...
tohiny
novalian'i ngaila ny 23/09/2010 11:04
mirananirina
(
21/09/2010 08:43)
Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)
Jereo dinika momba serasera...
tohiny
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 01:55
mirananirina
(
21/09/2010 08:37)
Vali-kafatra hoan'i Cyril(fianakams)
Hoy ilay fianakams olona 1:
"[b][u]andrywui - 17/09/2010 11:02
-- hon hon hon !... inona ndray no mampanahy be an'i Mirananirina otran'io ? tsisy manapetsa anao eo Madame fa aza mataoatra a! ..enao...
tohiny
novalian'i cyril ny 04/11/2010 16:13
