carte graphique

1. aaaa ( 22/09/2010 09:02)
slt,
in no karazana carte graphique ( caracteristique) tsara safidina raha hampiasa logiciel resaka image tahaka ny photo shop, na auto cad ....resaka traitement d'image zany no tiako hatao e.
répondu par nilex le 20/10/2010 09:44
2. nilex ( 23/09/2010 07:58)
slt,ny tena tsara aloha dia ny mémoire RAM mihintsy no akarina kely ,ny tena tsara aloha dia eo @ 2G eo e dia avy eo ny carte graphique eo amin'ny 256M eo farafahakeliny fa raha tonga 1G koa no tena tsara ,ireny GEFORCE ireny aloha no tsara izao e, fa misy ny tena tsara fa lafo koa a.
3. hery ( 28/09/2010 07:28)
Raha traitement d'images tsotsotra dia tsy dia mila carte graphique henjana loatra. Raha vao manomboka mi-traiter sary mihetsika (video, animation, 3d na games) dia mila carte matanjaka. Dia mazava ho azy, izay lafo kokoa sy be memoire kokoa no tsara kokoa.
4. oceana ( 04/10/2010 12:25)
ity no config hitako hoe antonony
Ram 1Go ( na tena minimum 768Mo )
Graphique 256Mo/512Mo marque Geforce ( pci express no tena tsara )
Proc 2.66Mhz ( "pentium" na ireny hoe "Core" ireny ) eo eo fara fahakeliny
Raha autocad kosa nefa na 512mo aza ny ram + 128Mo graphique dia efa mety 3D
5. aaaa ( 08/10/2010 14:09)
le hoe core misy karazany hoe ''dual core'' na hoe ''core 2 duo'' iza no tsara kokoa?
6. ravatorano ( 20/10/2010 07:49)
ilay dual core no ampiasaiko fa iono lazain ny bobaka fa matanjaka fa ilay akiray tsyhiako kle
za mampiasa fotsiny fa tsy maay pitsony
7. nilex ( 20/10/2010 09:44)
eny e, efa tsara ny dual core fa ny core2duo koa vao maika tena milay be miampy ram ambonombony ,tena misosasosa be ny machine.Ohatra hoe E7500 ohatra .Tena tsara io fa andramo.Tsy misy tonga lafatra koa ange fa rehefa mandeha tsara dia izay e.Mahazotoa ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1707