Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
04/09/2010 13:46)
esy e ry tim e,,,
nizara karatra koa izy mianakavy le aza, beuuurrk...
tohiny
novalian'i mion ny 09/09/2010 14:24
ari.malala
(
03/09/2010 13:37)
Ny Kristianina sy ny fanandroana
Miarahaba ny rehetra,
Mba te hahalala hoa zaho hoe mifanohitra @ fivavahana kristianina tokoa ve ny fanandroana? raha atao hoe anganon'ny ntaolo malagasy fotsiny iany, ny vazaha koa anie mba manandro...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 14/09/2010 11:01
emonate
(
03/09/2010 09:38)
fanalanjaza
mba ameo hevitra aho f tena very hevitr mihints bevoka mantsi ni sipako
de mbola tsi te hitaiza zay . ahona no ataoko .iza no hanatonako f ho asaronay leizy
d oatrina kay ni manala zaza .@ zao de ai...
tohiny
novalian'i bonne ny 27/10/2010 16:36
emonate
(
03/09/2010 09:33)
fanalan jaza
mba ameo hevitra aho f tena very hevitr mihints bevoka mantsi ni sipako
de mbola tsi te hitaiza zay . ahona no ataoko .iza no hanatonako f ho asaronay leizy
d oatrina kay ni manala zaza .@ zao de ai...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 07/09/2010 11:47
ndenn
(
02/09/2010 20:36)
Ny univers hoy ny sasany manoloana an' Andriananahary.
http://fr.news.yahoo.com/76/20100902/tsc-dieu-n-a-pas-cr-l-univers-5a9d534.html...
tohiny
novalian'i Aries07 ny 06/09/2010 16:23
bobone
(
02/09/2010 14:27)
Vahona
salama daholo ianareo namana !!!
asa na efa renareo aloha fa misy vahona FOREVER any amerika no ahitana azy !
fanampin-tsakafo mahasitrana ny aretina izy io !!!
na inona olana mahazo anay ! na ASTHME...
tohiny
novalian'i harry5 ny 02/02/2011 13:12
ikaretsaka
(
01/09/2010 22:28)
Tsetsatsetsa tsy aritra kely fotsiny
nasain'i Mpanazava nanokafana lohahevitra vaovao moa ity ka indro ary:
[quote= hoy i hery momban'ny resaka tary ambany tary momban'ny katolika]
Tsy avy ao amin'ny baiboly daholo ny foto-pinoan'ny Ka...
tohiny
novalian'i ouioui ny 08/09/2010 22:51
hery
(
01/09/2010 15:36)
Fitadiavana ao amin'ny tahiry Karajia
Asa na hitanareo fa efa mandeha ilay fitadiavana teny na olona ao amin'ny tahirin-dresaka ao amin'ny karajia.
Rehefa miditra ao amin'ny tahirin-dresaka http://karajia.org/karajia/archives dia afaka m...
tohiny
novalian'i ouioui ny 04/10/2010 20:11
irolakely
(
01/09/2010 12:52)
hisafidy vady!!sarotra @lhl ve izany??
betsaka loatra ny ripa erahana!tonga nefa ny fotoana anambadiana!tsy hita tsony hoe iza @izy ireo no ho alaoiko!!!inona n atao??...
tohiny
novalian'i hery ny 25/02/2016 15:53
RUZ9
(
01/09/2010 12:15)
DINIKA FAT, be théorie, tsy ilaina
TSY MILA THEORIE?
Hay ve mahalala an'izany ny pHAT e; nefa iza no tena be théorie eto? ilay voatonona eo ambony ihany
Ny resaka aloha dia mipoapoaka mihitsy e, fa ny "pratique" = 0;00000000000000...
tohiny
novalian'i papala ny 09/09/2010 10:44
ouioui
(
01/09/2010 11:27)
KARAJIA
[quote=arialy]
misy fona ny miteny oe ny op tsy mandaka namana, nefa refa anotaniana ilay pseudo oe iza lay naman, ovina no nitranga ny film, tsy mahita avaly
lazaina fona koa ny op oe masika sy injus...
tohiny
novalian'i cyril ny 04/10/2010 21:58
Rabaradaka
(
01/09/2010 11:01)
Alahamady be volana Malagasy tena izy
Ny Jaky mena sy ny zanaka Ambohitrabiby dia nanome daty ny Alahamady izay tsoriko eto fa diso ary lasa fitaovana politika ilay Alahamady amin-dry zareo.
Ny Alahamady dia mifanakaiky foana amin'ny foto...
tohiny
novalian'i cyril ny 23/10/2010 20:46
hery
(
31/08/2010 22:38)
Misy 1000 bornes koa ao amin'ny karajia
Mahafaly ny milaza amintsika fa hitako misy lalao 1000 bornes koa ao amin'ny karajia.org amin'izao fotoana izao. Raikitra ny course :-)
Rehefa tafiditra ao amin'ny karajia dia soraty fotsiny hoe /join...
tohiny
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 01:46
andrywui
(
31/08/2010 22:01)
fa maninona tokoa no molamola be izy ireny e...
Ireny mompera ireny hoa maninona no vao mahita sipasipa kely ireny de mandrimandry maso sy jilaka be miaingainga be zany ry zareo e... de refa sendra iray toeran amina masera ndray anaty bus na amin t...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/09/2010 22:41
ouioui
(
31/08/2010 20:13)
SALISALI DAHOLO NDRAY NY AKAMA TSY HANKANAVAKA
Nangingina ratsy ndray ny tanàna klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/emoticones-msn-bravo.gif[/IMG]
, resak'olona privé tany iny izany , araka ny lohateny dia ny momba ny se...
tohiny
novalian'i ouioui ny 08/09/2010 23:01
zakilinina
(
31/08/2010 11:49)
Aleoko ihany i dadanay hoy i Dadah (Mahaleo)
Ao amin'ny gazety basy vava no nahitàna izany. Jereo haingana fa mihodina malaky ilay gazety.
http://www.basyvava.com/songadina/
Tsy manao dokam-barotra akory Razakilinina fa gazety milaza ny parina ...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 01/09/2010 14:25
mion
(
31/08/2010 08:40)
mitady logiciel HACKINTOSH ho apetraka @ PC
salut daholo
Pc ny matos ao de nefa noho ny asa de tsy maintsy mi-dev ho an'ny Mac koa hono. za tsy manana mac fa raha mba misy manana le logiciel hackintosh iny nareo (Snow Leopard v 10.5.6 angamba ...
tohiny
andrywui
(
31/08/2010 08:08)
Aleo isika mba mivadika TGV daholo amin'izay satria ....
Inona tsony ary no dada ho tohanana eo e! ... aiza ze dada atao ramatahora eto tsony ?
aiza ze dada natao tohatra fahiny ? aiza i dada mba fanantenan'ny mpiondana teto hatramzay ? aiza ze dada niton...
tohiny
novalian'i piozila ny 06/09/2010 15:29
pisolahy
(
30/08/2010 19:50)
manontany tena sady mba te anontany vahaolana
salama daoly,toy izao ny blem-ko, 5 mois zay zao aho no niaraka t@oul, ary tena nifankati ts nisy otrizany zay. t@volou za lou ts de tena sur ny fitiavany fa refa nande teny ny ftona d itako fa tena t...
tohiny
novalian'i hanjaris ny 22/05/2012 13:10
Lejoba
(
30/08/2010 14:53)
taloha sy ankehitriny
Taloha : fitiavana natoraly : lavitry ny maso, lavitry ny fo
Ankehitriny : fitiavana virtoaly : izay lavitry ny maso no akaikin'ny fo...
tohiny
novalian'i foudre ny 02/09/2010 11:18
