Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
cyril
(
17/09/2010 12:08)
Ahoana ny hevitsika amin'ity fa eken'ny Foibe ao Vatican ara-dalàna ity .....
EVEQUE-MAGICIEN ry havana ao Grenoble ...
http://www.lanouvellegazette.be/regions/basse_meuse/2010-03-23/nous-avons-rencontre-l-eveque-magicien-769689.shtml
[img]http://www.lanouvellegazette.b...
tohiny
novalian'i victoria ny 05/10/2010 12:02
piozila
(
17/09/2010 06:08)
FAIZANA IREO MPANAO POLITIKA MIADY SEZA
Ry vahoaka malagasy,
Mazava izao fa tsy misy fitiavan-tanindrazana eo amin'ireo mpanao politika(sandoka) eto Madagasikara
Mazava fa fitadiavana tombontsoa manokana sy fivarotan-tanindrazana no miseho ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 30/09/2010 14:06
fijo
(
16/09/2010 20:46)
hoan'ilay akama milay be e
12h30 - 16/09/2010: Les participants à la Conférence nationale résidant à Alarobia ont boycotté la séance de la matinée de ce jour à Ivato pour des raisons pécuniaires semble-t-il. En effet, ...
tohiny
novalian'i cyril ny 20/09/2010 15:56
ouioui
(
16/09/2010 14:21)
Kato any @ Anglikane
Mahamay ndray ny Pape voapotsitra lava ny hifona @ reto pretra manao lamody pédophile tony , iny moa eo ihany fa hay ve avy tao @ kato koa no nisaraka e
Ary tena vrakiny mihitsy izany ny olona niala...
tohiny
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 02:08
Tanjaka
(
16/09/2010 14:17)
Malagasy en ôtage (Niger) t@ 15/09/10
Mba manan-kevitra ny hanavotana azy ve ny mpitondra eto Dago amin'izao ? Sa mety hiteny hoe "izy no te-handeha any !!" Inona no mety ho paikany na drafitra hapetrany ? Ary ianao ? Tokony hanao hetsika...
tohiny
novalian'i Tanjaka ny 21/09/2010 19:06
AndriambyII
(
16/09/2010 10:25)
Malagasy iray voatazona .
Otages fito any Niger mpiasan' ny areva sy statom , 5 français , 1togolais , 1 malagasy . ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 21/09/2010 11:25
ydifas
(
16/09/2010 05:40)
TOMBAM-BIDY
Faly miarahaba anareo amin'ny anaran'ny Tompo indray ny tenako
[b]1 Petera 1/18 - 19[/b] [i]"fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy volamena, no nanavotana anareo tamin'n...
tohiny
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 02:19
fijo
(
15/09/2010 20:03)
ai ai ai
Cher Odon, de la part de Louis de Gonzague
Cher Odon, de la part de Louis de Gonzague
COURRIEL’’ OUVERT A L’ATTENTION DE L’ARCHEVEQUE D’ANTANANARIVO, MGR ODON MARIE ARSENE RAZANAKOLONA
TrÃ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2010 20:43
Tokinao
(
15/09/2010 18:23)
operateur inona kay ny (00261)30 xx xxx xx azafady?
manaona daholo ô.
operateur inona kay ny (00261)30 xx xxx xx azafady?
misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i Tokinao ny 16/09/2010 18:19
Tokinao
(
15/09/2010 18:21)
operateur in kay ny (00261)30 xx xxx xx azafady?
Manaona daholo ô!
Misy miantso ahy @'ity num ity ange ka tsy haiko hoe operateur inona no miatomboka @ 030 xx xxx xx.
ny haiko manko dia 033=zain, 032=orange, 034=telma. fa 030 tena tsy haiko.
Mis...
tohiny
cyril
(
15/09/2010 16:28)
Raha mandinika isika dia "jereo tsara dia vakio tsara" anie fa ....
... manohitra ny hevitra Kato boraingona sy tsy mitombina ary mampihoron-koditrabe an'ireo [u]"bandy roalahy na telo dahy"[/u] farafahabetsany ireo ny ankizy rehetra ato e !!....
-fa nahoana tokoa ??...
tohiny
novalian'i andrywui ny 16/09/2010 09:31
kaktus
(
15/09/2010 04:54)
inona ary izany?
inon ary izany: mifanohitra @ lehilahy bokona...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 06/11/2014 12:58
bazylou
(
14/09/2010 17:19)
mitsangna izaay hifanao 1 sy 1 ary e
mitsangana raha mafy ne daholo noho le pra ianareo fa aza lany wawawa eo fotsiny.
Mitsangana raha be diploma maiaminatany daholo.
Mitsangana hoy aho fa aza be marenina na mitady tany malemy anorenam ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/09/2010 18:00
cyril
(
14/09/2010 15:35)
tandremo isika amin'ny fampandriana adrisa sy ny Teny Tsara lahatra fa ...
Efa nisy faty olona be natao nefa mbola takotakonan'ireo Tompo menakely taty aoriana ihany na izy minia mikimpy eo anoloan'ny fahamarinana tsy mety maty !
---Ny ady Lehibe rehetra sy ny fanafihana ny...
tohiny
novalian'i andrywui ny 16/09/2010 14:47
cyril
(
14/09/2010 15:19)
Ny ady Lehibe rehetra sy ny fanafihana ny Lutheriens talohaloha teo ireny dia ny fi- torturé -na olona zay azon'ny Kato babo sy ny famonoana olona amin'ny fomba mahatsiravina (ohatra tetehina otran'n...
tohiny
novalian'i ouioui ny 16/09/2010 14:09
AndriambyII
(
14/09/2010 09:59)
Tsy tokony hampidirana vahiny aloha ny olam-pirenena @ izao fotoana izao.
Tsara raha ny malagasy samy malagasy ihany no mamaha ny olana politika misy ! Efa samy mba niezaka nanazava ny tantaram-pirenena ihany ny tsi 11 teto @ sera² na dia mbola betsaka aza ireo mpiondana...
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/09/2010 14:41
kaktus
(
14/09/2010 04:59)
sos mijaly
za ry reto mahatsiaro mijaly fa tsy mety misaraka @ko lery nefa tsy ato @ko tsony le FITIAVANA. toroy hevitra
...
tohiny
novalian'i kaktus ny 17/12/2010 05:00
locl
(
13/09/2010 19:45)
Tany Dago aho
Vao tonga taminy alakamisy teo aho, 3 semaines tany Dago.
Ny zava misy aloha dia tsorina fa dia tanana tsy misy lalà na intsony ao, samy manao izay saimpatany ny olona rehetra.
Ny Police sy Miaramila ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/09/2010 14:32
milamm
(
13/09/2010 19:17)
Lany mpitarika sy mpitondra mahay ve i Madagasikara ?
Na dia tsy nandalo matetika teto aza dia manan-kambara noho izao fotoana mivaivay lalovany firenentsika izao @ maha-olompirenena ny tena, ezahina ho fohy ny ambara ary ialan-tsiny izay tsy maharitra ....
tohiny
novalian'i milamm ny 20/09/2010 19:06
andrywui
(
13/09/2010 12:38)
FANOTANIANA FE FANOTANIANA HO ANTSIKA MPISERA ...
--- Hoy tenin'Andriamanitra : " Aza manao ny [u]rainareo ety an-tany[/u] fa mahatsiarova mandrakariva ilay [u]rainareo any an-danitra dia jehovah[/u] Tompon'ny maro izany !!!... "
fanotaniana ary : ...
tohiny
novalian'i ouioui ny 23/09/2010 21:30
