KAKAKAKA EFA ELA BE

1. rijadolly ( 23/09/2010 16:15)
Tsy tadidiko hoe taona in moa ny frais bus no nisy fiakarany 50ar, lasa 150ar na 250ar izy izay. Tena marina indray izy ty an!

Efa somary sorena ny olona fa niakatra ny frais, ary dia sahirana ny mpanampy ny mpamily eo amin' famerenam- bola.
- Mba atabaro kely ny antsika ao aoriana ao azafade!,Mba ataovy madinika รด!
tampitra aza ty rondelle, tsy nisy 50ar amerenana intsony.

receveur - tsy misy madinika angaha any amin' ramose?
mpandeha - tsy misy ( amin' avonavona)
- ka tsy misy hamerenako intsony anie ramose e!
- Ataovy bonbon ny fameriny...


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3972